Vola aloha vao fitiavana
21. Herimiafina
(
07/10/2007 21:30)
"Vola aloha vao fitiavana", eo aloha tsy misy olana.
Fa ny mety ho olana dia "vola aloha kanefa avy eo tsy nisy fitiavana mihintsy", satria varavarana diso no nidirana satria ny an'ilay mpanambola mety tsy fitiavana no notadiaviny fa zavatra hafa dia rehefa azony iny dia iny izy no tsy hita! :^):@

22. Jeankely
(
08/10/2007 05:10)
Miaraka ireo rehefa mahay mijery sy mandalina angamba. Raha ny manambola fotsiny no zahavinao dia mety sendra ny olona hividy vehivavy ianao ary alohany ny vola dia lasa izy rehefa avy nanandrana. Tsy izay ilay tiana resahina fa hoe ampianarinao @'inona ny zanakao raha tsisy vola? Ampinananao inona ny zanakao raha tsisy vola? Ny nofon'ilery ianao no mihinana azy fa ny vola hikarakarana ny taranaka sy ny fiainana sa fahanana nofon'i Dada koa ny zaza?=))=))=))
23. Herimiafina
(
08/10/2007 05:27)
Tsy le vola no zava-dehibe fa ilay fahaizana mitady azy sy mampiasa azy!
Na ho tonga aminao aza ny 1miliara, rehefa tsy mahay mampiasa dia manisa folo andro fotsiny dia miala aminao indray izy.
:-D
Na ho tonga aminao aza ny 1miliara, rehefa tsy mahay mampiasa dia manisa folo andro fotsiny dia miala aminao indray izy.
:-D
24. sakaizakely
(
08/10/2007 07:47)
HM:
Tsy le vola no zava-dehibe fa ilay fahaizana mitady azy sy mampiasa azy!
=D=D=D=D=D=D
hain'i HM mihintsy ny mamakafaka ny tena votoatiny fa tsy hoatran'ilay etsy ambony mitsingatongatotra etsy manao resaky ny tsy ampy saosy
nendry jeannekely sarimbavy na saosy na fanahy zéro manatody aby :-D:-D:-D:-D
26. sakaizakely
(
08/10/2007 08:04)
soanja>
tsy manana rahalahy selibatera sady ampy saosy ve le zaponé io ? Za manko mbo mitady ...:-D:-D:-D:-D
karazan'ny miverina @ fanaon'ny taolo ihany anie izany ny an'ilay namanao : mariage de convenance na mariage de raison maharitra kokoa satria misy antony ifampitazonan'izy roa.
Rehefa tsy misy ny fitiavana, dia farafaharatsiny misy vola iononana 8-)8-)8-)
Fa rehefa tsisy intsony ny vola, dia ahoana ? Ohatra hoe tsy manana asa intsony ilay lhl ka tsy misy intsony ny vola ho fototry ny fiarahana, dia hiala ve izany ilay vhv, hitady lhl misy vola be indray , dia hilaozany eo ilay vady ? :{:{:{:{
Mbola tanora kely tsy mahalala izay atao hoe tena tia akory izy dia nanaiky nifatotra noho ny vola :roll::roll::roll: Tena nafoiny izany ny hoe fitiavana marina... Mampalahelo ihany ny fahitako an'izany. Raha mba ohatra ka hoe déçue be ny fiainana izy, voafitaka foana, dia farany naleony nifidy le be vola, mba mikopy ihany ...
Sambatra izy raha ny vola "fotsiny" dia ampy azy hanorenany fitiavana

27. Jeankely
(
08/10/2007 09:16)
Sarimbavy ahoana ry Sakaizakely? Efa nahita ahy nisy filahiana anga ianao? Ny hoe tsisy saosy dia ekeko ary tenea mahia mihintsy fa ilay hoe tsisy fanahy mbola sarotra no milaza fa ianao no tsara fanahy.
28. naughtyboy
(
08/10/2007 10:52)
zay any herimiafina zay mintsiny no marina,mahay mitady sy mapiasa ny vola fa tsy natao ho manipuler-ny fotsiny
29. Samoana
(
08/10/2007 13:00)
io kalakelin'i soanja io rehefa monamonaina ny volabe am-badiny ahiana hikarokaroka izay hotiaviny marina etsy sy eroa:-D
30. ikaretsaka
(
08/10/2007 15:35)
mampatsiahy ahy ilay fianakavian'ilay sipa vao nitady hiaraka tamiko taloha izay le..
le vao mampiditra amin'ny fianakaviany dia ny resaka sendra henoko tao ambadiky ny rideau de hoe "est ce qu'il a du fric", dia namaly an-reo rafotsikely hoe zao sy zao ny momba azy..
fa teo dia nanomboka mailo aho le!
dia nisy ny tsotsori mamba nisarahana dia... zao vao hoe ..soa ihany!

