Hay ary ampiharina sa fe hay ny tenin'Atra

21. gasynamana ( 26/09/2007 21:13)
enkety ahoana e? Satria tsy sahy tena maneho hevitra ve sa ahoana?
22. fijo ( 26/09/2007 21:14)
ka asehoy wa aloha ny hevitra raha misy any ,fa tsy miandry ny ahy foana .
23. gasynamana ( 26/09/2007 21:22)
Ny anao ahoana no andrasana e? Izao no fomba fiadiko hevitra, ka raha mety aminao tsara tsy mety moa ataoko ahoana
24. fijo ( 26/09/2007 21:24)
ka izay no valiny mety amiko koa,ka raha mety aminao tsara tsy mety moa atao kory fa zay e,samby tsara baba e
25. gasynamana ( 26/09/2007 21:28)
Ianao koa miteny zavatra tsy mazava aminao, na inina adika vilana ka izay no mahatonga ahy hanontany, hoe: fantatrao marina ve izay lazainao sa miteniteny foana? Raha hainao izay lazainao, izay vao manomboka ny ady hevitra
26. fijo ( 26/09/2007 21:29)
ka enao ve nefa mahalala izay voalazanao koa sa dia manontany fotsiny aloha?
27. gasynamana ( 26/09/2007 21:33)
Matoa aho manontany dia tsy mahalala aho izay. Rehefa mahantatra kosa aho dia lazaiko mazava hoe: izao na izao!
28. fijo ( 26/09/2007 21:36)
ny voalazanao anie no anontaniako hoe fantatrao ve???ka raha tsy hainao io loza be ny hiresaka eto
29. pissoa ( 26/09/2007 21:41)
o rankizy a, mitady hiderapy izany resaka izany :-P
30. fijo ( 26/09/2007 21:43)
ka misytsy mamoaka hevitra fa manao famotorana no ataony ko.
31. gasynamana ( 26/09/2007 22:30)
Inona no zavatra nolazaiko ka tsy mazava? lazao! Ianao no milaza zavatra tsy mazava na miteniteny foana eto, ary rehefa anontaniana tsy misy halatra akory!
32. tsaramaso ( 27/09/2007 02:30)
penguin:

Mpivavaka tsaramaso=))

sampile ??!!!!! hahahahaahahaahh!!!!
33. fijo ( 27/09/2007 20:21)
gasynamana tsy mbola namoaka hevitra fa manontany fotsiny no ataony raharaha.izay le olana kely
34. ikaretsaka ( 27/09/2007 22:01)
mba mamoaha opinion hono izany ry gasynamana a
35. fijo ( 28/09/2007 20:38)
sao dia oignon no mivoaka eo,avy dia hafangaro tsaramso de lasa ka
36. niryna ( 04/10/2007 17:47)
fijo:

sao dia oignon no mivoaka eo,avy dia hafangaro tsaramso de lasa ka

Mampalehelo ny toetranao ity,rahovina re no mba hiova e.Misy tokoa ny olona dia faly manara-drenindrano fotsiny a.Misy mahalala ny fisian'Atra saingy tsy mahita porofo fa hoe tsy misy izy .Toy ny tenin'ny satana hoe raha zanak'Atra tokoa hianao.....Ny tompo anie no hitari-dalana anao hatrany ra fijo.:*

37. fijo ( 04/10/2007 21:00)
tsy mampalahelo aho ka,tsy mino fotsiny.tsy fahotana izany amiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5187