Fahaizana ny tenin'Andriamanitra
21. diamondra27
(
26/09/2007 08:52)
patrick2002:
Raha mandinika isika ,ny pasitera alohan'ny hatongavana amin'izany dia tsy maintsy manana masters en Theologie .Ny matieres hianarana ao dia maro ,civilisation antique, histoire de la religion ,entropologie ,eschatologie, sociologie ,culture, psycologie ,etc.. etc,izany hoe mianatra sciences humaines maromaro
Torak'izany ny mompera mianatra sciences humaines maromaro ,ka ohatra ny mompera jesuite dia eo @ 7 taona eo raha tsy diso izaho, etude superieure no atao vao mivoaka pretre izy .
Misy kosa ny finoana sasany dia mianatra ny baiboly ,mandinika ,Etude biblique ,dia mivoaka pasitera.
Fanontaniana :ny fahaizana tenin'Andriamanitra ve mila mahay Sciences humaine ,sa ny etude biblique dia ampy, izany hoe ny baiboly no atao reference :idea:
_____________________________
ny fahaizana tenin'Atra amiko dia miankina aminao ihany. Izany hoe: raha vonona ampiasain'i Tompo ianao dia afaka mitory ny tenin'Atra.
Efa nisy tantaran'izany tao @ jeremia hoe: aza manao hoe: mbola zaza aho ka tsy mahay miteny . Fa hoy Atra hoe: za no hiteny ao anatinao.
Ny Baiboly , ny concordance sns dia support daholo ireny rehefa tafiditra lalindalina ianao.
Raha tena pasitera sy pretra dia mianatra , miofana ho @izany dia avy eo mianiana devant ny fiangonana.
Misy indray anefa @izao fotoana misy fiangonana mitsangana de ny mpitarika ao atao hoe: pasitera satria nahay resaka SM izy na afaka mitantana le fiangonana sns...
Misy indray olona tsotra natao hitory teny no niantsoan'i Tompo azy. Mety nisy seminera kely nataony de nahay nitory izy , de zay no fiandohany ary mijanona ho mpitory ilay olona.
22. hery
(
26/09/2007 09:22)
Tsy mitovy ny mahay Tenin'Andriamanitra sy ny mahay mizara na mitory ny Tenin'Andriamanitra.
Ilain'ny rehetra ny mianatra ny Tenin'Andriamanitra mba hahazo azy sy hiaina azy. Fa tsy ny rehetra no omena fahasoavana hitory azy.
Tsy hoe rehefa mahay Tenin'Andriamanitra ianao dia afaka hitory teny. Azonao atao ny miaina ny Tenin'Andriamanitra noraisinao dia ho zary vavolombelona sy mahasolo toriteny lehibe izany.
Ny Tsy fahaizana mitory dia mety hahatonga voka-dratsy ho an'ny asan'Andriamanitra. Koa aleo tsy mitory na dia mihevitra fa mahay ny Tenin'Andriamanitra aza.
Mahay mitory ny olona raha toa ka:
- Misy mihaino ny Teny izay toriany
- Misy vokany ny vokatry ny fitoriany

23. tywa68
(
26/09/2007 10:17)
hery : fa misy koa faly mitory satria manao ny adidiny izy, ary tsy ahoany raha tsy mandaitra aza !:-D
24. tsaramaso
(
26/09/2007 10:25)
pissoa:
ary inn no nianaran'i tsaramaso ? :°):-D
Tokony mianatra ze azo enarana rehetra ny mpitory. :lol:
iiiiiiiiiii!!!!! mihevitra an'i tsaramaso ho pasitera ngah ???!!!!! sa mopera ???!!!!! hahahaahaha!!!!!
Fa diplaoma ve de mba ho ampy e ???!!!! tsssssss
Rehefa hitory politika i tsaramaso de hianatra pasitera sy mopera aloha le !!!! klehhhhh!!!!! hahahahaaha
25. fahamarinana
(
26/09/2007 10:39)
hery:
Tsy mitovy ny mahay Tenin'Andriamanitra sy ny mahay mizara na mitory ny Tenin'Andriamanitra.
Ilain'ny rehetra ny mianatra ny Tenin'Andriamanitra mba hahazo azy sy hiaina azy. Fa tsy ny rehetra no omena fahasoavana hitory azy.
Tsy hoe rehefa mahay Tenin'Andriamanitra ianao dia afaka hitory teny. Azonao atao ny miaina ny Tenin'Andriamanitra noraisinao dia ho zary vavolombelona sy mahasolo toriteny lehibe izany.
Ny Tsy fahaizana mitory dia mety hahatonga voka-dratsy ho an'ny asan'Andriamanitra. Koa aleo tsy mitory na dia mihevitra fa mahay ny Tenin'Andriamanitra aza.
Mahay mitory ny olona raha toa ka:
- Misy mihaino ny Teny izay toriany
- Misy vokany ny vokatry ny fitoriany
:arrow:Mitovy hevitra amin'ny hery tanteraka aho fa ny ahy manokana aloha,ny ahy oah an,dia ilay sady mahay mizara no sady mahay mitory no tena tiako fa zany hoe samy manana ny fizaram-pahasoavany e..(l)
26. Rasiligaoma
(
26/09/2007 11:12)
tywa68:
hery : fa misy koa faly mitory satria manao ny adidiny izy, ary tsy ahoany raha tsy mandaitra aza !:-D
eka ouzz!
izay no antony ilavana ilay mba mianatra ny sciences humaines ba hahalalana ny toetr'olona , alohan'ny hitoritoriana be fahatany.
na i Md Paoly aza dia hita tanteraka fa samihafa ny fitoriany teny amin'ny Korinrianina sy ny Tesalonianina ohatra na dia hoe samy Kristianina aza ireo. Satria fantany fa tsy olona mitovy ireo
27. Jeankely
(
26/09/2007 12:11)
Dia marobe tokoa ny mahay ny tenin'Andriamanitra tsianjery saingy tsy MAHAY MIAINA SY MANARAKA NY TENINY.
28. ikaretsaka
(
26/09/2007 12:18)
dia misy ilay resaka ao ambadika ao heo "mba mahaliana ihany"mba jeren'i jean kely?
32. Jeankely
(
01/10/2007 10:05)
Asa mivelatra amin'ny Masta io ry tywa68=))=))=)). Mivelatra tsara ny fahaizana tenin'Atra an?
33. tywa68
(
01/10/2007 10:57)
Jeankely : misy ny manao an'izany aloha e : olombelona dhl anie vô olona tonga lafatra e :lol:
35. ikaretsaka
(
06/10/2007 11:57)
ahan! mety ka!:wink:saingy tsy ho lafatra 100% hono isika ko
"nobody is perfect"
"nobody is perfect"