beigné glace

1. kallie ( 24/09/2007 08:50)
ndray mande zay a wa invité tany Dago d ny dessert glace anatina patte na beigné, d mafana ny ivelany, sady mikarepoka, nefa lé glace ts nitsonika sady mangatsika tsara.
Sô d mba misy mahay an'io ato?
répondu par kallie le 27/09/2007 14:34
2. fahamarinana ( 24/09/2007 09:01)
:arrow:Za tsy mahay fa efa nihinana koa zà,profitérole no anarany dia ny fahitàko azy an dia ireny pate à choux fa tsy fantatro raha mitovy amin'io ilay lazain'i kalie io.(l)
3. fen2006 ( 24/09/2007 11:08)
slt zah vaovao e mba t hiresaka e:P
4. hery ( 24/09/2007 11:25)
kallie> hihihi. Vao nihinana mihitsy aho

"Gelatto fritto" no iantsoandry zareo azy aty. Lasa foana ny saiko hoe angamba zara raha atsoboka ao anaty menaka mamay ilay lafarinina...

Dia toa izao hono no fanaovana azy.

Beignets à la Glace Vanille

Repos : 12H
Cuisson : 30 secondes

Pour 6 personnes

*- 300 g de Chapelure
*- 20 cl d' Eau
*- 250 g de Farine de blé
*- 60 cl de Glace à la vanille
*- Huile
*- 2 cuillères à soupe de Noix de coco râpée
*- 1 Oeuf

Façonne 6 boules de glace et congele. dans la pâte épaisse avec l'oeuf, la farine et l'eau. puis Enrobe les boules de glace avec la pâte puis fais les roulez dans une couche de chapelure et de noix de coco râpée que trouve en commerce. Mais une chose prepare les boules de glace avec deux jours d'avance pour que se sois bien ferme et dure.

Le jour "J" fais chauffée l'huile à 180°C, fais glisser une boule de glace à la fois pour bien dorer quelques secondes.

ATTENTION 3 A 4 SECONDE DANS L HUILE SINON BON POUR LA POUBELLE

http://www.alsamania.com/forum/showthread.php?t=1185
5. hery ( 24/09/2007 11:28)
Ny famintinana dia hoe

1. Atao mivaingana mafy ny boule de glace
2. Atao mamay be 180° au min, ny menaka
3. Ampandalovina fotoana vetivety 3 sec ao anaty menaka ilay beignet

Raha vao tsy ara-dalàna ireo dia misotro glasy sisa :-)
6. sologose ( 24/09/2007 12:18)
Bold textny zavatra ilaina: paty 500g patsa mena(crevette naine) 30g akoho gasy vatony 1 rano 4L sakamalao(gingembre)2og tongolo be(gros ognion)3 voatabia(tomate)500g tongolo gasy(ail) 1gousse Ny fanaovana azy:diovina ny akoho atao anaty vilany misy rano,atao ambony afo rehefa masaka dia endahina ny nofony.Averina ambony afo miaraka @tongolo,sakamalao,tongolo gasy voatetika madinika ny patsa mena koa rehefa voadio andrahoina mandritry ny45mn eo marihina fa atao ranony ny voatabia (coulis de tomate)vao arotraka ao anaty ny vilany.Rehefa hita fa masaka ireo vao alefa ao ny paty efa masaka aloha,tsy adino ny sira araky ny hitiavanao azy.Sakafo mampody aina.MAZOTOA
7. fahamarinana ( 24/09/2007 14:41)
sologose:

:arrow:andraso aloha fatsy azoko,isan'ny ilay re7 lazain'ny hery koa ve ty,dia aiza ho aiza lay glace amin'izao kay!:-D:-D=))=))
8. kallie ( 24/09/2007 15:48)
fahamarinana> tsy profitérole fa io lazain'i Hery io no mitovy aminy
Hery> tô sarotra beuuuu iz zany ka, sady mila casserole zany ny manendy az e?
sologose> f'anga misy glace parfum patsa mena? :-D:-D:-D
9. mirana5 ( 24/09/2007 17:50)
sologose:

Bold textny zavatra ilaina: paty 500g patsa mena(crevette naine) 30g akoho gasy vatony 1 rano 4L sakamalao(gingembre)2og tongolo be(gros ognion)3 voatabia(tomate)500g tongolo gasy(ail) 1gousse Ny fanaovana azy:diovina ny akoho atao anaty vilany misy rano,atao ambony afo rehefa masaka dia endahina ny nofony.Averina ambony afo miaraka @tongolo,sakamalao,tongolo gasy voatetika madinika ny patsa mena koa rehefa voadio andrahoina mandritry ny45mn eo marihina fa atao ranony ny voatabia (coulis de tomate)vao arotraka ao anaty ny vilany.Rehefa hita fa masaka ireo vao alefa ao ny paty efa masaka aloha,tsy adino ny sira araky ny hitiavanao azy.Sakafo mampody aina.MAZOTOA

Sao dia mba bobaka loatra kosa zany 500 GRAMMES DE TONGOLY GASY (ail) voalazanao zany é nadia atao aza hoé mba te ampody aina zahay!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))
10. kallie ( 24/09/2007 18:33)
a a a, mirana a, lé tomate no 500g fa ny ail gousse 1
11. fahamarinana ( 26/09/2007 11:32)
kallie:

fahamarinana> tsy profitérole fa io lazain'i Hery io no mitovy aminy

:arrow:
Tena mbola tsy nihinana an'izany aho ry kallie,tsara ve ilay sensation mangatsiaka nefa anaty beignet? Raha vao tara fihinana zany dia mitsonika be o?(l)
12. kallie ( 27/09/2007 14:34)
ts aiko ky fa ny nihinananay az mafana lé odiny, fa lé glace ao anatiny mangatsika, sady mbola mivaingana, tiko alo e, fa ts mety mahita a eny am glacier sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3931