fahazotoana (Fanambadiana vs fisipana)
21. xxx
(
04/10/2007 08:14)
Jeankely:
Tsy haiko ilay HS nefa izay filazanao azy tsy maninona amiko. Ny resaka statistika dia marina fa tsy ampy izany i Madagasikara. Mampalahelo aza satria raha misy manao fanadihadihana dia tsy tia hanome valiny ny ankamaroan'ny olona. Ohatra amin'izany ny Company lehibe aza mitsoaka rehefa tonga ny mpanao fanadihadiana. Zavatra sahala izany aloha dia tsara vohizina miadana ao amin'ny sain'ny Malagasy fa miverina ho azy ihany ny vokatry ny fanadihadiana. Raha tsy nanaraka ny fil d'idée n'i Soanja aho ary tsy nahatakatra dia tsy mahagaga fa somary donto ny tena ka tsy misy mahamenatra ny milaza ny marina. Fomban'ny vendrana moa ny mandray antendrony ka mivadika zavatra hafa ny resaka. Misaotra fa voaray ny hafatra. Izaho tsy tezitra rehefa azo amin'ny marina. Manjabe
HS : hors sujet
:-)
azonao tohizana arak'ilay resak'i Soanja ilay resaka ary e
Izaho koa mahita fa mbola sujet tabou io any M/car ka na hisy société mikasa hanao sondage aza dia ho sarotra ihany no hahazoana résultat manakaiky ny tena ao an-tsain'ny olona araka ny voalazan'i Jeankely
22. Fiffi
(
04/10/2007 08:39)
Jeankely:de rehefa mivadika zavatra hafa le izy de zay no atao hoe HS....(hors sujet)
Fomban'ny vendrana moa ny mandray antendrony ka mivadika zavatra hafa ny resaka.
23. Jeankely
(
04/10/2007 09:54)
Mazava tompoko. Hainareo ihany fa tsy mba mahay ity tenimbazaha izahay sady dezaka e
25. sakaizakely
(
04/10/2007 13:07)
jeankely:
Fomban'ny vendrana moa ny mandray antendrony ka mivadika zavatra hafa ny resaka.
tsara raha efa mahatsiaro tena de tohizo
ny mankaleo aminao manko dia tsy mba mahay mifanakalo hevitra fa tonga dia manebatebaka sy manambany olona isaky ny tsy mifanaraka @ eritreritrao ny resaka. Sahala @ hoe dia ianao no faratampony
Ampidino kely fotsiny ny hambompo hanatsarana ny fifandraisana f'aza dia manambony tena loatra, ny esoeso koa ajanony toy ny mitsingatongatotra valakin'ny hehy iry dia hahafinaritra ny olona ny miresaka aminao. Fa raha mbola manao tsaramaso tssssssssss http://img206.imageshack.us/img206/5219/tezitra2tc8.gif
ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny taimbawax
27. tsaramaso
(
04/10/2007 14:07)
@sakaizakely : Aza ampiasain'i kala ty hampihorohoroana an'i Jeankely ny anaran'i tsaramaso an !!!!!! sipa efa sadika no mbola terorista koa le !!!!!! tssssssss !!!!!!!
So de mba silamo aza ity sipa ty le ????!!!
So de mba silamo aza ity sipa ty le ????!!!
29. Jeankely
(
05/10/2007 04:58)
Ny horohoro tompoko tsisy fa mora tsy hitaran'ny gidragidra dia mila mipetraka ny andaniny iray. Tanana ny Bombe nipoaka tsy anakiray no nilalovana ary mbola tanana masiaka no hitoeraka ka tsy mihorohoro mora ny aty. Aza adino fa na ny Jeneraly Malagasy aza tsy mahalala ary tsy niaina ny atao hoe Guerre. Rehefa miteny ny marina tsy midika manindry fa milaza ny zava-misy tsy azo ialana na ho saromana mafy aza.
30. tsaramaso
(
05/10/2007 13:48)
mifanjinja mianakavy ao ry kely isany !!!!!!!!! hahahahaaahaa !!!! sa ahoana ry Jean ????!!!!! antsovy koa i hanta e !!!!!!! hihihiihihi
31. andryrabe
(
05/10/2007 23:07)
alamino leretsy fa natao hifanankalozankevitra ato fa tsy hifandromotana tahakizao a.
zay hidirako ato toa ady dooly sy tsikera fa tsy de misy vontoatindresaka loatra. mbo amboary e.
zay hidirako ato toa ady dooly sy tsikera fa tsy de misy vontoatindresaka loatra. mbo amboary e.
32. Jeankely
(
06/10/2007 02:10)
Marina izany natao hitady hevitra ahaizana ny hiaraka hiasa ny Malagasy satria tsy ampy izany. Ny mifampitsikera sy ny mifanenjika no lova ka miala miandalana izany. Aza adino fa na samy nianatra aza vao miresaka ny iray dia ny fijahavana ny mifanohitra an'iny no zahavin'ny manampahaizana iray dia izay foana no mihodikodina. Taratr'izany dia vitsy ny tena hoe Société Anonyme tena Malagasy. Gaga anefa rehefa Karana sy vazaha no manana azy betsaka ary mpiasa matetika ny Malagasy. Na Directeur aza mpiasa fa tsy tompony. Asa mety diso koa io fijeriko io fa mety betsaka ny S.A. Malagasy. Tsy mahay miaramiasa fa mahy mifanenjika.
