Politika iraisam-pirenena,omeo ny hevitrareo!

21. naughtyboy ( 13/10/2007 18:30)
marina toko efa era imperialism ndray zao fa nilaozany toeandro ny colonialism,fa de ahona ny amintsika ao madagasikara de ataony tandrefana sy ny akamany ankalana ho tsindrina lava eo v mbo hanova fijery toy reo firenena andalampandrosoana ao Azia(malaysia,singapour sns..)
22. lagoon ( 14/10/2007 18:57)
naughtyboy:

marina toko efa era imperialism ndray zao fa nilaozany toeandro ny colonialism,fa de ahona ny amintsika ao madagasikara de ataony tandrefana sy ny akamany ankalana ho tsindrina lava eo v mbo hanova fijery toy reo firenena andalampandrosoana ao Azia(malaysia,singapour sns..)



Efa nodiavika ireo firenena notanisainao ireo.Ny matanjaka sy nanampy an'izy ireo dia ny sinoa,ny discpline ary ny fanajana ny fomban-drazana.Toy izany ve isika?

23. fijo ( 18/10/2007 19:46)
mahafinaritra ity dinika iray eto ity.
24. naughtyboy ( 21/10/2007 15:10)
tsy azo atao ambaninjavatra mintsy ny fanampiany ny hafa any ivelany fa ny fifehezana toekarena no tanjona voalohany,tena marina reo discipline sy tradition fitaovana azo anitarana reo fahaizana haitao(oh.atosika ny sehatry fambolena anisany ressource goavana satria mbola betsaka reo tany mamokatra ao madagasikara na de misy aza ny dorotanety,amboarina ny lalana,ny jono sns..)politikany kibo aloha mitombo ny vokarina mihena ny afarana misy koa ny ho avy ho any mpamboly efa nisy niatomboka ihany io t@ repoblika faha-2 fa nijanona avy eo ,ny lavitr'ezaka mo de toy ny fampianarana ,famoronana asa @ sehatra maro(fahasalamana,indostria,fifehezana ny varotra sy ny hetra na ny eo antoerana na iraisampirenena..)
ny olana tena goavana de fampandanjana ny fahefamividy ny vahoaka sy vidimpiainana vokatry ny
krizy iraisampirenena,ary miantraika @ rehetra
25. xxx ( 21/10/2007 20:36)
i Madagasikara dia toerana iray stratejika ao amin'ny oseana indiana afaka hatao base militaire tsara rehefa misy ady tokony hatao ao amin,ny tany arabo ao avaratra. varavarana aty atsimo andrefana izy raha Iran no resahana, torak'izany koa afrika atsimo rehefa tapina ny làlana amin'iny detroit de Gibraltar iny.
26. naughtyboy ( 26/10/2007 09:52)
azo ekena tsara zany fa ra ny bekitana zao defa nampiasa any diego garcia ho military base tsy lavitra antsika ..
ny olana ao iarahamalala de ny ady @ politikany kibo fa tsy Iran sns..
efa notsipihako tetsy ambony fa ny olana ao de fifandanjany fahefamividy ny vahoaka sy ny fiakarany vidimpiainana(inflation ozy ny teny baiko)
Inona no fitaovana entina miady anatsarana izany?tsotra ny fahaizana sy fahalalana ,atraiza ny ezaka efa vita @ reo? anjarantsika no mandinika ny bainga voavadika..
voafehiny antokon'olmbitsy ny fahefana afahana manitatra sy manolokolo reo( arakaraky ny firehana politika ananany)io no lesoka ,diso adiresy avy atrany ra vao izy reny no iresahana reo soridalana na volavolandalana @ fiainambahoaka akapobeny(tsy voahofana hanana ny atao oe intellectual honesty izy reny fa natao iaro ny tombotsoany manokana,de ozy za oe tsy ny manampahaizana no tsy ampy fa ny manampanahy ra resaka fitondrana(leadership)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069