iray tanjona ve Jehovah sy satana?
21. rijadolly
(
23/09/2007 07:07)
Nisy teny lava loatra toe nalefako dia tsy hita,fa hezahiko averina.
WWW.baiboly.org adresy ny baiboly io.
I Mpanjaka 22:19-25 vakio hatrany amin\' andininy 37 mba ahazoana ilay Tanjona .Misy maha samy hafa ilay tany amin’ny Joba 1:9-12 .Ny an’ Joba satana mihintsy,sady hamely ny olon’Andriamanitra fa ity indray dia fanahy hirahina handainga hamelezana an’Ahaba izay efa nivadika tamin’Andriamanitra(tsy nahatanteraka ny hiraka nampanaovina azy) mba ho tanteraka izay nolazaiNy avy amin’ny alalan’ny Mpaminaniny.ity koa misy Mpitsara 9:23-24 .Ny fahazoko azy dia fomba fiady netin’Andriamanitra hanatanteraka ny fikasany hamelezaNy ny olona izay mivadika amiNY sy ny fahavalon’ny oloNy.Ady io ny tanjona dia ny hitombon\'ny fanjakana.I satana mitaona ny olon\'Andriamanitra hivadika any aminy satria tsy mahay olona(mamorina),Andriamanitra kosa manome halalana an\'ny satana hitest ny olony raha mivadika na tsy ary aringaNY izay mivadika mba hampandroso ny fanjakaNy sy marina. Hain\' Andriamanitra ny mamorina olona hafa ho oloNY.
eo @ ilay I tantara 21:1 sy II Samoela 24:1
eto dia Davida no tratra io nahazo an\'Joba io fa tsy nahatohitra ka lasan\'ny satana izay nahazo halalana avy tany @ Andriamanitra hitesten\'Andriamanitra azy.Valiny fandringanana satria lasan\'satana ny fanjakana hatramin\'i Davida sy ny taranany maty.Nahafinaritra avy tany amin\'Ilay Mpamindrafo noho ny fibebahan\'Davida mafy sy ny fanetretenany(Itantara 21:27).
Tsy mifanohitra velively izany ny hevitrireo fa kosa mifameno
Hoan\'bosista:
Le vrai message de Jésus-Christ ilay boky nangalan\'ilay namanao ireo,mbola betsaka ao izay noheveriny fa mifanohitra.Fa kosa raha isa dia manaiky aho fa tsy mahay manisa isika raha tombamaso.Marihana ihany koa fa boky musulman izy io,azonao ny tiako ambara raha kristianina ianao.

22. rijadolly
(
23/09/2007 07:32)
Manao azafady amin'Niryna aho tsy hoe tsy namaky aho vao nanoratra fa kosa efa voahomana ilay izy dia nalefa fotsiny,sady heveriko fa tsy mifanohitra ilay izy fa mifameno fotsiny
Eo amin' ilay boky dia mahalina raha jerena ny foniny eo aloha.satria ilay titre dia mena sady lehibe eo ambony LE VRAI MESSAGE DE JESUS-CHRIST;ny mpanoratra somary kelikely ary ilay hoe Agence des musulmans d' Afrique soratra kely ery ambany indrindra.Izany hoe ny Kristianina mihitsy no tiana siblena hamaky azy;izaho aloha dia tratrany é!Nefa :tsara ny ahalalana ny hevitry ny hafa finoana mba hanamafy ny finoanao satria ambaran'ny Fanahy Masina aminao ny marina.:-*

