green card lottery

21. Ruby ( 04/10/2007 18:59)
Izaho vao nampiditra t@ io web ery ambony io ary tafiditra soamatsara. Anarana, fanampin anarana, toerana nahaterahana, adiresy de maninn?:roll:Tsy hitako hoe inn ny problema ny gasy eto indray. sarotahotra loatra @ tsy misy antony. k'efa hoe tsy mandoa vola, za nga nandoa na ariary aza.

kwasi=> amin ny 2009 no mifanena any bekintana e
22. Ruby ( 04/10/2007 19:04)
De ny sary koa no asiaka adinoko. Ataovy mitraka tsara sy mivoaka ny sofina roa.
23. xxx ( 05/10/2007 01:46)
Ruby:

Izaho vao nampiditra t@ io web ery ambony io ary tafiditra soamatsara. Anarana, fanampin anarana, toerana nahaterahana, adiresy de maninn?:roll:Tsy hitako hoe inn ny problema ny gasy eto indray. sarotahotra loatra @ tsy misy antony. k'efa hoe tsy mandoa vola, za nga nandoa na ariary aza.

kwasi=> amin ny 2009 no mifanena any bekintana e



Ny problemako eto dia hoe raha tahiny mahazo aho, mba hanomanako ny 2009 dia ohatrinona eo ho eo ny vola tokony homaniko dieny izao, ankoatry ny frais. Sao handry fotsy eny an-tanin'olona ao anaty baoritra kely.
Ahoana ny atao raha tsy mahalala olona any mihintsy na 1 aza?
24. xxx ( 05/10/2007 19:46)
Tilitilio ny gasy n i bekintana eto e. De tsy mba misy iray hanampy ve 8)
25. Veloo ( 06/10/2007 23:45)
cazal [ Valio ] 04-10-2007 13:41:13
Lohateny : Re : green card lottery
Mba mailomailoa ihany ré ry malagasy, fa be anie no voafitakan io e! lazaina fa gratuit nefa avy eo misy vola aloha ambadika ihany


rehefa tsy te-hanao ry cazal dia aza atao fa aza mamely tsao a... ka efa oe marina io...

Ilay olana marina aloha dia aiza ry zareo no hipetraka.... ????? Za aloha mbola tsy mahita ala-olana an'io mihitsy e

bonne chance doly ooooo
26. Herimiafina ( 07/10/2007 00:23)
Tokony tsy misy vola aloha mihintsy amin'ireny fa site diso matoa mitaky vola, fa izao, araho tsara fotsiny ny norme indrindra ny momba ny sary, toa azo tester-na kely mihintsy aza ny sary raha tsy diso aho dia ny qualité jereo tsara koa ary ny refy 5x5.

Rehefa azo ny GC izay vao mandalo ny sampandraharaha misahana ny fidiarana any US ary eo mbola misy dinbgana kely tsy maintsy arahina toy ny mangataka visa rehetra ihany.

Rehefa tonga ao anatiny dia tsy maintsy mahita aleha foana saingy ny andro voalaohany no tsaratsara kokoa mahalala olona fa mety hisy delai kely vao mahita trano azo hofaina, sns. Ny mexicana misaoty fefy aza mahita aleha....:-D

Ny kandra indray mety ho misy ihany fa ny saina no tsy maintsy amboarina satria ny karazana asa fanaon'ny kilasy moyenne any US dia mitovy ny karzana asa ataon'ny kilasy mahantra any Dago, ka matetika tratran'ny choc culturel raha tsy manamboatra saina dieny voalohany.

Mandeha tsikelikely io fa tsy tonga dia direktera akory vao tonga, ary ny tena hanaovana ny GC dia ny ho avin'ny ankizy fa tsy dia ny an'ny tena loatra. Ilaina ny manao sacrifice fa rehefa azo ny citizenship dia afaka manao izay danin'ny kibony na mody any Dago aza rehefa mipetraka tsara fotsiny ny resaka FISC, sns.
27. niryna ( 10/10/2007 11:25)
dailynews:

misokatra androany ny green card lottery- tsy misy vola aloa izany.
http://travel.state.gov/visa/immigrants/types/types_1318.html

