Ny fitiavana dia fahafahana

21. boubounezy ( 05/10/2007 16:45)
marina kia zany ry soanja fa tena mampiova oull lé eto a! tsy misy maratsy anizany kou nefa fa samy manana ny fandraisany ny tsy1-1, misy ny naka nandray ny tsara, misy ny naka nandray ratsy. ny anah alou d tsy té andray z ratsy any za fa apetrako eto zé ratsy fa zé tsara entiko mody antranoko. d @zay za refa mandé eto d ny tsara fona ny eritreretiko na d vôtafitoinnina aza za matetika, d lazaiko antsaina wé manao sport njay ny coeurako fa mety ilaiko iany zany ndray2 @ fasalamana.
22. andryrabe ( 05/10/2007 22:57)
de ho marina ve zany sanatria ny hoe,
raha milako de lakoy!!
ra mampirafy de ampirafeso!!
raha sns...sns ee!!
angamba amin'ny tsara ihany fa tsy amin'ny ratsy kosa e.
23. bilakarenjy ( 07/10/2007 03:38)
raha ilay mikasi-tanana aloha de tsoahiko manokana ,fa ny ankoatr'izay de entinao am-pisainana hoe :ho ataoko ve sa tsy ho ataoko na ho avaliko sa tsy avaliko ,satria miankina @ vokany miantraika any aminao ihany io na nankarary ny fonao na nahafinaritra anao .
Ny fitia mifamaly no tena fahafahana eo @ fitiavana ary mahay miombona izy roa ,izay vao mitranga ilay fitia .
De rehefa tafahombona de hita eo @ izay ny fifampitondrana na mitanila na mitovy foana .
De zay !:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0442