mandry eritreritra ve?...

41. ari.malala ( 25/09/2007 12:30)
:? d ts haiko alou fa ts mahazaka aho e! za tokam-po ka ts haiko zany miaina miaraka @ olona ts tokam-po zany ... varina d variana aho namaky ny famelaberan'i Soanja, fa tena ts mety am saiko e! ity resak'ika ity koa vao mainka...:? :? :? ts mety amiko k! atoko aona no ieritreritra we nifanakalo vady t@ olona hono...
42. mandrindra ( 25/09/2007 19:40)
ari.malala, ka izay ilay fiaraha-monina, ny mety aminao tsy maety amin'ny hafa, ny mety amin'ny hafa tsy maety aminao; koa samia mandeha amin'ny lalankizorana fa aoka tsy hifampitsara dia mandeha hoazy io eee:wink:
43. rariri ( 26/09/2007 01:48)
sarotra ny miaina.
44. ari.malala ( 26/09/2007 06:41)
mandrindra, za anie ts mitsara e! fa mametra- panontaniana ftsn we mety amzareo v, hay zany efa voavaly we mety d zay zany, nenà no asoaviko fa ts mila maka tahaka ny an'ny hafa ah :)
45. rariri ( 26/09/2007 08:27)
ari.malala : ho hita eo izany afaka taona vitsy²
ohatranao daholo @ voalohany ange e! misy ary makany ampiangonana mihintsy miaraka @temoins hoe hifankatia mandrakizay, nefa indrisy ity fiainana ity tsy vitan'izany.
ohatran'ny zavatra rehetra eto an-tany ihany io fitiavana io éphémere hoy ny sasany izay.
mamy be @ voalohany di lasa matsatso, dia lasa marikivy ary farany lasa mangidy.dia hoy ilay hira hoe (aza mora taitra raha tojon'ny mafaitra , asio siramamy ;) ) ary any ankafa no mety be siramamy.

dia ny mbola mamy aloha de soavy ny anao e! tsy manakivy aho akory fa realiste , enga anie aharitra mandrapafaty.
46. mandrindra ( 27/09/2007 10:43)
ari.malala, tsy ianao no lazaiko hoe mitsara fa ny fiarah-monina amin'ny akapobeny no manao an'io kaaa:D. raha samy miaina manaja ny safidin'ny hafa dia mandeha ho azy ee:wink:
47. la ( 27/09/2007 11:26)
gravy le stuation otran'izany fa ny aza tratrany ihany e!!
Fa ra zah manokana refa misy vady iray eo de azy daholo zah manontolo tsy manana zarazaraina ho an'ny hafa zany tsony zah, de enga anie ka mba otran'izany koa izy fa tsy te anisy fisainana be lotra fa makarary andoha :D:D:D^:^^:^:!::!:
48. ari.malala ( 27/09/2007 11:51)
rariri, za efa hoatr'izany hatrizay mints k! tokam-po fonafonafona mints za, sanatria ts fidokafako tena fa tena ts mahay anazny mampiaradroa zany ah kle:? mahita ny ataon'ny hafa nefa aho fa toa mety mainy d za ts mitsara fa hoy aho hoe, izay mety @ hafa ts voatery hiety amko:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0562