Nahandro gasy rehefa mody?

1. mangabe ( 05/10/2007 20:23)
Inona kay ny sakafo gasy angatahan'areo rehefa mody any dago? izao mantsy dia nandritriny 1 volana nihinana anana fotsiny tamin'ny 2003...:P:P:P:P Marina e!
Eo koa moa ny mofo gasy, koba mainty ao tana, mofo menaka. Saingy tsy tia ramanonaka moa dia nijery an'ireo zokiko namely ramanonaka fotsiny fa tsy nihinana :?
Izao aho te hinana sakafo sinoa mafy dia mafy...fa tsy ny sakafon'ny sinoa aty frantsa fa ilay tsock, mine sao, riz cantonais, wan tan mine, demi-lune ao tamatave.... angamba dia lany vola ao ambodin'ny pont rehefa mandalo any amin'ny manaraka!!! :oops: :oops: :oops:
novalian'i Annah2010 ny 09/08/2008 16:00
2. mirabela ( 05/10/2007 21:14)
:lol: néna ndray mofo tately, d mokonazy, d yaourt tiko, d limonad.mhhh, any iany n tena tsar reo sakafo reo:miam::miam::miam::miam:
3. menalamba ( 05/10/2007 21:37)
Koa tsy nivadika maintso ambaka ny roranao ve @ izany anana iray volana izany??:°):°)
4. nanoukely ( 06/10/2007 09:39)
nena ramanonaka na ramanonaka sy kafe vo maraina klou ; de atoandro ron'anana de @hariva vary @anana sy kitoza ! de refa alahady ravin-toto na hena kisoa sy voanjobory..... de ny gouté composé sy lasopy miaraka @nem mikarepoka sy salade de sosy voandro; miam miammm.... de le sandwich eny @pavillon analakely ko tiko be! de masikita le misy trafon'kena kely tetika kely iny oupssss aoka zay fa noana be za ...:-p
5. nanoukely ( 06/10/2007 09:39)
nena mofogasy na ramanonaka sy kafe vo maraina klou ; de atoandro ron'anana de @hariva vary @anana sy kitoza ! de refa alahady ravin-toto na hena kisoa sy voanjobory..... de ny gouté composé sy lasopy miaraka @nem mikarepoka sy salade de sosy voandro; miam miammm.... de le sandwich eny @pavillon analakely ko tiko be! de masikita le misy trafon'kena kely tetika kely iny oupssss aoka zay fa noana be za ...:-p
6. boubounezy ( 06/10/2007 10:48)
za alou d refa makany d karazana trondro lé amidy @ koveta reny ny vidiko bdb d andraoiko endasiko atonoko sns... fa tena afampo tateraka mintsy za ary tsy matavy akory miverina avy any dago miéna aza nefa ny tavinkena tsy tavinkena anina any.:miam::miam:
7. kallie ( 06/10/2007 11:42)
néna ko masikita d akoho gasy atao be sakamalao beuuuuuu d tsock ao am 67, hihihi d mangahazo ko za elabe tsy nihinana, lé atao bolédaka reny
8. boubounezy ( 06/10/2007 16:32)
kallie ary lé mangahazo amidy any bira mariatra b reny asiny zareo rano visy?:miam::miam: ny vary mitsangana kou milay b an!:miam::miam::miam:
9. pissoa ( 06/10/2007 21:27)
mangazo, ravi-toto, voanjobory, anamamy, ravim-bomanga, koba, mokary sy mofo mangazo ( namonjy an'le harivariva milahatra eny Ankatso mitsy :miam::miam::miam: ), patsa, pirina, trondro gasy, ramanonaka/mofogasy/grefy, sns :-D:-D:-D
10. soanja ( 07/10/2007 00:52)
-Zah raha vao any Dago de tsaramaso lena na petipoa sy henakisoa no tiako satria aty aminay tsy misy tsaramaso lena no sady tsy fihinako le hena refa aty.
-Amanahogo sy voanio ary amin'ny 67ha.
-Trondro gasy natao saosy.
- godrogodro
- oram-baranga
- Amalona
-Romazava sy ny lokomeky atono
- Kaja pika.
11. boubounezy ( 08/10/2007 09:21)
lé akou aton eo mamasina, ny maskita ny indra. eny @ av de l'indépendance kou ony feno zao.:miam::miam: d lé lsopy silamangany any tsimbazaza.:miam::miam: miam fona zany ny ady eo é!:miam:
12. boubounezy ( 08/10/2007 09:30)
[URL=http://img340.imageshack.us/my.php?image=78687171012520imgp1831hdv6.jpg][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/2051/78687171012520imgp1831hdv6.th.jpg[/IMG][/URL]
io ny 1
d io ny manaraka
[URL=http://img101.imageshack.us/my.php?image=78687171012520imgp3548hqq0.jpg][IMG]http://img101.imageshack.us/img101/8229/78687171012520imgp3548hqq0.th.jpg[/IMG][/URL]
io kou mbola misy
[URL=http://img101.imageshack.us/my.php?image=78687171012520photo401hax4.jpg][IMG]http://img101.imageshack.us/img101/2060/78687171012520photo401hax4.th.jpg[/IMG][/URL]
d io ny farany
13. boubounezy ( 08/10/2007 09:31)
[URL=http://img340.imageshack.us/my.php?image=78687171012520imgp1529hqt5.jpg][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/2784/78687171012520imgp1529hqt5.th.jpg[/IMG][/URL]
d dodo b @zay d rariva njay any @ boite.:}:-P
14. boubounezy ( 08/10/2007 09:32)
samy mifidy zé tiny dôly é! mazoto omana an!:miam::miam::miam:
15. mangabe ( 08/10/2007 18:59)
menalamba:

