hira fahiny

1. melody ( 30/09/2007 17:26)
ka raha mba miverina taona maromaro isika, mbola misy mahatadidy ve ity hira ity?

http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x32gxr_solika-tonga-vahiny
novalian'i cutie ny 30/09/2007 21:46
2. melody ( 30/09/2007 17:28)
ary ahôna koa ity?

http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x31xfl_vhf-hiranny-lanitra
3. cutie ( 30/09/2007 17:29)
tsy haiko fa ty no haiko :)
http://www.dailymotion.com/related/5154111/video/x24mu6_solika-ho-tsarovantsika_music
4. melody ( 30/09/2007 17:34)
ntsô, nga ndry efa teraka t@izany? hihihi:wink: tsara ka tena mampatsiahy ny fahiny tokoa e!
5. cutie ( 30/09/2007 17:37)
hihihihi
ngamba akia
fa taona firy io:-D
6. mandrindra ( 30/09/2007 17:47)
eeeeee, zany andro fahakeeelyyyy, fony isika nilalao
7. diamondra27 ( 30/09/2007 17:51)
melody:

ka raha mba miverina taona maromaro isika, mbola misy mahatadidy ve ity hira ity?

http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x32gxr_solika-tonga-vahiny

_____________________

hihihih

raha fantako mialoha ndry de nasaiko t@ chorale tranovato faravohitra taty france fa io anisan'ny hira nihirainjareo tao

8. diamondra27 ( 30/09/2007 17:53)
melody:

ary ahôna koa ity?

http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x31xfl_vhf-hiranny-lanitra



______________________

mampamanimanina njy an!:-D:-D
misaotra e
:-*:-*
9. diamondra27 ( 30/09/2007 17:56)
ity ndray ny ahy mba hahatsiarovako an'i bazar kely e!


:wink:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/voanio/video/x2c6jm_ny-voanio-bazary-kely_music
10. diamondra27 ( 30/09/2007 17:59)
de teto @ ty ranomasina 'ty zahay no mibalady sy manao chateau

tandremo fa ndraindray misy atsantsa an, tranomasina tsy misangy hono io :-D:-D

fa na de zany aza de azo ilomanosana ihany kosa sy ilalaovana e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/voanio/video/x2cq20_ny-voanio-ranomasina_music
11. ratonga ( 30/09/2007 18:21)
rikitra dray zany ty ny hiran'ny tanora zokiny:lol:
http://www.dailymotion.com/swf/2Vp473tE0mcZJhNas :wink::-D:-D:-D ....nous étions liés par un baisé...:oops:
12. melody ( 30/09/2007 18:34)
raha fantako mialoha ndry de nasaiko t@ chorale tranovato faravohitra taty france fa io anisan'ny hira nihirainjareo tao

diam: mbola be akia ny ho sisa (izany moa no fiteny?):oops:
tena tsara daholo ireo hirandry voanio ireo, tena mampatsiaro ny taloha mihintsy indrindra ilay bazary kely

ratonga::-w:-w
13. ratonga ( 30/09/2007 18:42)
:lol:tsy tian'i mélody nga lé hira:cry:
14. melody ( 30/09/2007 18:44)
tiako ilay hira ka fa ahôna kay?
15. ratonga ( 30/09/2007 18:46)
ko manao :-w:-w tsinona:lol:
16. melody ( 30/09/2007 18:48)
ary ahôna indray ity
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Railovy/video/x2483d_ny-railovyraha-ho-nofy-ihany

ratonga: ay ve:-$
17. simplex ( 30/09/2007 18:50)
:D:D:D
ny anay ny RAD, ny fianakaviana 1 manotolo mintsy e, no tena mpiangaly an'ireny. Lasa otran'ny koltora kely le izy fa ao an-trano sy isak'izay misy fivoriam-pianakaviana izao d tsy maintsy mihira an'ireny foana. Lasa tia wazy ny iafarany na dia te hikafiry beyonce aza :roll::°)
(tsy le feony no tena tsara fa ny feany ;-):@ )
18. melody ( 30/09/2007 18:57)
D:-D:-D :°)
19. cutie ( 30/09/2007 19:00)
ny anay koa :)
20. melody ( 30/09/2007 19:04)
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x321c8_ny-voanio-satria
io indray ary e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534