Politika iraisam-pirenena,omeo ny hevitrareo!

1. lagoon ( 05/10/2007 20:11)
http://img146.imageshack.us/img146/1980/axisofwarsuy7.swf
2. Herimiafina ( 06/10/2007 05:53)
Mety hisy fahamarinany saingy mbola mila paramètres hafa maromaro ankoatry ny solitany vao voamarina ny resaka revolisiona sy ny ady, ary ny fanafihana.
Izay ilay hoe "AGENDA POWER".

Aiza izao i Bin Ladin? nahoana no nanamboarana fonja manokana any Guantanamo izay ahiana ho mpampihorohoro! :^)
3. lagoon ( 07/10/2007 08:06)
I Bin Ladin ange efa in-droa izao no tao anaty ny cibles ny miaramila frantsay tany Afghanistan fa tsy nanaiky ny US hitifirana azy e.
Amiko dia montage fontsiny iny resaka 11 septembre sy Bin Ladin iny.Mba hanamafisana ny politika dry leirony ary hahafahany manafika firenena sasany.
4. naughtyboy ( 07/10/2007 18:07)

ady tsy voasakana zany na tabatabaina lava eo aza ny demokrasia lazainy reto uncle sam reto fa nentiny @ ty taonjato iainatsika ty,inn no matonga ny ady alo,
toekarena sy politika (fanabeazana voho ny faritra iakinany aina /espace vital n'i darwin mety ho sakafo ,comfort,fandrosoana aratoekarena sns)zay tsy azo ampiarahana @ demokrasia na ny mangarahara aza tsy tonga any ampototsofiny vahoaka manerana ny tany fa azo vidiana de sesefana abobo fotsiny @ oe mamokatra hery nokleary i anona fa andao amboarina itadiavana lainga tsara fototra,refa ao aminao ny hery hangina fotsiny ve sa igidragidra,tsy vao zao akory io fa efa atr@ zay tantarany olmbel
5. Herimiafina ( 07/10/2007 19:33)
Ny resaka geopolitika anie misy foana e, ao ny rano, ny solika, ny diamondra, sns.
Saingy iny parametre iny tsy ampy entina hanaovana ady mihintsy.

Ohatra: ny resaka rano tamin'ny ady tao kippour tamin'ny Israely sy ny tany manodidina. Rehefa nanapakevitra Syrie Iran, sy ny namany hanapaka ny renirano mamatsy rano ny Israely.

Amin'io izao dia tsy ilay resaka hoe rano fotsiny no tena nahatonga ny ady izay nidiran'ny Sov sy ny Benkintana fa tena ilay INTENTION na TANJONA handripaka ny zanak'israely mihintsy.

Mbola azo jerena ao koa ny Fitambaran'ny Firenena arabo izay raha lasa matanjaka dia siora fa ho lasa fandrahonana goavana ho an'ny sivily bekintana.

Mila jerena izany hoe inona no tena tanjona amin'ireny ady ireny èa court terme, à MT sy à LT.

Fa jereo fa mipetraka foana ilay hoe rehefa any aoriana any mety ho lasa fahavalo handripaka. Inona moa no tena nofinofin'ny firenena sasany afatsy ny handripaka bekintana koa.

"qui lutte contre une domination veut dominer" :@
6. naughtyboy ( 08/10/2007 11:24)
ny bekitana tsy nofy tsony fa ela no efa natombony ny fibodoana fananany hafa tany asia(oh.japs),amerika atsimo(cuba..),africa(mogadiscio),europe
atsinanana(cold war,yougoslavia,croatia..)ary efa niakatra aza i Putin tsy ela zay @ reo base militaire
ahoriny bekitana sy ny tandrefana ao atsinanany eropa ,ny ao middle east mo tsy lazaina tsony fa robaina daoly ze misy tombotsoa ka ra resaka ady ara-ekonomika didiny besandry ihany no manjaka eo anivony zao tontolo zao.Rariny amiko ra mamaly ny fikambanany arabo (Iran,syria,afghanistana ra mamalivaly sns..)miaraka @ roskov,
ny tsy azo adino de ny hery lehibe politika tsy tongatonga @ zao (voie pacifique na mediatique) fa natao any reo tsy manana moral ze tsy miraharaha afatsy ny tenany ankoatry ry Ghandi mianakavy tao India sy Mandela tao afrika atsimo
7. Herimiafina ( 08/10/2007 19:49)
Miandry ny Rossia+Chine indray iznay afaka folo taona amin'ny equilibre des forces, toa era miala any hono ireo. :-D
8. naughtyboy ( 09/10/2007 09:23)
an3 tsy miandry folo taona zany Rosia na de nikorosy kely aza taorinany ady mangatsika reny tsy mivatravatra toy ny bekintana ry zareo ,mbola anisany super state kominista matanjaka ry zareo zay anisany manana vatsy aratsolika lehibe erantany ankoatrany famokarana fitaovampiadina ary ny sinoa no manaraka azy, ny akony ny fisondrotany arinkarenany erantany @ varotra malalaka(textile oh.) zay nisongonany ny tandrefana tsy ela zay ary ampiany fiarahamiasany @ india
9. lagoon ( 09/10/2007 19:08)
Herimiafina:

