andramo ndray ny...
1. boubounezy
(
21/09/2007 20:45)
henakisoa sy champingnon parfumé teteo madinika nyhenakisoa misy odiny matavy kely inyd endasina mendy tsaramiaraka @ siramamy refa mendy2 d arotsaka ny tongolo oignon avy eo ny ail, arotsay @zay ny champignon parfumé zay efa nosasaina kely aroarona tsara mandrampa ritra tsara azy mitambatra
mazoto fa tsara b io r7 io no simplekely. wann @ vary.:miam:
mazoto fa tsara b io r7 io no simplekely. wann @ vary.:miam:
novalian'i kofbay ny 24/12/2007 22:05
3. boubounezy
(
22/09/2007 13:04)
diams ie ka! oaniko fona zé tsarony vavako ary tsy maintsy tanterako. fa ny hafa tsy vôtery inana mitovy @ko dôly samy manana ny fomba finanany ka! ao ny manao régime a vie ao ny tsy manao.:miam::miam:
4. kofbay
(
24/12/2007 22:05)
ohatran'ny ahoana izany champignon parfume ry Boubounezy? ary aiza no misy an'izany raha aty Madagasikara? ny fantatro mantsy dia ny champignon noir, dia ilay champignon fotsifotsy eny an-tsena ireny ary ny champignon de Paris en boite. Ka raha tsy misy an'io champignon parfume io dia inna no azo asolo na fangarony fanampiny? Mrc