fijo> tsy fampianarana fotsiny ihany no nolazaiko io fa fiainana mihitsy... fa anjaran'ny tsirairay ny mino na tsia... na ahoana ataontsika na hanaiky na handà, izaho milaza aminao fa tsy miantsy ho avy ny farany ary io tsy misy resaka fianarana na tsia fa porofoin'ny fiainana sy ny zava-misy ankehitriny araka ny famantarana maro izay efa nambaran'i Kristy...:)
prime, dia andao atao hoe eny ary fa fanjakany koa izany ity tany misy antsika ity. ny mpitondra, na tompon'ny fanjakana rehetra dia miezaka mitondra ny fanjakany any amin'ny fiadanana. mba aiza ho aiza izao ny tany amin'izay lalana izay? tena mpitondra mahay ve ilay jesoa lazainareo? raha mahay izy dia mba lazao hoe inn no vitany tao anatin'ny 2000 taona?:D