31. tywa68
(
08/10/2007 16:50)
Soanja : ny olona be vola mazàna tsy misy sentiments zany hoe tsy mila tia na tiavina ! tsy mitamby izany (satria azony vidiana ny tadiaviny @izay fotoana zay). Misy olona ohatr'izany hoe aleony tsy manisa fa mikirakira be, dia afaka mitia arak'ilay fomba sy finoany e :lol:
Sakaizakely : i jeankely anie vavy fa tsy sarimbavy e :lol:
Ika : fomban'ny RAD rehetra ny mitsinjo ny zanany :lol: ary tsy fanao ny mihaino ao ambadikin'ny rideau : antenaiko kosa fa tsy izay ihany no antony nisarahanao fa mba nisy zavatra hafa :wink:

32. diamondra27
(
08/10/2007 16:59)
aleo aloha hitady vola fa rehefa misy ny vola dia tsy mangataka amin-drakoto sy rabe tsony
de refa tonga ny fitiavana de raisina antanandroa, welcome:wink:
mirary ny rehetra hahita fahasambarana e!
le solitaire koa ange mba misy fahasambarana e!
de refa tonga ny fitiavana de raisina antanandroa, welcome:wink:
mirary ny rehetra hahita fahasambarana e!
le solitaire koa ange mba misy fahasambarana e!
34. naughtyboy
(
08/10/2007 18:12)
eny wa sao efa nisy porofo kosa ary tywa68 amzany vhv te ho zankely zany=))=))
35. tywa68
(
08/10/2007 18:20)
pissoa sy naughtyboy : izy miteny hoe vavy any @ momba azy koa ! sady io novaliany hoe efa nisy nahita ny maha-lahy azy angaha sns...sa miovaova arakarak'ilay sujet :-D:-D
36. sakaizakely
(
08/10/2007 19:23)
tywa sy pissoa> lesbo kay izany jeankely 8O8O8O8O8O8O8O8O8O
hahahaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaargh !
izay vao mazava ny resaka :?::?::?::?:
nisy dinika izay mantsy nilazany hoe "za gasy ary mankafy vhv malagasy" (fa tsy vazaha ss entendu)
sady raha vhv normaly ve hanao fiteny mivantambantana sy vulgaire be hoatran'io ? very tokoa ny mahavehivavy rey olona :-D
^:^^:^^:^^:^^:^^:^

38. menalamba
(
09/10/2007 08:14)
sakaizakely>Hoy mômpera izay hoe:Misitery izany zanako!:-D:-D:-DSady misy nono izy no misy volombava no misy filahiana sy fivaviana ...!!!Misy volo koa ny ranjony no sady mikavina izy..:°):°) Aiza ianao zankely fa tsy mahatoky intsony ny olona an?
39. Jeankely
(
09/10/2007 08:36)
Na normal na tsy normaly ny mivoaka ny vava sy ny atao mba ampifandanjao. Rehefa mitanisa baiboly dia tsara nefa avy eo tara @ vadin'olona sady mihanana ny vola tokony hividianana silipy ny zaza, mi-masta, mampirafy, mitia mitovy fitaovam-pananahana, sns. Iza no tena vizana ary iza no tena hamain'ny fanontaniana? Samy miandry ny farany na ny Baiboly sandoka na ny mpiteny ratsy. Ny vola tsy maintsy zahavina ary tsy mandeha ny fiara raha tsisy lasantsy. Na lazaina @ fomba mivavaka io na lazaina mivantana izany no marina. Tsy tonga any Europe eo akaikinao aho raha tsisy vola. Tsy manana elatra.
40. sitlo
(
09/10/2007 09:22)
Soanja:
Koa noho izany dia ahirato ny maso ry tovolahy Malagasy ary amboary ny saina.
:-D 8O :-D
Soanja:
Hatramin'izao anefa de salama tsara ny tokatranon-dry zareo ary milaza amiko izy fa sambatra eo anivon'izany.
Ny namako hafa nanambady vazaha koa de betsaka no toy izany.
Izy milaza hoe sambatra satria jamban'ny vola izy. Sao dia tsy izahay kosa no mila haniratra ny maso fa izy.
Izany ange ohatra ny hoe mpivarotena mandra-pahafaty eh. Fa mandamina ny sainy izy dia milaza fa jereo ny akanjonay, dia manantena fa idealy.
Ny vola fitady zama ah, ny herim-po fanary.
Fa nisy kofa akamako avy any Antsiranana any koa. Dia efa niteny an'io mihitsy. "Ny sipa nge azo vidiana eh" hozy lery. Koa dia ahirato ny maso ny tovovavy Malagasy isany. :-D