ahoana no fahitanareo an'ity ?

1. Fiffi ( 27/09/2007 20:38)
-io de nisy nandefa ho ahy tam mail...de lasa ny heritreritro hoe : inn kalou io sary io ? iza ? Maria ve ? raha Maria io nahoana no hoe mampisy zava-doza ?
-hoax fotsiny ?

-nefa namaranana an 'le izy de vavaka...



de zao no voalaza miaraka am io sary io....(heu....anjaso kalou hadika;.)

novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 17:59
2. fijo ( 27/09/2007 20:43)
sary vehivavy vazaha mody manao manjombona io ka
3. ikaretsaka ( 27/09/2007 21:49)
notre dame de Guadelopupe io

http://fr.wikipedia.org/wiki/Notre-Dame_de_Guadalupe ny tantarany
4. ikaretsaka ( 27/09/2007 22:01)
http://gjoachim.club.fr/ndguadalupe.htm koa
5. LazaDaddy ( 28/09/2007 00:16)
Elle peut être considérée d'une manière socio-historique comme la continuation catholique de la déesse de la fécondité Tonantzin dans la religion aztèque.
6. ikaretsaka ( 28/09/2007 01:23)
samy manana ny fandraisany azy sy ny fahitany io ry LD an! Mahazo mino ianao, mahazo tsy mino! Anao irery iny

elle PEUT etre. . .
7. cutie ( 28/09/2007 03:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 28/09/2007 03:44)
Ampiasain'olona hanaovana hoax io fa zah koa efa nahazo ohatr'io efa elabe izay. :@
9. majesty ( 28/09/2007 04:24)
Mijery fotsiny fa tsisy ho lazaina :D
10. yah ( 28/09/2007 04:45)
tsara kosa ilay solomaso anaovan'ilay mibaby sa misavily azy io an
ary ny azy eny ambany indray ny tandroka fa tsy eny ambony mitovy @ biby rehetra iza ary io:?::?::?::idea::evil::evil::twisted::twisted::twisted:
11. marclagon ( 28/09/2007 05:00)
io sary io angé tsy tena izy fa representation ao antsain'ilay olona nanao sary, ra tianao ho fatatra ny momb'io sary ia dia tadiavo ilay olona nanao azy
si tu arrives à identifier le peintre et connaitre son sur l'époque tu comprendras mieux
il faut toujours partir du contexte
bye fiffi
ps mivavab anga ianao?
12. Fiffi ( 28/09/2007 05:09)
marclagon: eka ouz booboo zay !

ity ny zavatra voasoratra niaraka tam io sary io....titra ngodabé kalou....

Cette image est miraculeuse et sacrée

-Le Président de L'Argentine reçu cette image et l'appela "un courrier de plaisanterie"
8 jour plus tard , sa fille décéda.

-Une homme reçu cette image et envoya immédiatement des copies......
Sa surprise fût d'être l'heureux gagnant de la loterie.

-Alberto Martinez reçu cette image et la remis à sa sécrétaire pour faire des copies ,
mais ils oublièrent de les distribuer : elle perdit son travail , et lui perdit sa famille.

-Cette image est sacrée et miraculeuse ; n'oubliez pas de la faire suivre dans les 13 jours au moins à 20 personnes.

Dieu vous bénisse tous !!!!
13. Fiffi ( 28/09/2007 05:13)
de zao no mahalasa ny heritreritro an ! ohatra zao ity volaza ity:
-Le Président de L'Argentine reçu cette image et l'appela "un courrier de plaisanterie"
8 jour plus tard , sa fille décéda.
raha tena marina zany , heu....inn no hidiran'miraculeuse sy sacrée am zany ? :roll:

raha ohatra ka Marie io ary tena sacrée sy miraculeuse io sary io....tsy au contraire ve hoe mijery an'io de ohatra lasa mazoto nivavaka tampoka na ohatran'zany ? fa nahoana no lasa misy fahoriana ? :roll:
14. majesty ( 28/09/2007 05:20)
Fiffi:raha izaho manokana dia tsy mandany fotoana amin'ny resaka sary zany raha hivavaka.Efa nahazo an'io koa aho t@ mail fa tsy dia nahaliana ahy dia nofafako tsotr'izao,fa ny ampy ho ahy ny fahasoavan'ny Tompo!
15. niryna ( 28/09/2007 05:23)
Fiffi:

-io de nisy nandefa ho ahy tam mail...de lasa ny heritreritro hoe : inn kalou io sary io ? iza ? Maria ve ? raha Maria io nahoana no hoe mampisy zava-doza ?
-hoax fotsiny ?

-nefa namaranana an 'le izy de vavaka...



de zao no voalaza miaraka am io sary io....(heu....anjaso kalou hadika;.)





Nahita an'io koa izaho androany dia lasa saina hoe iza io,ary maninona io olona kely io no miloloha an'ilay vehivavy eo antampon'ny loha?Ary toa misy tandroka ety ambany? Dia teo ihany no nijanona ny eritreritro.
16. Fiffi ( 28/09/2007 05:30)
majesty:

Fiffi:raha izaho manokana dia tsy mandany fotoana amin'ny resaka sary zany raha hivavaka.Efa nahazo an'io koa aho t@ mail fa tsy dia nahaliana ahy dia nofafako tsotr'izao,fa ny ampy ho ahy ny fahasoavan'ny Tompo!
majesty: marina akia zany an ! fa ny nahatonga anaha lasa saina ohatran'i niryna zao....heu....am le vavaka namaranany azy...

Dieu vous bénisse tous !!!!


17. niryna ( 28/09/2007 06:05)
Fiffi raha izaho indry tsy mino an'io aho,lasa mandaitra tokoa ilay izy.Satana anie afaka manao fahagagana maro e.Feno aty aminay ireny ary misy sary aza alefany hoe jereo elabe dia lasa misokatra ilay mason'i Jesosy.Vola farantsakely no andefasany azy any amin'ny positra ary asiany alefa any amin'ny olona marobe.Aza mino fa na ilay sary aza toa mampatahotra izany eo ambany.Olona kely sampona ,iza koa io :roll::evil:.Asa aloha e,eritreritra ny ahy iny,izaho aza mba saika hanontany an'io sary io raha efa nisy nahita
18. boubounezy ( 28/09/2007 07:30)
fiffi inn alou lé houax é?:-D
niryna za kou alou tsy mahay anio sary io mintsy é! otrany marie nefa tsy aiko misy oull kely marina eo ambany^:^ amen alelouia!!!!
19. 2gasy ( 28/09/2007 07:59)
Rehefa mahazo message sahala @ io dia alefaso any @ courrier indésirables
20. hery ( 28/09/2007 09:34)
Fiffi> hoax io kah :-)

Fa na izany na tsy izany

misy mahita tandroka n'aiza n'aiza :-p

niryna> Tsy tandroka io ambany io fa volana tsinana

http://baiboly.katolika.org/boky/Fanambaràna/12/1 fa ao avy ao amin'ny Baiboly io :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2755