Salut daholo ny namana ! Mba mila ny tonon-kiran'i Bodo ilay hoe "the regret is never before" aho fa nahita ilay natao tao @ pazzapa iny dia ohatran'ny tadidiko hoe hay tokoa moa efa nisy an'izay hiran milay be izay !! Misaotra mialoha
Fa hafa ve le misy oe "Promesses you gave, sweet words you talked, it's not about here, dear swank man, many girls you met out in town, many girls you sleep with..." sa ôtrôtry ny aôna mo le "the regret is never before?