matimboninahitra

21. ratonga ( 01/10/2007 10:29)
f'angàaaaa8O...
22. Fiffi ( 01/10/2007 10:32)
:-D:-D:-D sa fahamarinana le diamondra io ? :roll:
23. xxx ( 01/10/2007 13:21)
daholobe..marina fa misy ny matimboninahitra nefa misy ny mety ho fatin'ny fanetrentena, na ny avonavon'ny sasany. tsy toetran'ny gasy irery ny mitsara ivelany fa toetran'ny olombelna rehetra. ny gasy no fantatra tsara de izy no voatsaratsara. mazotoa indrindra. bizz
24. sakaizakely ( 01/10/2007 14:50)
xxx>

tsy miteny raha tsy fantatro aho
matoa noteneniko dia niainako ka miala tsiny raha mahatsiaro voatsara ianao

zavatra marina izany
ny mpivarotra miavonavona tsy miraharaha ary sahy mandrara anao tsy hiditra ao aminy raha heveriny fa tsy ampy vola ianao...

ny kitakitan'ny mpiasampanjakana sy hopitaly raha vao tsy mahazo tsolotra

midika fa tiakely sy matimbola ny ankabeazany

nefa aty antanin'olona aty mahazo bonjour s'il vous plaît foana n'aiza² aleha ny mainty kely mivorontsarimby :roll::roll::roll::roll:
25. menalamba ( 01/10/2007 15:42)
Sakaizakely>tena marina ny voalazanao.Fa inona kay ilay hoe "mainty kely mivorontsarimby " fa tsy azoko ,ohatry ny mahafinaritra ahy izany ny maheno azy:D
26. fahamarinana ( 01/10/2007 18:46)
ratonga:

f'angàaaaa8O...

:arrow:Mampahatsiaro any Dago ry nao a,za anie tsy mba mpahita film gasy na clip zany e,any am daily na youtube ihany no ahitako raha mahita.(l)

27. sakaizakely ( 02/10/2007 15:18)
menalamba>

vorontsarimbo = fitafiana rovidrovitra = tsy mikata

mamplahelo be izany, fa tsy mahafinaritra

nefa misy olona manaja ny fadiranovana, soa ihany :P
28. Fiffi ( 02/10/2007 15:34)
de inn le hoe "mainty kely" ?
29. ratonga ( 02/10/2007 16:43)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/havako/video/x2c711_voahangy-ny-havako_music
30. Fiffi ( 02/10/2007 19:35)
=D=D=D tiako be le hira kalou..... heu...zany angamba no tena atao hoe "tia havana"......
31. diamondra27 ( 02/10/2007 21:09)
faky mafantatra ny fianakams e
32. rova30 ( 02/10/2007 22:09)
Misaotra anao ratonga! afapo, raha tsy 'lay mitsikilo tsy mba mahita! tara lava e!
33. Herimiafina ( 06/10/2007 05:15)
Norma io amin'ny maha-olombelona fa ny azy nasehony fa ny an'ny sasany atao any andamosina! :-D
34. Fiffi ( 06/10/2007 07:20)
Herimiafina: dainn koh toi an ! :{:{ :-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 06/10/2007 17:38)
Norma kah, raha tena tsy matimboninahitra dia omeo ahy ny zanaka vavy vadiko na dia tsy manana n'inon'inona aza zah afa-tsy ilay dabanjaoridira tsindrohako isan'andro! :-D
36. Fiffi ( 06/10/2007 21:37)
:roll: :-D:-D:-D

non fa le izy hoe fetsarambelatsia an'le RAD no tena grave am io resaka io....

heu...raha mijery an'le vidéo de ry zareo anié tsy hoe olona mpanakarena beeeeeee (nefa asa !) fa le fomba fanilikilihana an'le olona tena grave be an ! mbola tsy nilaza akory ny antodiany le olona de efa voaroka sahady....:{:{:{:{
37. Herimiafina ( 06/10/2007 21:49)
Norma be io kah, ny an'ny sasany aza hamoahany alika sy basimborona mihintsy! :-D
38. Fiffi ( 06/10/2007 21:53)
aiza kosa akia ? anjekaky ooo :{:{:{
39. melody ( 06/10/2007 22:57)
fiffi: zava misy io ao ry ny version hafa aza momba ny hoe mainty kely ireny olona ireny tsy mila miaraka amintsika satria isika fotsy:evil:
40. Herimiafina ( 07/10/2007 19:37)
Ka rry razoky koa hangatabady ve sa hanao fisehoana dia kilaoty kely no entina, toa tsy manaja mihintsy ihany na tia tena loatra ka manao hoe : izao no revinay ka izahay hiraharaha an!

Tsy miaina irery anie izy eo amin'ny fiaraha-monina fa rehefa tsy hanaraka norma dia tokony hivadika Gothique na punk e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6837