fahazotoana (Fanambadiana vs fisipana)
1. soanja
(
02/10/2007 00:23)
Rehefa natao hono ny fadihadihana dia hoe ny vehivavy hono mazoto be manao firaisana aranofo ao anatin'ny taona iray voalohany amin'ny fanambadiana na aorian'ny mariazy ary miova midina izany fahazotoana izany rehefa mierina ny taona manaraka sy ny hafa raha tsy hoe misy fihetsiketsehana isan-karazany ataon'ilay lehilahy manaitaitra azy amin'izany.
Nefa ny an'ny lehilahy indray dia tsy de miova firy fa mazoto foana raha io resaka io fa ny habetsany raha oharina tamin'ny vehivavy dia kely kokoa raha ampitahana tery ambohalohany.
Ny anton'izany hono dia satria mahatsapa fa avotra na secure na milamina ilay vehivavy ao anaty mariazy de tsy mila manao ezaka intsony ny sainy.
Ny mpisipa tsy miray trano indray dia mifandanja raha io lafiny io satria tsy mifankahita loatra isanandro na tsy mahita ilay iray matetika dia misy foana ny finiavana te hifandray matetika arabatana sy aratsaina moa mazava ho azy.
Zany hoe raha dinihina izany hozy reo dia ny Mariazy no tanjona tratrarin'ny vehivavy fa tsy ilay hoe fitiavana hifandray ara-batana matetitetika???
Ny an'ny lehilahy indray hono raha hanao mariazy de hoe milamina ny sainy fa hahazo foana izy isaky ny mitady satria fananany iny no mahatonga azy miroso amin'izany.
Mazava koa moa fa eo koa ny fitiavan'ny andaniny sy ankilany ny fazahoana taranaka.
Aleo tsoriko fa fa taty an-dafy io fanadihadihana io no natao saingy as mitombina io any amintsika?
Misokatra ny adihevitra.

novalian'i Jeankely ny 06/10/2007 02:10
2. Jeankely
(
02/10/2007 02:05)
Misy fahamarinany io na izany aza rehefa hoe fanadihadiana dia omena ny toerana nanaovana azy, ny taona ny isan'ny olona nadihadiana sns. Ny toetran'ny Malagasy tsy dia mitovy amin'ny an-dafy. Betsaka ny tia hanabosesika ao antsain'ny Malagasy fa tokony hanao firaisana alohan'ny fanambadiana. Izay film mandeha rehetra dia rehefa lehilahy sy vehivavy dia tsy maintsy miafara amin'ny horoka sy ny fanaovana firaisana. Donto mihintsy ny sain'ny tanora ka betsaka ny mihevitra fa raha tsy manome firaisana azy ny vehivavy dia tsy tia azy ary tokony misaraka. Amin'izao fotoana izao dia mitady hevitra ny mpiady @ VIH/SIDA ary milaza fa tsy tsara ny firaisana alohan'ny fanambadiana. Inona no resaka tokony vohizina ahasoa ny tanora?
3. soanja
(
02/10/2007 02:57)
Jeankely:

Mamaly tsotsotra ny tenin'ny Jkely fotsiny hoe ny mahasoa ny tanora raha hanabe dia lanjalanjaina (dinihina, karohana, alaina ambony alaina ambany) tsara ny fiainana sy izay atao rehetra. Na gasy io na vazaha.
Ny resaka film indray amiko de izay no hisian'ny reviews aty aminay US fa tsy arako ny toerana hafa.
Zany hoe izay films mivoaka any isan-kerinandro dia misy resaka momba an'iny hoe ahoana ny fahitan'ny mpandalina film azy de samy manome naoty eo. De hita na mafonja na tsy mafonja ny hevitra tiana ampitaina. Mifanaraka amin'izany koa ny taonan'ny mpijery sy ny vokatra azo amin'izany.
Miankina amin'ny fahaizana mandray sy manadihady ihany no ahita vahaolana amin'ny olana apetrakao io.
6. Jeankely
(
02/10/2007 05:50)
Raha tsy manindry hoe US dia milaza fa any Europe. Samy vizana ara-panahy daholo ireo. Na ny fivarontantena aza lazaina fa opportunité d'emploi. Fa iza no milaza aminao fa tsara ny resaka rehefa asiana hoe US? Ny resaka fivoarana dia betsaka ary tsy misy hiadina varotra izany. Inona no tokony vohizina ny resaka mirefarefa any sa inona?
7. la
(
02/10/2007 06:22)
De asa aloha ry zareo fa matoa manao sipa sy manam-bady de tompon'andraikitra zany de ze mety aminy no ataony, fa tsara ihany no ahafantarana izany rehetra izany ka mba ahafantarana ny zava-misy:)=D:idea:
8. Jeankely
(
02/10/2007 06:48)
Mba omeo izay tena milay ny pokona rehefa lasa an-dafy fa tsy ny resaka votny no mba ampidirina ho an'ny tsy lasa nandeha ry havana ah! Betsaka ny resaka mampivoatra avy andafy sa tsy takatra sy tsy hay hazavaina ireny?
9. diamondra27
(
02/10/2007 09:35)
Jeankely:
Mba omeo izay tena milay ny pokona rehefa lasa an-dafy fa tsy ny resaka votny no mba ampidirina ho an'ny tsy lasa nandeha ry havana ah! Betsaka ny resaka mampivoatra avy andafy sa tsy takatra sy tsy hay hazavaina ireny?
_________________________
ka atomboy ze anao fa io aloha no misy de io no jerenay
misaotra akia soanja a!
ny culture an'ny gasy taloha de we: mandrapahafaty ny mariazy sy fanambadiana, asa na efa niova le izy @zao
fa misy fahamarinany io ary raha manontany olona ianao dia ireo voalazan'i soanja reo no valinteniny na vavy na lahy
10. Kwasi
(
02/10/2007 12:35)
Raha eo @ malagasy (fa tsy haiko ny vazaha) anefa dia eo koa ilay facteur ankizy. Rehefa miteraka ny vhv dia lasa any @ zaza daholo ny attention-ny, dia somary tavela eo aloha ramose.
Alefaso izay sujet-nao milay mampandroso ny pokona ry jeankely, fa aza faly manebatebaka fotsiny a.

