ny gasy mpino

41. gasynamana ( 01/10/2007 19:05)
tsy misy afaka mahalala an'Andriamanitra raha tsy izy no maneho ny tenany amintsika.
42. ikaretsaka ( 02/10/2007 17:20)
toa niverina in 4? :roll:
Tena ilaina ny mianatra. Ilana ny mapiaraka ny fahaizana sy ny finoana. Zavatra roa natao hifameno ireo. Ny mandeha ila no tsy mety.

io anie itovizana e, za angaha mo nanda an'io

Mahalala an'iza?
43. fijo ( 03/10/2007 21:56)
rijadolly an,fa ngah aianareo no terena toa io mba hino????izay le fomba kristianin amamoehitra be ary efa nangatahan'i papa famelana fa hialao.

pissoa an,aleo aloha tsorina fa ny kristianina dia tena nampitondra faisana izay nandalovany tokoa e.na tany afrika io na tany amerika atsiko.ka tsy milalao victime aho fa nisy izany.porofo nangataka famelana momba izany i papa joany paoly fahavelony.ny fanenjehan'ny kristianina jiosy aty europa moa tsy asiako reaka fa mbola hafa koa io.
za tsy manivahiva ny anareo,fa milaza fotsiny hoe tsy hinoako io ary tsy misy amiko.fanivahivana ve izany????
44. fijo ( 03/10/2007 22:03)
mbola miandry le porofo aloha hatramin'izao,ilay nilazako hoe tsy mino an'i jesoa aho.
fantako ny hinoako ary efa hatry ny ela aho no nion an'io fa nisy fa tsy masina.
misy filazana ery ambony ery hoe "nisy nilaza fa hita ny taolan'i jesoa dia lasa nino ny fisiany aho"aza mamorona ry gasyakama fa tsssss,tsy mbola nisy nahita ny taolany izany fa aza manely tsaho eto indray.taolan'olona niaina tamin'ny vaninadro niainany sy tao amin'ny toerana nisy azy no nisy nahita fa tsy nisy filazana he taolany io.ianareo miandry faty hiverina no mino fa hita ngamba ny taolany.
45. rijadolly ( 04/10/2007 16:40)
hoy fijo:
rijadolly an,fa ngah aianareo no terena toa io mba hino????izay le fomba kristianin amamoehitra be ary efa nangatahan\'i papa famelana fa hialao.

Manao azafady an\'sé aho ra tsaroan\'sé hoe nanao amboletra izay hampino an\'sé.Tsy hita moa fa izay ilay asa rehefa tena resilahatra ny tena.Hay tokoa moa ny tsy mpino ka tsy mahafantatra hoe mitory sy miantso ny tsy mpino ny asa ataon\'ny tena kristianina.
Marina ihany anié izany ilay fangatahako tany @ lohevitry Hery é.Tokony anokafana lohahevitra hafa hoy aho ny tsy mpino.Satria miteny ny mpino dia tsy azon\'ny tsy mpino ny lazain\'mpino(tery saina hono) fa ohtr manery azy ilay teny nefa manao ny asany maha kristianina azy.Raha miteny indray ny tsy mpino dia avy ny mpino misintona(manohitra)azy amin\' alalan\'Tenin\'Andriamanitra ohatra,nefa izy aza tsy mpino.
Tsy mampaninona ahy izay filazan\'sé an\'zao:fa ny kristianina dia tsy maintsy mitory ny tenin\'Andriamanitra.Raha mbola mihiratra koa io masoandro io,eny raha mbola misy hazavana koa ny volana,raha mbola misy lohahevitra fivavahana,finoanakoa ato,no mbola ato koa fijo ;dia tsimaintsy mitory azy izahay mba ho resilahatra ny ao anatiny.satria
izay le fomba kristianin amamoehitra be ary efa nangatahan\'i papa famelana fa hialao
.Efa akaiky izany amiko satria Papa solotenan\'Jesoa Kristy aza inohany teny maika fa ilay RAY SY ZANANY no tsy hasiany Hasiny?
46. niryna ( 04/10/2007 17:35)
LazaDaddy:

fijo> tsy tena "mpino" izy raha izany satria raha tena mpino izy dia tokony ahalala fa: misy ny olona tsy hino hatr@ farany, misy ny tsy ho voavonjy, misy ny hivadika amin'ilay finoana marina,...


hitako.
Ary toy ny olona izay nahalala kanefa mody tsy mahalala.
Misy ihany koa na mamaky ny tenin'Atra aza izy dia tsy ho azony mihitsy satria ataon'Atra tsy ahafantatra izy noho ny hamafin'ny fony
47. fijo ( 04/10/2007 20:50)
rijadolly an,aza hadino ary averiko eto ,fa ny tsy finoana dia efa finoana.

ary izahay tsy hanery olona tsy hino fa maneho ny hevitray.fa ianareo aza manery olona hino.izay no nahatonga ny mpino tany amerika atsimo namono olona amanaliny.izay tsy nino dia no vonoina,de natao ny tatitra taty eropa fa lasa mpino daholo ny vahoaka tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598