Baolina Champion Ligue

1. salmo1 ( 19/09/2007 10:23)
FC Barcelona - O. Lyon

6 sy 0 mandresy Barça :^)
novalian'i ronaldo09 ny 25/09/2007 12:28
2. mandrindra ( 19/09/2007 10:57)
be loatra kosa ny 6, fa aleo atao hoe 3 sy 1. fa barça foana klou no handresy

barça, barça, barça
3. ronaldo09 ( 19/09/2007 11:59)
Fa ry mandrindra sy salmo ve mba mpanara-baovao ihany e!Hitanareo sy renareo ny fahalemen'i Barca amizao fotoana izao izay laharana faha 6 ao amin'ny Liga,i Henry izay tsy mahovoka ary i Benzema ao amin'ny heriny ve no hilzanareo fa 6-0 na 3-1 aza manonofy atoandroe !I Lyon no hibata fandresena 1-2 fa jereo tsara !
4. naughtyboy ( 19/09/2007 19:07)
diso be ny kajiny ronaldo zany , azo eritreretina tsara ny 3-1 any barca ary Henry iskoro goal 1
5. salmo1 ( 19/09/2007 21:36)
naughtyboy: ie :°)

ronaldo09: atody no nampitondrainay any Lyon
;-)
6. ronaldo09 ( 20/09/2007 12:08)
Za tsy Lyonais ka!Fa tsy tia fotsiny an'i Barca fotsiny za manko real ny ahy!
7. salmo1 ( 20/09/2007 13:44)
Tsss
8. mandrindra ( 21/09/2007 15:32)
azafady fa diso aho atmin'ny score e, kay tsy nahafaty baolina indray ny OL

ronaldo09, aza dia entin'ny fankahalana loatra rehefa mamoaka hevitra fa manjary very ny objectivité amin'ny fahaizanao an'ity raharaha managa ity:wink:
tandremo koa fa toa lasa nifindra any aminareo any amin'ny real de madrid ilay flux neerlandais nisy taloha tao amin'i barça. toa efatra be izao mantsy no neeralndais ao aminareo ko: van nistelroy, sjneider, robenn, drenthe:wink:
9. ronaldo09 ( 25/09/2007 12:28)
4 ny Neerlandais fa roa ihany no tomp-toerana dia i Snejder sy Van Nistelrooy ary ny Real ange ry papa no lohany zao ao amin'ny Liga!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5226