11. sakaizakely
(
02/10/2007 15:13)
Kwasi:
Alefaso izay sujet-nao milay mampandroso ny pokona ry jeankely, fa aza faly manebatebaka fotsiny a.
io ange wa e !
mivovo tsisy zay tsy ahitana azy ny dinika rehetra, miseho azy tonga lafatra ery nefa ny fisainana mifotetaka @ fotaka sady tsy mitarika mankaiza akory
hahahaaaaaaaaaaa
12. sakaizakely
(
02/10/2007 16:19)
Soanja>
Misy lafinjavatra maromaro iankinan'io zavatra io ka raha tsy lavorary daholo izy ireo dia marina ny lazainao.
Ny firaisana dia miankina voalohany indrindra @ fifanintonana ivelany (sex appeal) ary mila miezaka ny andaniny sy ankilany hitazonana azy mba hanintona ny iray.
Ny mampihena ny fanaovana firaisana aty aoriana dia mety tsy mihetsika intsony ny andaniny sy ny ankilany, tsy mifanaitra intsony fa samy am zao fotsiny. Ataoko angamba fa tsy vaovao n'am n'iza n'am n'iza fa mila kolokoloina io attraction io hanintonana ilay vady, tsy tokony hijanona fotsiny am zao fa miezaka foana manolokolo vatana sy saina hanintonana ilay iray.
Raha toa moa ka tsy misy sex appeal hatr@ voalohany (mariage de raison ohatra), de tsy mahagaga raha misy olona tena tsy mikatroka mihitsy intsony aty aorina 8-)8-)8-)
Marina koa fa rehefa misy ankizy dia lasa any @ zaza ny fo sy fisainana manontolo, indrindra moa ho an'ny vhv, ary raha mbola kely ny ankizy. Saingy tsy maharitra izany satria vetivety dia mihalehibe mahaleo tena ny zaza dia miverina ho azy mitodika any @ vadiny ilay vhv.
Mba tsy haharetan'ilay fotoana mampahalaina @ RS dia ilaina mikolokolo ny fiainany manokana ny mpivady. Ny andro dia manao ny adidy @ maha rad, rehefa hariva kosa dia miverina ho mpivady am zay. Ohatra fotsiny ihany io. Ezahina noho izany ohatra ny famaritana ny toerana misy ny rad. Toy ny fandrarana ny ankizy tsy hiditra ny efitrano fatorian'i dada sy neny raha tsy mahazo alalana. Tsaratsara kokoa raha manana trano fidiovana manokana izy ireo hahafahany mitazona intimité-ny sns...
Ataoko angamba fa raha voafaritra tsara izany rehetra izany dia milamina ny sain'ny mpivady ka afaka manarapo ny maha-mpivady azy rehefa tonga ny fotoana satria mazava ho azy fa rehefa misy zaza dia voafetra ilay spontaneité sy fahalalahana taloha ka mametra koa ny fanaovana firaisana izany.

