MBA NIANATRA TAIZA ITY RAVALOMANANA ITY E

21. lehilahy ( 27/09/2007 21:02)
ary aiza i rabaradaka no tsy hita maneo hevitra mihintsy e?
i baradaka izao nandalo université, dia mba mahafehy filohampokontany v? raha eny, i ravalo toa tsy manana CV matotra araka ny fihevitrao toa lasa filohampirenena nandavo ny andrarezina ara-pahaizana, tao anatina mandat 2 misesy, ny fanintelony aza mbola hiarahamahita eo... toa nahatondra firenena amantaonany maro, kanefa i profesora aza toa tsy nahavita mandat akory fa telo taona dia dila..(sao d cancre marina ary i profesora e???) d iza izany no tena kinga saina sy mampandroso firenena rehefa dinihina tsara.?

RQ: rabaradaka: mahalasa saina kely iany ilay pseudo, ohatra ny hoe olona tsisy azondamosina izany, ohatra ny olona tsy mahatanty pression sy lazonady izany, rabaradaka, fa taiza ary ianao no nianatra e? mba mandiniha kely vao manao zavatra fa manjary hita taratra avy ety ivelany ilay halalin'ny saina e.

mirary soa e.
tsiky dia ampy
22. Jeankely ( 28/09/2007 09:47)
Ny Filoham-pirenena tsy tokony asiana hoe MBA. I Baradaka araka ny zavatra nosoratany dia milaza mahalala sy nahita ny antsipirihiny momba ny Filohampirenena. Mazava be fa avy nisolelaka ary tsy nahita zorony intsony dia mametraka ny hoe MBA. izy Rabaradaka MBA NANINONA NO AVY NISOLELAKA VAO MANARATSY? Na inona fahaizany na inona dia Filohampirenena izy ary izy no misolo-tena an'i Madagasikara eran'izao tontolo izao. Ka na milaza mahay be ianao Rabaradaka dia tsy midika inona izany ary averiko fa tsy mbola nisy Malagasy nahazo "Prix Nobel"na tamin'inona na inona ka aza mifanatsatso.
23. UB40 ( 01/10/2007 01:14)
:roll:[size=30]RABARADAKA[/size]:roll:
[size=24]looooooool[/size]
24. niainalynx ( 11/10/2007 13:33)
Ohatran'i Pasteur Mailhol ihany io e : tsy nianatra téolojia tam sekoly nefa lasa pasitera :-D:-D:-D:-D

Tsy haiko aloha ny andravalo fa ny fantatro dia hoe nididtra antsekly izy e

Andrianampoinimerina koa toa tsy nianatra tany antsekoly

Dia ry Indira Ghandi koa toa tsy dia nianatra firy

Ny tiako ho tenenina dia hoe : tsy ny diplaoma no mitondra an'io fa ny fahaizana mitondra sy mitarika olona

Bon leader daholo ireo olona anankitelo teneniko ireo
25. niainalynx ( 11/10/2007 13:35)
Dia izao koa : ny atao hoe fianarana anie tsy zay tany antsekoly ihany e Ny fiainana manontolo dia fianarana avokoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3318