inona no antenainao @teny frantsay

1. chriss ( 23/09/2007 12:55)
Manahoana daholo,

Mba mangataka ny hira "Inona no antenainao" ilay amin'ny teny frantsay azafady indrindra raha misy manana ianareo.

Misaotra tompoko

[Ouff. izany no tokony atao rehefa mangataka]

Nahitsin'i hery
2. lanto ( 23/09/2007 13:44)
les adelines no tinao lazaina ?
3. oldine ( 23/09/2007 15:35)
isika dia zana-tany ary nopotehina ny maha isika an-tsika.Marina izany.Saingy tsy ny fandavana ny tenin'olona no mitondra mankaiza.Tokony hahay handajalanja sy hampiasa ny teny vahiny isika ary tsy ny teny ihany fa ny fahaizana sy ny fahalalana ihany koa mba hampisongadina ny maha isika antsika.
4. lanto ( 23/09/2007 15:39)
Inoako fa diso fandray koa i oldine, ohatra ahy tam voalohany, mitady ny tonkiran'i adeline "inona no antenainao" ami'ny teny frantsay izy. Misy amin'ny teny gasy sy anglisy izy io ao am RVG, ny am frantsay mbola tsy henoko aloha.
5. vahiny2004 ( 24/09/2007 08:40)
oldine:

isika dia zana-tany ary nopotehina ny maha isika an-tsika.Marina izany.Saingy tsy ny fandavana ny tenin'olona no mitondra mankaiza.Tokony hahay handajalanja sy hampiasa ny teny vahiny isika ary tsy ny teny ihany fa ny fahaizana sy ny fahalalana ihany koa mba hampisongadina ny maha isika antsika.



=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065