Mampahery ny rehetra aho hanao an'io indrindra isika malagasy mbola vitsikely ka mora kokoa ny fidirana raha toa ka tafiditra amin'ilay antsapaka.Mahereza ary mivavaha foana isaky ny hanao zavatra .Mangataha amin'Atra raha mahasoa anao ilay izy.Tsy ho takatry ny saintsika velively ny fahagagana nomeny indrindra raha mino azy isika
Mahereza daholo ary mankahery ny rehetra aho indrindra ireo izay manana fahaizana manokana.Ny diploma Bacc ihany no tena tadiaviny fa ilay fahaizanao manokana ilainao rehefa hatrizay ka tonga aty e:D

28. Veloo ( 10/10/2007 17:30)
Tena otrany tsy taitra mihitsy ry zareo zany na efa manao ambadibadika any :-w:-w:-w:-w:-w
29. niryna ( 10/10/2007 17:33)
Belle:

cazal sy Fiffi: tsy arnaque na fanatonana ambasady izany ny resaka amin'ity visa lottery, rohy nalefan'i dailynews ity, fa tena resaka matotra entre ilay olona sy ny fanjakana (immigration) amerikanina. Raha tsy fantatrareo dia jereo aloha ilay rohy nalefany. Tsy mitovy amin'ireo resaka lazainareo ireo mantsy izy ity fa "ofisialy" ara-panjakana (raha io rohy io no ampiasana). Amin'ity kosa izany, dia tokony ampaherezina ny vahoaka Malagasy handray anjara, fa io olana voalaza eo ambony io no indro kely aminy.

=D=D tady be fitapitaka ity tany ity ,fa io lazain'i dailynews io dia misy ary maro ny olona efa hitako nahazo sy mbola mety mahazo raha manandrana.Ny maha marina azy dia tsy misy vola aloha,raha any an-kafa kosa ve hianao mitady olona hanampy tsy hila vola izy.Jereo fotsiny ireo rohy,jereo tsara ny sary tadiaviny,marina tokoa izany fa raha tsy mahalala olona afaka handray anao hifanampy anao ve hianao ahoana no hivelomanao any? Tsy misy fitaka ity iray ity fa araky ny tenenin'ireo nahazo dia mety ho izy mianakavy na efa antitra izy miaraka amin'ny vady aman-janaka no hiaraka andeha dia ahoana no fiafaran'izany.Tsara be ity raha ho an'ny tanora ka manana havana mety mandray na olona mety mandray mandra-pahahitana asa.

30. Veloo ( 10/10/2007 17:53)
Ny zavatra mahahagaga ahy rehefa fitaka be dia be ny mande ary rehefa tena marina vitry ny manao azy hihihihih8O8O8O8O
31. Herimiafina ( 10/10/2007 22:31)
Betsaka ny manao kah, saingy tsy ankiteniteny sao dia misy mamosavy, lol :-D

Tapitra ihany ity ny FY2006-07, fa aiza no misy spons hanao sonia any amin'ny notaire hiantoka an'i HM e? :-D
32. malalatinasoa ( 11/10/2007 02:37)
Herimiafina:

Betsaka ny manao kah, saingy tsy ankiteniteny sao dia misy mamosavy, lol :-D

Tapitra ihany ity ny FY2006-07, fa aiza no misy spons hanao sonia any amin'ny notaire hiantoka an'i HM e? :-D



hanky va re ka mitady spons raHM e? :lol::lol::lol:
33. Herimiafina ( 11/10/2007 02:54)
Tsy spons saosy kah, spons taratasy fiantohana fotsiny ihany tsy misy suite-ny, ny saosy misy fa ny taratasy no tsisy. lol :-D
34. Kwasi ( 18/10/2007 15:51)
Tsy misy resaka arnaque mihitsy io liens nomen'i dailynews io, ary tsy misy vola aloa. Insription en ligne fotsiny no atao miaraka @ sary. Fa mety zavatra hafa angamba izany hitan-dry cazal sy fiffi izany.

Fa tena ilay eo @ ilay trano ipetrahana tokoa ange zareo no olana raha mahazo eo e, satria toa hoatry ny takian-dry zareo ambasady tokoa io alohan'ny tena hi valider-na ilay visa.

Ruby> sur oa fa any mihaona e:D

Herimiafina:
ary ny tena hanaovana ny GC dia ny ho avin'ny ankizy fa tsy dia ny an'ny tena loatra.

Izay no tena marina.
35. sarobidy ( 19/11/2007 06:30)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2993