Koa tsy nivadika maintso ambaka ny roranao ve @ izany anana iray volana izany??:°):°)


tsia fa ny etana rehefa nody dia feno anana sy voa anana 8 mbola tyy leo foana e!)
16. mangabe ( 08/10/2007 19:02)
soanja:

-Zah raha vao any Dago de tsaramaso lena na petipoa sy henakisoa no tiako satria aty aminay tsy misy tsaramaso lena no sady tsy fihinako le hena refa aty.
-Amanahogo sy voanio ary amin'ny 67ha.
-Trondro gasy natao saosy.
- godrogodro
- oram-baranga
- Amalona
-Romazava sy ny lokomeky atono
- Kaja pika.

godrogodro...ela izay tsy nihinanako godrogodro izay (sento)

17. mandrindra ( 09/10/2007 18:46)
rehefa tonag eo antseranampiaramanidina eo ivato, miakatra ao anty fiara. mihazo an'ambodimita dia mijanona mihitsy aloha misotro kafe sy mofo gasy eo amorondalana; avy eo mandeha eny analamahitsy manao fihodinana faharoa ny sakafo marana mamely ramanonaka. ny sakafo atoandro fanangany miaraka amin'ny anamamy sy angivy. ny folakandro dia mihodikodina eran'ny tanana miarahaba fianakams miaraka amin'ny cageot ana beks. ny hariva dia skita ary revy mandramaraina. hmmmmmm

manimanina ny any aminay izaho e
manimanina tia hody
18. boubounezy ( 09/10/2007 18:53)
ary nankaiza lé labiérako teo???:?::?::?::-/:roll::roll::^):^)
19. boubounezy ( 09/10/2007 18:55)
nisy naka sy nisotro ny beksako teo:!::!: anao ankisava b mintsy za zany an! sô d mba ihery kosa aza ny naka azy teo fa tsy azo anaovana pub eto??:(:(:( za nefa mba saika ampirevy pokona:(:°)
20. mangabe ( 14/10/2007 17:11)
boubounezy:

ary nankaiza lé labiérako teo???:?::?::?::-/:roll::roll::^):^)


Voasotro-ko...kay azafasy tsy nofantatro hoe anao ilay izy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6605