Miandry ny Rossia+Chine indray iznay afaka folo taona amin'ny equilibre des forces, toa era miala any hono ireo. :-D

Jereo tsara ny adin'i Chine;izy no mitondra ny boalina ao Soudan,Somalie,Zimbabwe.Tsy nanaiky koa ny UA ny hitoeran'ny tafika amerikanina ao Afrika fa nahoana?Satria ny sinoa dia manome vola betsaka noho ny bekintana.
Jereo ny investissement ataon'ny sinoa ao Algérie,Congo,Kenya,Madagascar.
Saika hanambitamby an'i Ra8 ny bekintana t@ herinandro teo dia nentina nitsidika ny USS Normandy.
I Ranjeva koa dia lasa niresaka t@ Russie t@ afak'omaly!
Hatramin'izay nisian'izao tontolo izao dia eo @ Moyen-Orient no misy concentration-na tafika an-dranomasina be indrindra.
Ary tadidio fa tsy hiaraka mihintsy ny Sinoa sy Rossianina.Ny Rossianina dia kristianina orthodoxe.
Koa mitandrema koa ianareo @ ity resaka oecuùenisme ity fa fandrika be io.zava-doza be no hanomanana ny kristianina @ io oecumenisme io!!
10. naughtyboy ( 10/10/2007 16:57)
tsisy idirany religion io fa feheziny politika arakarany fivoarany tontolo toekarena erantany,sinoa sy ny indiana zao nifandrafy tsy mitovy fivavahana manana partnership @ zao fotona @ reo investment abroad (fanondranan vokatra vita avy any @ zareo fotsiny no resahina textile reny nike sns reny..)hainy ny nanararaotra ny vitana mitodika aminy
zay no tontolony politika oul namanao androany fahavalonao rapitso ary mifamadibadika eo
11. Herimiafina ( 10/10/2007 17:25)
Ny ekonomian'ny Sinoa sy ny Indiana aloha hita fa miroborobo saingy raha dinihina lalina dia malemy fototra, ary tsy dia hatahorana fa tsy haharitra? sa ahoana hoy nareo?
12. naughtyboy ( 10/10/2007 20:18)
ra mahay milomano @ fihazakazaky ny toekarena manoloana reo goavana toy ny tandrefana sy ny bekitana ry zareo de mety haharitra ihany fa iarahamahita eo ny mazava aloha tsy mitovy laharana @ firenena andalampandrosoana intsony ra eo anivony lalany varotra iraisampirenena,toekarena erantany sy ny firenena mikambana
13. Herimiafina ( 10/10/2007 21:03)
Mbola miroborobo izy amin'izao fotoana izao satria tena equilibré tsara ny herin'ny tsena iraisampirenena, fa somary ataovy misy désequilibra kely fotsiny amin'ny halalan'ny fiakaran'ny firenena hafa andala-mpandrosoana dia jereo fa misy marché very dia misy fiantraikany na tiana na tsy tiana any amin'ny ekonomia. :^)
14. lagoon ( 11/10/2007 10:58)
naughtyboy:

tsisy idirany religion io fa feheziny politika arakarany fivoarany tontolo toekarena erantany,sinoa sy ny indiana zao nifandrafy tsy mitovy fivavahana manana partnership @ zao fotona @ reo investment abroad (fanondranan vokatra vita avy any @ zareo fotsiny no resahina textile reny nike sns reny..)hainy ny nanararaotra ny vitana mitodika aminy
zay no tontolony politika oul namanao androany fahavalonao rapitso ary mifamadibadika eo

Fa ahoana no miteny fa tsy misy hidiran'ny resaka religion @ io?
ianao ange mihevitra fa hasard no naha lasa Pape an'i karol wojtyla?Izy no Pape Slave voalohany indrindra,Pape avy @ firenena komunista nandritra ny ady manfatsiaka ireny.
Izy no pion nentin'ny bekintana,ny anglo-saxons ary ny OTAN handrava ny komunista sy ny bloc URSS.Jereo sy diniho tsara ilay lien navelako ery ambony ery.
Rava iny ny komunista.
Aza adino fa resaka fontsiny izany séparattion politique/religion izany!

