Rafilômen

21. boubounezy ( 29/09/2007 19:43)
8-)8-)8-)8-)8-)aleoko alou mba mitomay kou fa mitomany dôly ny oull retra
22. barry ( 30/09/2007 11:04)
fa inona marina hono no nahafaty azy e?8-)
23. melody ( 30/09/2007 16:39)
mampalahelo tokoa izany:(
24. Fiffi ( 01/10/2007 05:41)
tena tsy tanty fa....:snif::snif::snif::snif: 45 taona.....

Le milieu culturel a été frappé par la tragique disparition de Zafihita, celui qu’on a connu sous le pseudo de « Rafilomena » ou encore « Ravirigozy ». Rakotoarimanana Zafihita, de son vrai nom, celui qui s’est fait connaître par le biais de l’émission « torak’hehy » tous les soirs sur la chaîne nationale, s’est éteint, vendredi dernier, à l’âge de 45 ans.

A part son talent de faire rire le public, il est également un excellent « mpikabary » sollicité par bon nombre de gens dans des événements familiales. D’ailleurs, ces derniers sont venus nombreux, hier au Tranompokonolona Analakely, pour rendre un dernier hommage à un de leurs pairs. L’inhumation est prévue pour ce mercredi à Ambohitrimanjaka. La plupart de tous ceux qui ont eu l’occasion de le fréquenter se sont inclinés sur la dépouille mortelle de ce figure emblématique de l’humour malgache, hier et aujourd’hui. Zafihita est marié et a eu trois enfants.
Madagascar Tribune
25. la ( 01/10/2007 06:08)
Mirary fihononana feno ho an'ny havany sy ny sakaiza tsy mahafoy azy an!:(:snif:
26. ratonga ( 01/10/2007 09:38)
:snif::snif::snif:

http://www.dailymotion.com/swf/3QL6mEZeopOL0lRyP
27. Fiffi ( 01/10/2007 09:45)
ratonga: misaotra anao nizara....

tena....:(:( :snif::snif::snif: mandria am- piadanana....
28. ravatorano ( 02/10/2007 06:01)
aretina efa nitaiza azy ela b hono no hatonga ny fahafatesany ary izany aretina izany no nahatonga azy niala tao amin ny tafika an'habakabaka satria dia nitondra ny laharan'ny serget tao amin nny BANI Ivato izy no nangataka ary nahazo disponibilité !
Omaly dia tonga nitandahatra namangy sy niondrika ampanan jana teo anoloan'ny vatana mangatsiaka'Ingahy "Ravirigozy-Rafilomenina" ny PDS ny tanan'Antananrivo, ny groupe Prey izay misy ny RTA,ny mpanakanto marobe izay tena nanohina tokoa ny firasan-kinan-dry zareo !
Ingahy Jaojoby moa dia naneho ny talentany tao halina niventso an ilay hira hoe "malehelo anao aho valy e"
Rahampitso no halevina eny Ambihitrimanjaka ny vatana mangatsiakan'Andriamatoa Rakotoarimanana Zafihita rehefa avy atao veloma farany ao amin'ny FJKM Fiakarana Ambohitrimanjaka ihany !
Mandria ampiadanana enao Rafilo ah !
29. Fiffi ( 02/10/2007 08:18)
:snif::snif::snif:
30. ravatorano ( 04/10/2007 10:32)
vita omaly ny fandevenana an i Rakotoarimanan Zafihita.tsara levenana ny maty ery heninkaja enimboninahitra ny velona fianakaviany tamin'ny fahatongavan'ireo olona amarobe nanotra hatraty Analakely ka hetreny Ambohitrimanjaka.
Efa eo ampiomanana ny hanaovana fandaharana manokana hahtsiarovana an'i Zafihita ry zareo ao amin'ny rta kida sy ireo mpikabary namany !
31. melody ( 11/10/2007 10:08)
RIP Rafilômen

http://www.dailymotion.com/playlist/x65vw_radavimelo_hatsikana/video/x33onv_memorial-zafita_news
32. UB40 ( 12/10/2007 00:44)
:cry::cry::snif:
33. rvoulah ( 17/10/2007 14:27)
mirary fiononana feno ho an'ny fianankaviany indrindra ny ankohonany.
Anisan"ny mpanatalenta nankafiziko i rafilômena .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079