23. niryna
(
24/09/2007 02:35)
rijadolly:
Nisy teny lava loatra toe nalefako dia tsy hita,fa hezahiko averina.
WWW.baiboly.org adresy ny baiboly io.
I Mpanjaka 22:19-25 vakio hatrany amin\' andininy 37 mba ahazoana ilay Tanjona .Misy maha samy hafa ilay tany amin’ny Joba 1:9-12 .Ny an’ Joba satana mihintsy,sady hamely ny olon’Andriamanitra fa ity indray dia fanahy hirahina handainga hamelezana an’Ahaba izay efa nivadika tamin’Andriamanitra(tsy nahatanteraka ny hiraka nampanaovina azy) mba ho tanteraka izay nolazaiNy avy amin’ny alalan’ny Mpaminaniny.ity koa misy Mpitsara 9:23-24 .Ny fahazoko azy dia fomba fiady netin’Andriamanitra hanatanteraka ny fikasany hamelezaNy ny olona izay mivadika amiNY sy ny fahavalon’ny oloNy.Ady io ny tanjona dia ny hitombon\'ny fanjakana.I satana mitaona ny olon\'Andriamanitra hivadika any aminy satria tsy mahay olona(mamorina),Andriamanitra kosa manome halalana an\'ny satana hitest ny olony raha mivadika na tsy ary aringaNY izay mivadika mba hampandroso ny fanjakaNy sy marina. Hain\' Andriamanitra ny mamorina olona hafa ho oloNY.
eo @ ilay I tantara 21:1 sy II Samoela 24:1
eto dia Davida no tratra io nahazo an\'Joba io fa tsy nahatohitra ka lasan\'ny satana izay nahazo halalana avy tany @ Andriamanitra hitesten\'Andriamanitra azy.Valiny fandringanana satria lasan\'satana ny fanjakana hatramin\'i Davida sy ny taranany maty.Nahafinaritra avy tany amin\'Ilay Mpamindrafo noho ny fibebahan\'Davida mafy sy ny fanetretenany(Itantara 21:27).
Tsy mifanohitra velively izany ny hevitrireo fa kosa mifameno
Hoan\'bosista:
Le vrai message de Jésus-Christ ilay boky nangalan\'ilay namanao ireo,mbola betsaka ao izay noheveriny fa mifanohitra.Fa kosa raha isa dia manaiky aho fa tsy mahay manisa isika raha tombamaso.Marihana ihany koa fa boky musulman izy io,azonao ny tiako ambara raha kristianina ianao.
Misaotra betsaka anao aho nanome fanazavana.
24. niryna
(
24/09/2007 02:52)
rijadolly::roll::cry:
Manao azafady amin'Niryna aho tsy hoe tsy namaky aho vao nanoratra fa kosa efa voahomana ilay izy dia nalefa fotsiny,sady heveriko fa tsy mifanohitra ilay izy fa mifameno fotsiny
Eo amin' ilay boky dia mahalina raha jerena ny foniny eo aloha.satria ilay titre dia mena sady lehibe eo ambony LE VRAI MESSAGE DE JESUS-CHRIST;ny mpanoratra somary kelikely ary ilay hoe Agence des musulmans d' Afrique soratra kely ery ambany indrindra.Izany hoe ny Kristianina mihitsy no tiana siblena hamaky azy;izaho aloha dia tratrany é!
Tsy mbola nahita io boky io indray aho fa ny fantatro fotsiny dia ireo foana no tadiavindry zareo handresena lahitra an'ny kristiana ary mbola misy maro.Saingy mahafantatra izay hivavahana ny tsirai2
Nisy namana iray izay aza,isaky ny mahita izy dia mihogahoga foana hoe izay no lehibe Atra sa Kristy?
Nefa :tsara ny ahalalana ny hevitry ny hafa finoana mba hanamafy ny finoanao satria ambaran'ny Fanahy Masina aminao ny marina.:-*
Miombokevitra koa aho,tsara ho fantatra fotsiny fa mila mivavaka mafy isika mba tsy hiroana any amin'ny hafa,manaja toy ny sasany manaja ny antsika.Fantaro izay hinoana ary mivavaka foana fa satana koa mahay tenin'Atra maro lavitra noho ny olony.
Hoy ilay pasitera izay hoe ataovy toy ny mijery video hoy izy,alainy sy fantan'ny satana daholo ny zavatra rehetra nataonaontsika.(tsy manana fahefana ny ahalala ny ho avintsika anefa izy,Atra irery no mahafantatra sy manao izany)
Rehefa te-hanameloka anao izy hoy izy dia averiny ilay video ary dia toa very ny fanantenanao,toa mieritreritra hianao fa Atra ve dia ho tia anao,raha misy Izy maninona no mbola mijaly toy izao hianao.Averiny daholo ny toetra ratsy rehetra nataonao ary dia manomboka eo indray ilay fahadisoam-panantenana.:cry:
Misy hoy izy olona voaratra tamin'ny fiainana dia tsy te-hiaraka amin'ny olona intsony satria heveriny fa hitovy iny olona iny daholo ny hafa(io no atao hoe ao am-ponjanao hianao,hianao irery ihany no hanafaka anao hiala ao anatin'izany fonja izany).Ny olon-tiana nalain'Atra tanora,toa tsy te-hiaraka ny hafa intsony na diso fanantenana dia tsy manana fitiavana olon-kafa intsony(mbola fonja ihany ko io hoy izy).Maro fa ireo no tadidiko.:D
25. tsaramaso
(
24/09/2007 09:46)
niryna:Laony e !!!!! vao tsy namaky akory de laony ny bandy fa laaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaava loatra !!!!! tsssssssssss !!!! mandalina ve ???!!!
Fehiny. Atra no namela an'i Satana haka fanahy an'i Davida
Soa ihany fa nisy fehiny
@ikaretsaka : ie hita fa elah tsy nandalina !!!!! hahaaaa!!
27. ikaretsaka
(
24/09/2007 11:56)
tsaramaso> ndao hiaraka handalina aza fa ialahy efa lalindalina kokoa e
28. rijadolly
(
24/09/2007 16:01)
Kwasi:
Misaotra an'i niryna sy rijadolly (l)
Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany sy Jesoa Kristy zanany.Amen!
Misy fanampiny kely: t@ ilay I mpanjaka 22 tery ambony mbola misy andinn 28 http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IMPANJAKA&Toko=22&andininy=38&dika= ilay tanjon'Andriamanitra indray no adinoko fa mialatsiny indrindra
29. ikaretsaka
(
24/09/2007 16:37)
Raisiko terre a terre ilay fanontaniana: atao mody hoe @ fo tsy miangatra
ie iray tanjona i satana sy jehova
imagine hoe manao baolina izy 2 tonta
ny olombelona ny terrain
ny fanahy ny baolina.dia misy but!
dia samy manao izay hahafaty ny bol ao anaty but
raha raisina @ izay dia ie..mitovy tanjona:lol:

