Ireo Milaza Azy ho Tsy Mpino

21. soanja ( 07/10/2007 15:07)
Koa rehefa dinihina izany ny eto dia adin'ny samy marenina ary fanalana ny sorisory!:-D:-D:-D ok Baby! ok!

Ndeha indray izany amboariko amin'io ny ahy ny fiheviko ny eto sao miakatra eo tansio.

Zah manko tena hoe saika hanezakezaka.:-D:-D :-*:-*:-*
22. rakaroka ( 07/10/2007 15:27)
:@:@:@8O8O8O
23. ikaretsaka ( 07/10/2007 15:36)
izay ilay ilaina ilay hoe hay ny mivazivazy dia hay ny manao serieux na aiza na aiza. fa tsy hoe rehefa mpivavaka dia tsy hihanihany. fa rehefa miady hevitra kosa dia ie.. manao serieux rehefa serieux ny resaka
24. soanja ( 07/10/2007 15:51)
fihanihaniana aloha amiko ny finoana e. Tena resaka serieux mihitsy!
saingy rehefa hifanaraka isika fa hanala azy eto de amboariko ny saiko fa azo atao tsara izany mba tsy hisian'ny aretinandoha. :-D:-D
25. naughtyboy ( 07/10/2007 16:04)
:-Dtsotra ny mpino mampita ny inoany @ hafa misy mandray tsara tsisy tsara, adidy vita iny tsy an'olondratsy:wink:
ny tsy mino mampita ny tsy inoany fa tsy mionona fotsiny oe tsisy ny inoany hafa asa iny na adidy na tsia:roll:atero ka alao fa azony tsara ze antsika de vita tsisy aretinandoha ny tantara,in mo no olana ny rehetra ze te hilaza ny heviny fifanakalozana no atao
de lafatra
26. ikaretsaka ( 07/10/2007 16:11)
soanja izany tsy mba manao opening jokes mihitsy rehefa mi sermon fa tonga de ho'zy ny baiboly ao amin'ny bokin'i.. toko faha... hoe ....:wink:
izany anie no ilaina ireny religious jokes ireny indraindray e... ary isika aza no mahatanty an'ireny noho ilay extremiste, azo ampiasaina tsara manko
27. kalina80 ( 07/10/2007 18:53)
Belle:

Nomarihako tato ho ato fa namerimberina ny fanaporofoany ny tsy fisian'Andriamanitra, Jesoa, sy ny sisa inoan'ny mpino, ireo namana mitonona ho tsy mpino. Etsy an-daniny, dia mbola tsy nahita mihitsy kosa aho aloha, olona mpino nitondra hevitra na antony hanamarinany ny finoany e!

Noho izany dia tsy azoko hoe, nahoana kay ireo tsy mpino no misisika mandefa ireny fanamarinany ny finoany ireny foana? Mety ho ireto manaraka ireto angamba ny antony; satria ve:

- te handresy lahatra ny hafa izy?
tsy misy mihaino sy miady hevitra mantsy izay atolony ka mila manamafy ombieny ombieny foana izy!

- enjehin'ny eritreriny izy?
mitady hirona hanaraka finoana iray efa misy izy, ka miezaka manamafy loha amin'ny fanaparitahana ilay antenainy fa mety mbola ho marina ihany!

- mandresy lahatra ny tenany izy?
noho ireo roa eo ambony ireo, dia tsy matoky hoe manaraka ny marina tokoa izy, ka manao dridran'ingilo hanasana ny ati-dohan'ny hafa!

Ny resaka finoana dia ny mitazona ny an'ny tena, tsy mila fanamarinana. Tsy mitsikera na manaratsy sy mitsara ny an'ny hafa. Ary mba ahamarina ilay fitenena hoe aza atao amin'ny hafa izay tsy tianao hatao amin'ny tenanao, dia hajao ny finoany tahaka ny anajany ny anao.


^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D:*


28. rabilabila ( 07/10/2007 20:28)
isika koa anie mitanisa "references" momba ny fisian'ny inoantsika e! dia safidy tahaka ny an-dry zareo koa ny mijery na tsy mijery azy. Ny antsika atao eto an-tokotany be eto koa matetika, dia maninona rehefa mba ny azy dia condamnena? critiqueo ny heviny dia challengeo! fa mba avelao izy hamoaka ny heviny fara-faharatsiny! Raha mi interesser anao ny heviny dia izay izany, raha tsy mi interesser dia aza rarahiana, raha manitikitika anao na mahafinaritra anao ny mizara hevitra aminy sy miady hevitra aminy, dia izay atao!


