iray tanjona ve Jehovah sy satana?
41. fijo
(
27/09/2007 21:00)
nahatsapa fifaliana ianao ,satria nanatanteraka ny zavatra nosaininao.fa tsy hoe misy andriamanitra mahafaly anao;
42. ordinera
(
28/09/2007 14:40)
tsy iray tanjona izy roa ireo na oviana na oviana tsy A/TRA velively hanao asa mitovy amin'ny satana ary satana tsy hanao asa velively mitovy aminA/TRA fa ny baiboly no mampitovy azy roa ireo
43. fahamarinana
(
28/09/2007 15:49)
ordinera:
ny baiboly no mampitovy azy roa ireo
:arrow:za ve no tsy naharaka sa inona fa ahoana koa no ny baiboly no mampitovy azy roa ireo ?(l)
44. fijo
(
28/09/2007 20:58)
mitovy asa ireo e,samy manao izay hisarihany vahoaka,ny olana dia samy zavatra tsy misy ireo roa ireo
maty indray ny baiboly le:-D:-D:-D
maty indray ny baiboly le:-D:-D:-D
45. bosista
(
01/10/2007 09:15)
niryna: tsy islam io namako io ,fa izay olona sy toerana nahazoany azy no tsy fantako,
46. Jeankely
(
01/10/2007 09:59)
Dia ahoana ilay Masera nahalasa adala an'i bosista Baiboly???=))=))=))
47. niryna
(
02/10/2007 05:58)
bosista:
niryna: tsy islam io namako io ,fa izay olona sy toerana nahazoany azy no tsy fantako,
misaotra anao nilaza ny marina.Izay nahazoany azy no tsy fantatrao fa ireo fanontaniana ireo foana no apetraky ny silamo ny kristiana.
Tsy mitovy ny tanjon'Atra sy ny Satana.
Atra nanome antsika rehetra safidy na hiaraka aminy na hiaraka amin'ny satana.Ny eo am-povoana tsy misy.
Ny olona koa izany dia mety am-piasan'ny satana ary tsy ho voatery ny satana foana akory fa ny filan'ny nofo ihany koa io .
48. fijo
(
05/10/2007 21:55)
mitovy e,samy mitady kil.raha misy wa ;ny olan adi asamy tsy misy ireo nefa samy hinoan'ny olon asasany