30. rijadolly
(
24/09/2007 18:16)
Ika à!
marina izany fa mitovy ny tanjon'Andriamanitra sy satana samy te- hanjaka irery,izay ilay but.Nefa iray ihany ny Mpandresy any amin'ny farany an!Iza ary ô?Sa tsy azoko ilay tian'sé tenenina sa mbola nanazava ilay izy aho?

31. ikaretsaka
(
24/09/2007 18:25)
arakarak'ilay arbitre io ramose a!
mety betsaka ny maty atsy mety betsaka ny maty ary!

32. rijadolly
(
24/09/2007 18:49)
fa iza ilay arbitre? Mamandrika an!fantatro anie fa mamandrika ahy sé! i sé ihany ny namorona io ohatra io an!
33. ikaretsaka
(
24/09/2007 18:57)
miankina @ ilay arbitre, terrain, baolina, sy ny supporteur io ka!
raha ratsiratsy koa ny entraineur dia ...:-D
manontany dia valiana fanontaniana, (fika zezoita)

34. rijadolly
(
24/09/2007 19:26)
=))farany ty dia mverina ary @ sujet an! tsy azoko ilay zezoita fa tsy dia havanana loatra ny havanao.
Mankalaza ry Ikaretsaka:-*
Mankalaza ry Ikaretsaka:-*
36. karinah
(
25/09/2007 21:39)
bosista: tsy iray tanjona i satana sy Andriamanitra ny hitovizany ftsn dia: samy mitarika ny olona fa i satana mitady namana be dia be mba hanaovany valifaty an'Atra satria izy dia namadika Atra nohony fialonana an'Atra!(l)
37. deric
(
26/09/2007 06:05)
TSY IRAY TANOJONA Ô!
Na oviana na oviana ary na amin'inona an amin'inona; dia tsy hitovy tanjona velively Andriamanitra sy satana, eny fa na dia mety ho mitovy aza ny zavatra atao na izay ampanaoviny.
Ohatra: Ny fahoriana nahazo an'i Joba. Ny ny tanjon'i Satana dia ny hivadian'i Joba amin'Adriamanitra, izany hoe hiala tsy hanao ny sitrak'Andriamanitra intsony. Nefa ny an'ANdriamanitra dia ny hampisehoana ny tena fijoaroan'i Joba na amin'ny mora na amin'ny sarotra, tamin'ny farany aza dia natnaon'ANdriamanitra tsara lavitra noho ny fiainany talohan'ilay fahoriana ny fiainan'i Joba.

38. niryna
(
26/09/2007 06:34)
Kwasi:
Misaotra an'i niryna sy rijadolly (l)
Tsy misy fisaorana ,mahereza hatrany mamaky ny tenin'Atra fa ao irery ihany no misy ny lakle-ny fiainana rehetra.Izay zavatra ilainao valiny dia ao daholo.:D
39. fijo
(
26/09/2007 20:33)
mitovy tanjona tokoa ireo raha samy misy.toa ny mpivarotra ihany e,izay ahazoana kil be no tanjona,ary tezitra raha tsy manaraka azy ny kil.
soa fa samy tsy misy ireo
soa fa samy tsy misy ireo
40. rijadolly
(
27/09/2007 20:30)
fijo:
rijadolly an,inona moa no tokony hampivarahontsana an'i fijo??ilay andriamanitra ve,raha mampitahotra izy tokony mba hiseo kely aloha fa tsy avelany hiantso maina ny vahoaka
Marina ny any sé,misy tokoa ny miantso maina .Izaho dia efa azon'io satria diso fangataka aho,nisy fotoana koa aho tsy nanana faharetana dia nikaroka zavatra izay takatry ny saiko sy ny fahalalako hany ka nametsifetsy ny namako niafarany,satria nampiasa coco.diso fanantenana ny farany satria tsy nisy intsony ny namana hampiasaina coco .Niverin-dalana aho,ary tsaroako nisy fifaliana tao anatiko izay tsy takatry ny saiko na hazavaina.Izay ilay IZY.Tsy hitako fa tsapako ato anatiko izay tsy hain'ny mpitazana refesina.