matimboninahitra
41. Fiffi
(
07/10/2007 20:00)
Herimiafina:misy sahisahy kosa zany an ! :{:{:{ de avy eo gaga raha voaroka....:{:{:{
Ka rry razoky koa hangatabady ve sa hanao fisehoana dia kilaoty kely no entina, toa tsy manaja mihintsy ihany na tia tena loatra ka manao hoe : izao no revinay ka izahay hiraharaha an!
42. Herimiafina
(
07/10/2007 20:20)
Eny e, zah koa angamba no be fitsaratsara fa miankina amin'ilay angatahana koa io, rehefa tsy mi-deranger azy dia tsy quoi! :-D
43. Fiffi
(
07/10/2007 20:37)
:-D:-D:-D:-D
non fa zah kosa kalou mbola tsy nahita an'zany an ! fa rehefa misy an'le miseo ireny heu....toa mihaja be foana le olona ...sady style re zany eh ! :-D:-D:-D
non fa zah kosa kalou mbola tsy nahita an'zany an ! fa rehefa misy an'le miseo ireny heu....toa mihaja be foana le olona ...sady style re zany eh ! :-D:-D:-D
44. Herimiafina
(
07/10/2007 21:27)
Zah anie tsy niteny hoe tsy maintsy mnanao costard cravates ampiana style fa kosa tsy ny akanjo fentina maka vilona ho an'ny omby no entina miditra antranon'olona e!
Tsy koi na jean na t-shirt aza rehefa tsy le fanaovana rehefa hanetsa. :-D
Tsy koi na jean na t-shirt aza rehefa tsy le fanaovana rehefa hanetsa. :-D