13. simplex
(
02/10/2007 21:46)
soanja:aiza kosa e:( le hoe fananany mety misy gasy mieritreritra an'zany ihany tsy ferana fa le hoe hahazo foana :roll: na tsisy vady aza izy refa mitady dia ahita :°):@;-)
Ny an'ny lehilahy indray hono raha hanao mariazy de hoe milamina ny sainy fa hahazo foana izy isaky ny mitady satria fananany iny no mahatonga azy miroso amin'izany.
Jeankely:ity aza misy zavatra iray tsara any andafy e. Hitan'la ny film mande @ tele any tsy maintsy asiana karazana laharana/sokajy "rating", hilazana hoe izay latsaky ny izao taona tsy mahazo mijery, fanatrehan'ny RAD irariana indrindra, na koa hoe misy olona miboridana, na misy firaisana, na misy setrasetra, be teniratsy... D ny tena mampiavaka azy, d soratany mijanona eo @ ecran foana ilay signe, ohatra hoe PG13, mandrapaha tapitr'ilay film. Ze tonga eny antsefatsefany zany tonga d kopy hoe, ah tsy mahazo mijery an'ity ny papozy... Tsara ra asiana ohatr'izany ny antsika :)
Mba omeo izay tena milay ny pokona rehefa lasa an-dafy fa tsy ny resaka votny no mba ampidirina ho an'ny tsy lasa nandeha ry havana ah! Betsaka ny resaka mampivoatra avy andafy sa tsy takatra sy tsy hay hazavaina ireny?
14. tsaramaso
(
02/10/2007 21:53)
sakaizakely:
io ange wa e !
mivovo tsisy zay tsy ahitana azy ny dinika rehetra, miseho azy tonga lafatra ery nefa ny fisainana mifotetaka @ fotaka sady tsy mitarika mankaiza akory
hahahaaaaaaaaaaa
hahaahahahaa !!!!!! io ndray le sipa sadika vavy le !!!! hangery vava @ ndra Jean fotsiny no nataon'i sakaiza teo !!!!!! tssssssssssss !!!!! samy kely aloha !!!! hahahahaahaahaa
15. Jeankely
(
03/10/2007 04:41)
Tsy misy tsy ahitana JK ny sehatra rehtra an? Nefa ianao miteny koa mandray anjara impito lavitra noho ny ataoko koa ampiroboroboy tokoa izay masaka. Miteny aho fa tsy afaka anjara ary tsy mitarika an'iza n'iza. Raha taloha no Mariazy mandrampahafaty dia ahelezo fa mandalo fotsiny ary revy sendra nihaona ka rehefa mahita hafa dia mankany ampiangonana indray manao mariazy faharoa na faha-valo. Izany tokoa ny lasa alavitra ary tena milay. Izaho koa izao izany mba handalina=))=))=))
16. sakaizakely
(
03/10/2007 10:22)
mbola tsy hita ihany ny mba tena votoatindresaka nendra jeankla fa ny wawawa ihany no betsaka
fahavoazantsaina itovizana amin'i tsaramaso
olona iray ihany tokoa moa ireto tsaramaso sy jeankely ireto kay 8-)8-)8-)

17. Jeankely
(
03/10/2007 13:45)
Tsaramaso angaha mivadika voanemba, sa ny Baiboly mety mivady bokim-betaveta=))=))=)). Izay iray voadona mafy ara-tsaina eto tokoa. Milay mihintsy ny midona amin'ny mpilalao fitiavana. F'angaha izy ity resaka ambony fandriana ihany? Mahamay ianao?=))=))=))
18. xxx
(
03/10/2007 15:30)
izaho koa mahita fa HS i JK , satria izao, tsy resaka morale no entin'i Soanja fa resaka psychologie na tsy haiko ny hilazàna azy.
Raha tsorina dia mitady i Soanja hoe inona no antony mampihena ny fréquence n'ny firaisana ,na faniriana fa tsy milaza velively hoe tsara na tsia ny manao firaisana alohan'ny mariage , encore moins tsy hitako izay hidiran'ny Baiboly
ny resak'i sakaizakely izao no hitako manaraka ny fil d'idée n'i Soanja
Tsy hoe manindry akory raha miteny hoe any US fa ny any ivelany no manao statistika sy étude fa ny any amintsika tsy manao, donc tsy manana document de base hanaovana adi-hevitra

20. Jeankely
(
04/10/2007 01:21)
Tsy haiko ilay HS nefa izay filazanao azy tsy maninona amiko. Ny resaka statistika dia marina fa tsy ampy izany i Madagasikara. Mampalahelo aza satria raha misy manao fanadihadihana dia tsy tia hanome valiny ny ankamaroan'ny olona. Ohatra amin'izany ny Company lehibe aza mitsoaka rehefa tonga ny mpanao fanadihadiana. Zavatra sahala izany aloha dia tsara vohizina miadana ao amin'ny sain'ny Malagasy fa miverina ho azy ihany ny vokatry ny fanadihadiana. Raha tsy nanaraka ny fil d'idée n'i Soanja aho ary tsy nahatakatra dia tsy mahagaga fa somary donto ny tena ka tsy misy mahamenatra ny milaza ny marina. Fomban'ny vendrana moa ny mandray antendrony ka mivadika zavatra hafa ny resaka. Misaotra fa voaray ny hafatra. Izaho tsy tezitra rehefa azo amin'ny marina. Manjabe