Mba saika hitady tonon-kira

1. fa65no ( 21/09/2007 12:58)
Raha mba manana ny tonon-kira an'i Henri Ratsimbazafy ilay hoe "TAIZA TAIZA INDRAY IANAO ? TAIZA NY MARINA LAZAO ... Dia mba handefaso izahay fa misy mitady azy mafy aty!
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 14:44
2. Bafota ( 03/12/2007 18:32)
Izaho aloha tsy taiza tsy taiza fa teto ihany e!
Fa raha mitady tonon-kira ianao an,de ataovy matanjaka ny imprimante fa ao am'site: www.gasykamanja.com ao misy hoe tononkira dia midira ao fa bobaka be ao dia ataovy mafibe rehefa mihira azy fa mihaino aho izany an!a+
3. Lejoba ( 08/07/2008 14:44)
fa65no:

Raha mba manana ny tonon-kira an'i Henri Ratsimbazafy ilay hoe "TAIZA TAIZA INDRAY IANAO ? TAIZA NY MARINA LAZAO ... Dia mba handefaso izahay fa misy mitady azy mafy aty!


Tena mbola mila ny tonin'i "taiza" (henri Ratsimbazafy) ve ianao fa vonona handefa ny aty raha tsy efa ao anaty serasera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418