Ny fanahy tokoa no olona
22. Kwasi
(
21/09/2007 13:45)
Ka ilay izy koa manko misy ny tsy maharitra fa tsy maintsy mipaingotra kely foana, dia lasa mihitatra ny resaka avy eo.
Dia inn moa fa tsy imemehezan-drazoky fijo fotsiny.:D
Dia inn moa fa tsy imemehezan-drazoky fijo fotsiny.:D
23. ikaretsaka
(
21/09/2007 13:55)
dia ny azo tsoahina amin'io dia hoe fantaro tsara aloha ny momba ilay finoana hafa tianao hanaovana remarques alohan'ny hitsaratsarana azy be fahatany
misaotra hery
misaotra hery
24. inhbrab
(
21/09/2007 14:31)
tiava ny fahavalonao, mivavaha ho an'izay manenjika anao,omeo fitiavana foana izy na mankahala anao aza, mba hananatra azy anie Andriamanitra, ...
25. fijo
(
21/09/2007 20:06)
ekeko tokoa fa misy fitsarana sy fanaratsiana eto.nefa kosa amiko dia izay no heviny ka avela izy haneo izay heviny izay.
ohatra,misy namana kristianina eto manaratsy sy manambany be anay tsy mino,nefa atao ahoana fa izay no fomba fahitany anay ka dia ekeko tsara izany.
ohatra,misy namana kristianina eto manaratsy sy manambany be anay tsy mino,nefa atao ahoana fa izay no fomba fahitany anay ka dia ekeko tsara izany.
26. ikaretsaka
(
21/09/2007 22:59)
ka tsy mahafantatra izy sy minia tsy mahafantatra ilay "tsy finoanareo" ra fijo , nefa dia faly mi kritika fotsiny
27. naughtyboy
(
22/09/2007 18:49)
ezaka any mila voiziny rehetra io,na ny maneho hevitra na ny mandray hevitra fa tsy natao iadina rariny na hitsiny,ary makatelina ny teniny hery eto
28. bozyboleta
(
24/09/2007 05:20)
Aleo ny hevitra no hiady.
Fa tsy rehefa tsy mety hitovy fomba fijery sy fisainana de avadika fanenjehana sy fitsarana olona.
Ary lasa faniratsirana ny tenin'Andriamanitra aza ny dinika sasany natao ho ohatra hamelezana ireo mpidinika enjehina.

29. ikaretsaka
(
24/09/2007 18:28)
bozyboleta:
Aleo ny hevitra no hiady.
Fa tsy rehefa tsy mety hitovy fomba fijery sy fisainana de avadika hoe fanenjehana sy fitsarana olona.
=D
30. rijadolly
(
24/09/2007 19:49)
fijo:
ekeko tokoa fa misy fitsarana sy fanaratsiana eto.nefa kosa amiko dia izay no heviny ka avela izy haneo izay heviny izay.
ohatra,misy namana kristianina eto manaratsy sy manambany be anay tsy mino,nefa atao ahoana fa izay no fomba fahitany anay ka dia ekeko tsara izany.
hery à !sao dia azo atao koa ny manokatra dinika ho an'ny TSY MPINO dia ny Mpino indray no manafika an'Fijo any tahaka izao ataony izao sady tafika Masina ho antsika Mpino anié izany é!
31. ikaretsaka
(
24/09/2007 23:11)
finoana ange ny an'i fijo izao ry bandy akama e
finoana manko ny atheisme
finoana manko ny atheisme
32. rijadolly
(
25/09/2007 17:37)
finoana ange ny an'i fijo izao ry bandy akama eizay anié ny ilazako anareo hoe tsy havanana ny havanareo é.Ny fiheverako azy zao dia hoe tsy mino izy dia tsy tafiditra ao anaty ny finoana.hay moa ka finoana ity atao hoe tsy finoana.Ahoana koa ary izany laziko izany,izaho indray no tsy mahazo ny tiako ambara.Ny teny Gasy wa dia tsy mahalaza hevitra mihitsy.Tsy mananihany aho ry Ika à fa voasoratro ilay izy dia tsy nofafako fa azonao ny nahazo ahy fa io mihitsy no niheverako azy.
finoana manko ny atheisme
33. fijo
(
26/09/2007 20:55)
rijadolly an,za anie tsy miady aminareo e,maneho ny hevitro sy ny finoako aho.ady hevitra ny antsika fa tsy hifandramatana akory.
tsy ho etsy mahalaza zavatra ny teny gays,fa enao no tsy mazava izay tianao hoambara fa sosotra fotsiny.fantaro izay tianao holazaina ,fa azon'ny teny gasy hambara tsara izany,ary aza miady fa mampiadia hevitra

34. ragany
(
08/10/2007 06:59)
Misaotra betsaka an'i Hery amin'ity fampahatsiahivana tsotra sady maontina ity . Ny tsotra ihany moa no mora azo ka.
Ny tiako tsindrina manokana kosa dia ny hoe tena io no izy " ny fanahy no olona " no fiteny fa diso ny hoe "ny fanahy no maha olona" .Zay ihany ka
Ny tiako tsindrina manokana kosa dia ny hoe tena io no izy " ny fanahy no olona " no fiteny fa diso ny hoe "ny fanahy no maha olona" .Zay ihany ka