Sakaizakely , Felicitation!!!

21. dadie
(
20/09/2007 14:09)
17. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 20-09-2007 00:05:18
Lohateny : Re : Sakaizakely , Felicitation!!!
dadie: ra efa manao an'io tsingolibatita io i Naly de mitady zandriny hono zay kou
:-D:-D:-D tena aoka iany zany ka manjary kambana eo lol aleo atao zaza mipetraka fotsiny io sary io ze mijery aty aoriana :-D

22. sakaizakely
(
22/09/2007 14:10)
Misaotra anareo rehetra fa faly be le neny vaovao mahazo fiarahabana avy aminareo :P
Somary mbola vizabizana dia tsy hitahita matetika fa miverina ihany e !
dadie sy diams>
na hitsingolobatita injato aza tsy misy zandriny intsony :-P:-P:-P:-P
kelly13> mci, fa efa manao nuit 2 fois de suite izao :o Gaga be za :o:o
Bbnezy> hi hi marina mitsy, dia manaraha tsy ho ela akia a ! Afaka manome resety fanamboarana azy za raha toa ka ilaina :-D:-D:-D

26. sarobidy
(
06/10/2007 07:53)
Arabaina nahazo fara amandimby eee=D, tsy efa mandady v zay le zaza vo hitako ty forum ty hihihi :lol:

28. sakaizakely
(
08/10/2007 19:27)
fasaly> mci :-*:-*:-*:-*:-* dia manaraha tsy ho ela e :-P
sarobidy> mci ! Efa mandeha mihazakazaka mints aza kou, Haka baka @ herintaona :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
sarobidy> mci ! Efa mandeha mihazakazaka mints aza kou, Haka baka @ herintaona :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

29. Stretch
(
08/10/2007 19:48)
ndray de efa hanao SN zany ry naly aky , :-D salôpety maintromaintro :°)
nareo aky de mahatapa tsinay mintsy ,
ny andry kelly ny eo tsy afaka ko ny resssety sahady no tadavina etidiena :{
zao zao tatie amin-ty resaka Pampers erany tanana ty tsy afa bela mintsy fa efa jerijerevany kil refa eny ambony metro we avy any am dry sakaizakely ary zany sa avy any amdry kelly :°)