Misaotra dia misaotra an'i Ikaretsaka ( Olona misy karetsaka tokoa fa tsy grijakja amin'ny gadànà).:wink:

29. pissoa ( 07/10/2007 20:33)
=))=))=))
30. soanja ( 07/10/2007 20:47)
ikaretsaka:

soanja izany tsy mba manao opening jokes mihitsy rehefa mi sermon fa tonga de ho'zy ny baiboly ao amin'ny bokin'i.. toko faha... hoe ....:wink:
izany anie no ilaina ireny religious jokes ireny indraindray e... ary isika aza no mahatanty an'ireny noho ilay extremiste, azo ampiasaina tsara manko


Zah ry Ika tsy mba mitoriteny izany. Rehefa hiteny aho dia mijoro vavolombelona no adiko. Mitantara ny zavatra hitan'ny masoko sy renin'ny sofiko ary tsapako manoloana izany. Tsy mbola nisy joke aloha fa tena izy daholo e.
Avy amin'io no anatsoahako ny foto-kevitro.
Mety attention-getters io or not.
Tsy makamaka zavatra avy etsy avy aroa tsiponina aho rehefa mitoriteny fa io no tena ilazana azy, raha tsy efa eo am-pampianarana eo indray hafa fa tsy eo ampivavahana an, satria iny tsy maintsy fa tsy manana choix. Matetika mantsy efa hevitra noheverin'olona no iasana fa tsy hoe akory zah mpaminany vao tonga.:-D:-D:-D
Raha mbola tsy mi-drop fotoam-pivavahana ny ankizy dia mbola mi-sink tsara angamba ny fihevitro azy. Raha tsy izay dia izy sy Andriamanitra no mifandray any fa zah mpampita fotsiny. :-*:-*:-*


31. Rasiligaoma ( 08/10/2007 04:34)
ilay mijoro ho vavolombelona aloha tsy mety amiko e.
ny zavatra nitranga tamin'i Paoly manko tsy nitranga tamin'i Petera, na i Matio!
Nho izany mazava ho azy fa raha hoe izao no nitranga sy nataon'Aa tamin'i Soanja, tsy iny mihitsy no voatery hiseho amiko!
na ilay hoe soanja viavy moko aho lilahy! any dia efa samihafa!
32. niryna ( 10/10/2007 04:33)
Belle:

Nomarihako tato ho ato fa namerimberina ny fanaporofoany ny tsy fisian'Andriamanitra, Jesoa, sy ny sisa inoan'ny mpino, ireo namana mitonona ho tsy mpino. Etsy an-daniny, dia mbola tsy nahita mihitsy kosa aho aloha, olona mpino nitondra hevitra na antony hanamarinany ny finoany e!

Noho izany dia tsy azoko hoe, nahoana kay ireo tsy mpino no misisika mandefa ireny fanamarinany ny finoany ireny foana? Mety ho ireto manaraka ireto angamba ny antony; satria ve:

- te handresy lahatra ny hafa izy?
tsy misy mihaino sy miady hevitra mantsy izay atolony ka mila manamafy ombieny ombieny foana izy!

- enjehin'ny eritreriny izy?
mitady hirona hanaraka finoana iray efa misy izy, ka miezaka manamafy loha amin'ny fanaparitahana ilay antenainy fa mety mbola ho marina ihany!

- mandresy lahatra ny tenany izy?
noho ireo roa eo ambony ireo, dia tsy matoky hoe manaraka ny marina tokoa izy, ka manao dridran'ingilo hanasana ny ati-dohan'ny hafa!

Ny resaka finoana dia ny mitazona ny an'ny tena, tsy mila fanamarinana. Tsy mitsikera na manaratsy sy mitsara ny an'ny hafa. Ary mba ahamarina ilay fitenena hoe aza atao amin'ny hafa izay tsy tianao hatao amin'ny tenanao, dia hajao ny finoany tahaka ny anajany ny anao.



=D=D
Satria tsy manana porofo hilazana fa tsy misy Atra izy ireo,sady mazava ho azy fa na isika miaraka aminy na isika manohitra aminy.Tsy misy ny eo am-povoany.
Tsy mahita porofo izy satria opinion no hilazany hoe tsy mino aho.Manana Atra daholo ny olona tsirairay avy na ATra izay iray na atra hafa .
33. fijo ( 10/10/2007 21:16)
belle an,isika anie ka tsy voatery hoe hanana fomba fijery iray na mitovy e.aminay hafa ny fahitanay ny finoana,aminareo hafa koa.
simplex tsy manala aho ka,mampisaina fotsiny.
34. rabilabila ( 10/10/2007 21:59)
Tsy misy ny eo am-povoany


Ka ity izany ilay hoe :Izay miaraka amiko dia namako ,ary izay tsy miaraka amiko dia fahavaloko ??
Lalina indray izany leiretsy.
Rehefa maka kitay i niryna dia ataovy ilay maina tsara sao dia ditsoka rehefa mampirehitra an!!:wink:
35. fijo ( 11/10/2007 20:55)
loza marina.izay tsy kaolika ve tsy mpino sa izay tsy protes de tsy mpino ,sa izay tsy sekta no tsy mpino??tsy hay intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388