15. naughtyboy ( 11/10/2007 11:30)
fiarovana tombotsoa aratoekarena sy fampandrosona izany no fototry ny politika rehetra zany n'aiza2,ao ny mampiasa ny fivavahana ho fitaovana politika ekeko ary fantatro tsara ny asany vitany Pope Joan Paul 2 nandritra ny regime communist tao Polska nampirodana reo sovy nandritra ny ady mangatsika ,fa nanome oh. sinoa sy rosiana enao etsy ary nanamafy fa tsy hiaraka mihitsy DISO be io noho ny religion samihafa,satria tombotsoa no tadiaviny mpanao politika fa tsisy irarahany fahasamihafany religion
de azavao ary oe inn no fantatrao @ zany
eucommunism zany sy ny fandrika entiny ho any kristianina fa mihaino zahay aiza ho aiza no idirany @ politika iraisampirenena:D
16. lagoon ( 11/10/2007 15:19)

Eo indraindra isika izao.Jereo tsara ny fizotran'ny boalina mikasika an'i Iran.
Iran dia firenena Silamo anisan'ireo mbola tsy miondrika eo anatrahan'ny bekintana,toy izany koa i Syrie.
Ny oecumenisme dia efa lamôdy izao satria mila miray hina ny kristianina rehefa hanafika any ny bekintana.Lazaina etsy sy eroa fa Loza i Iran.
Jereo fa nody maina i Sarkozy avy any Rosia fa ny orthodoxes irery no tsy manaiky an'io oecumenisme io.Resaka Iran no tena anto-diany tany,fa mbola tsy lanin'ny vavon'i Poutine ny fihetsika nataon'ny Otan sy UE tany Ukraine t@ 2004.
Mitovy daholo ny tanjona,na katolika,na protestanta;ny hananganana ny Nouvel Ordre Mondial.
Mba manaova recherche @ io Nouvel Ordre Mondial io.
17. lagoon ( 11/10/2007 15:29)
naughtyboy:

fiarovana tombotsoa aratoekarena sy fampandrosona izany no fototry ny politika rehetra zany n'aiza2,ao ny mampiasa ny fivavahana ho fitaovana politika ekeko ary fantatro tsara ny asany vitany Pope Joan Paul 2 nandritra ny regime communist tao Polska nampirodana reo sovy nandritra ny ady mangatsika ,fa nanome oh. sinoa sy rosiana enao etsy ary nanamafy fa tsy hiaraka mihitsy DISO be io noho ny religion samihafa,satria tombotsoa no tadiaviny mpanao politika fa tsisy irarahany fahasamihafany religion
de azavao ary oe inn no fantatrao @ zany
eucommunism zany sy ny fandrika entiny ho any kristianina fa mihaino zahay aiza ho aiza no idirany @ politika iraisampirenena:D

Diso tokoa aho tery ambony,Rossia sy bekintana no saika noteneniko fa tsy Sinoa.
18. naughtyboy ( 11/10/2007 18:43)
Iran kalo no manaraka ao @ agenda power avy korea avaratra araky fihevitry ny bekintana, ny olana ny ao Irak aza tsy voalamina satria be ireo mpifindra monina vokatry ny ady sy fandriampahalemana tsy voapetraka ao @ zao fotoana ,amiko de faharesena iny ady tany Irak iny sy ny manaraka eo nahoana,ra saina tsy miangatra de tsy ny mandrava fotsiny ny fahefana tsy mahatanteraka no zavadehibe @ ady fa ny fahaizana mandrindra ny fanamboarana soridalana vaovao ialana @ lasa tsy nety..tsy lasa lavitra io pojectn'i bush io fa kely ko sisa ny mandat-ny iarahamahita eo
19. lagoon ( 12/10/2007 08:13)

Tsy lasa lavitra ny projetn'i Bush marina izany.Fa i Sarkozy nomitondra sy maka ny relais.
Tadidio fa Jiosy i leiry,DSK sy Kouchner koa dia Jiosy.Nanohana an'i DSK ho lehiben'ny FMI ny bekintana.Izany hoe tsy maintsy misy valiny iny.
I Jack Lang sy Julien Dray koa dia hiaraka @ i Sarko atsy ho atsy.Politikan'Israely no tena ao dohan'ireo koa.
Sioniste hoy ny fiteny.

20. Herimiafina ( 12/10/2007 17:40)
Tadidio fa ady ho an'ny ressource izao no misy, ary amin,ny lafiny rehetra mihintsy io miainga amin,ny ravinkazo ka hatrany amin'ny solika.
Dépendant amina ressource iray fara-faharatsiny ireo tany rehetra noresahina ireo, misy ny mpamokatra eternelle misy ny mpanafatra eternelle ary ny tanjona dia tsy ny hohanina rahampitso na rahafak'ampitso itsony fa ny hohanina rahatrizay, ary ampiasaina ny politika entina manomana izany.
Les maîtres du monde e! :^):@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1098