hira fahiny
25. ratonga
(
30/09/2007 19:42)
melody> mlay daoly lé railovy sy voanio reo a!=D=D=D tena mampamanimanina ny fahiny tokotrany
cutie> tsara daholo refa malefaka na dzazy izany fa indrindra fa sipaoro:-D:-D:-D
cutie> tsara daholo refa malefaka na dzazy izany fa indrindra fa sipaoro:-D:-D:-D
27. simplex
(
30/09/2007 19:52)
melody,
http://www.dkimages.com/discover/previews/854/12270.JPG
;-)
tsy hitako tsony le tena manja iny :)
ratonga,
miaraka @ jazz le sipaoro d malefaka hoazy :P
http://www.dkimages.com/discover/previews/854/12270.JPG
;-)
tsy hitako tsony le tena manja iny :)
ratonga,
miaraka @ jazz le sipaoro d malefaka hoazy :P
30. melody
(
30/09/2007 20:07)
simplex: io ve izany karazana fé tianao izany kity:-D:-D:-D:-D hafa kely indray izany an!
31. ratonga
(
30/09/2007 20:09)
:lol: ty ko hitako t@ lé nalefan'i cutie farany io http://fr.youtube.com/watch?v=OrCsWHV4sDU&mode=related&search=
