Rafilômen
1. tsinjo
(
29/09/2007 09:35)
Nandao antsika i ZAFIHITA , very olomanga iray indray ny tontolon'ny mpanakanto. Miarary fihononana feno ho an'ny fianakaviany manontolo.:(:(
Mandria am-pihadanana Zafihita a^:^
Mandria am-pihadanana Zafihita a^:^
novalian'i rvoulah ny 17/10/2007 14:27
2. doria
(
29/09/2007 09:46)
Mampalahelo zany !
Mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy ho antsika rehetra mpakafy azy.
Mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy ho antsika rehetra mpakafy azy.
7. Kwasi
(
29/09/2007 11:08)
Mampalahelo tokoa ity vaovao ity, ny tena moa dia mpankafy ny tokelaka sy ny hainteny malagasy ndranamana. Dia banga iray indray ny artista mpikajy ny teny malagasy.
Maneho fiaraha-miory sy mirary fiononana ho an'ny fianakaviana.
:cry::cry:
Maneho fiaraha-miory sy mirary fiononana ho an'ny fianakaviana.
:cry::cry:
10. salmo1
(
29/09/2007 11:50)
Ny azontsika atao dia mivavaka ho azy manokana, http://www.dailymotion.com/relevance/search/nearer+my+god+jeso+sakaizanay/video/x2vhkr_nearer-my-godjeso-sakaizanay_creation Amen.
11. Soniamada
(
29/09/2007 12:40)
mirary fionenana feno ho an'ny fianakaviny sy ireo izay akaiky azy rehetra.
Izy no tsy eo intsony fa ny kanto rehetra nataony mbola mitoetra.
Mandria am-piadanana zafihita :snif::snif::snif:
Izy no tsy eo intsony fa ny kanto rehetra nataony mbola mitoetra.
Mandria am-piadanana zafihita :snif::snif::snif:
13. mandrindra
(
29/09/2007 12:55)
mitondra fampaherezana ho an'ny fianakaviany sy ny mpiara-dia taminy
17. Fiffi
(
29/09/2007 16:38)
:(:(:( tena mampalahelo zany an ! anisan'mpanao lalonana fihomezana mba tiako koh izy...:(
20. boubounezy
(
29/09/2007 19:29)
aha!!! tena milay kosa alou lé masonjoany sy macédoany ry hery fa misô manampatsinay:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=)) azafady @ faorina z nahazo ny mpankafy azy asy ny havany na ny namany fa tena tsy tanako ny imé satry tsy lé fahorina no itako fa fifalina:!: aza mimé loza réoull é!:?
