azo ekena ho kristianina ve?
43. ikaretsaka
(
21/09/2007 23:30)
izay anie afaka mino daholo e..
ataoko hoe raha miresaka amiko i fijo dia mitantara hoe misy an'izany olom-patany dadarabe izany tany ambanivohitrany tany mahay an'izao sy izao!
dia mety nanaiky sy nino izay nolazain'i fijo sy momba ilay rangahy voalazany ahako!
fa izany tsy midika mihitsy hoe satria za hiteny hoe mino an'i fijo! dia ho lasa "fijo-anina"
nataoko fanoharana ilay izy...
fa misy teniny izay hoe "tsy izay miteny hoe tompokotompoko no tena mpianany fa izay manao ny sitrapony"

44. gasynamana
(
22/09/2007 00:36)
Ilay sujet dia efa diso fipetraka satria raha olona fa mino fa Mesia i Jesoa dia mino avy hatrany fa Andriamanitra Izy.
Fantaro aloha hoe: inona no dikan'ny teny hoe Mesia?
Ny silamo dia tsy mino mihitsy fa Mesia i Jesoa, ary ireo sy izay toa azy no tsy mino koa fa Andriamanitra izy.

45. patrick2002
(
23/09/2007 01:39)
amiko ny dikany hoe mesia dia mssionnaire nandefa ny zanany lahy tokana tety an-tany Andriamanitra mba hanao mission ,
NB missionnaire n'Andriamanitra ah! aoka hazava ny resaka, fa tsy missionnaire nalefany fiangonana akory.
Miala tsiny aminao izaho ,mazava io teny io fa raha misolo tenan'Andriamanitra ianao amiko tsy midika hoe ianao no Andriamanitra. Izay no nanirahana an'i jesosy kristy tety an-tany ,ary izay mino an'izay fampianarana izay no atao hoe kristianina
Ary eto no tiako hisarihana ny sainy Fijo :raha madinika anio toko sy andininy ao @ baiboly nalefany Mandefitra io ianao ,dia mizara ny hevitra izy milaza fa Andriamanitra i Jesoa arak'io ,izaho kosa miteny fa nisolo toerana izy fa tsy Andriamanitra , sahala aminy hoe lasa ny DG ,dia misy ny DG par interim :D:D eo ilay mampizara ny kristianina ,Iza aminay mirahalahy no manana ny marina :?: dia i Andriamanitra ihany no afaka mitsara an'izany ^:^^:^

ty ny tenin'Andriamanitra manamarina fa tena Andriamanitra Jesosy:
Jaona 14:
8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.
9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray?
10 Tsy mino va hianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa.
11 Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko;
Miala tsiny aminao izaho ,mazava io teny io fa raha misolo tenan'Andriamanitra ianao amiko tsy midika hoe ianao no Andriamanitra. Izay no nanirahana an'i jesosy kristy tety an-tany ,ary izay mino an'izay fampianarana izay no atao hoe kristianina
Ary eto no tiako hisarihana ny sainy Fijo :raha madinika anio toko sy andininy ao @ baiboly nalefany Mandefitra io ianao ,dia mizara ny hevitra izy milaza fa Andriamanitra i Jesoa arak'io ,izaho kosa miteny fa nisolo toerana izy fa tsy Andriamanitra , sahala aminy hoe lasa ny DG ,dia misy ny DG par interim :D:D eo ilay mampizara ny kristianina ,Iza aminay mirahalahy no manana ny marina :?: dia i Andriamanitra ihany no afaka mitsara an'izany ^:^^:^
46. fijo
(
26/09/2007 20:58)
za manontany fotsiny eto ka,i gasynamana izao tsy manaiky io hevitrao io,nefa ianareo samy mihevitena ho kristianina.izay no mahalasa ny saiko.
47. yah
(
28/09/2007 04:28)
salama daholo eeeh!
izao ry zareo ah, misy teny nataon'i jesôsy ao @baiboly hoe:( izay mino ahy ,ny asa ataoko no ataony koa ary anao lehibe noho izany aza izy)
izay @tsika no efa nahavita inona? kely sa be noho ny vitany ve? mandinia tena de valio ireo fanotaniana ireo de mitenena @izay hoe kristanina enao sa...mampisalasala?:°):°):-w:-w
suuuuuuuure

49. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:33)
za manokana aloha dia nahavita asa betsaka noho ny nataon'i jeso e ary ekeko tokoa izany! za nanota betsaka noho izy sy ny mpianany!
fa za kosa manaiky hoe mpanota aho , dia za koa nanao ny "ary mamela ny otanay" foana.

50. fahamarinana
(
29/09/2007 06:50)
Rasiligaoma:
za manokana aloha dia nahavita asa betsaka noho ny nataon'i jeso e .
:arrow:ohatra hoe inona? (l)
52. Mandefitra
(
01/10/2007 13:03)
[quote:patrick2002]Miala tsiny aminao izaho ,mazava io teny io fa raha misolo tenan'Andriamanitra ianao amiko tsy midika hoe ianao no Andriamanitra. Izay no nanirahana an'i jesosy kristy tety an-tany ,ary izay mino an'izay fampianarana izay no atao hoe kristianina[/quote]
Indreto mbola misy teny hanazava ny sainao :
Jaona 1:18 Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran'ny Ray, Izy no nanambara Azy.
Filipiana 2:5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa,
6 Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra...
Jaona 20:28 Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamantro!
29 Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy hianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
Isaia 9:5 Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga]

54. Mandefitra
(
05/10/2007 04:38)
Miteny ho azy ny tenin'Andriamanitra ry akama a ... saingy ny olona no minia tsy te hahalala ... indrisy.
56. diamondra27
(
07/10/2007 11:19)
fijo: ity koa misy fanontaniana iray a!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/jesosy/video/x34qoc_kristiana-va-ianao-tarika-noely_music