Sakaizakely , Felicitation!!!

1. ratonga ( 18/09/2007 20:39)
Faly miarahaba an'i sakaizakely fa tonga soa aman-tsara izany ny vahiny kely, de maharo taiza é!:-*
2. mbaliana ( 18/09/2007 21:24)
arabaina nahazo fara aman-dimby e...maroroa taiza 0:-*:-*:-*
3. melody ( 18/09/2007 21:33)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img66.imageshack.us/img66/9008/newbabysu2.jpg[/IMG][/URL]

Arabaina akia sakaizakely a:-*:-*
4. ikaretsaka ( 19/09/2007 02:08)
mirary soa ee
5. najah ( 19/09/2007 06:05)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46f02e8a67d83 efa ao io
6. mbaliana ( 19/09/2007 06:55)
dia maiarahaba an'i Naly koa tonga hiaraka amintsika eto e
7. majakely ( 19/09/2007 08:11)
de bisous bisous am maman sy bébé ee...de mirary soa ho anareo
8. sakaizakely ( 19/09/2007 09:22)
Misaotra betsaka anareo, dia mirary anareo hanaraka tsy ho ela koa :P:P:P:P

mbaliana> mbola ho avy eto izy fa izao aloha mbola ampianarina tsy manakotaba @ alina. Ho hita eo ny manaraka ;-)
9. bjlforj ( 19/09/2007 09:28)
zany e!
10. soanja ( 19/09/2007 09:51)
Sakaizakely o, saika hanao kabary famangiana terabao zah fa saingy tsy ampy ny sehatra ivalamparana, ka dia miarahaba anareo nahazo fara mandimby. Maroroa taiza. Hitsinjo sy hitsilo ny zaza amin'ny lalan-kalehany anie ilay Nahary!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)
11. Stretch ( 19/09/2007 13:29)


:-*(l):-*:-*

de maroroa aky ny taiza a ! lazao ihany a ra mila relais ny fifoazana am alina :°) na le fanoloana kousy , tatie hono we tena spesialista amn'iny :roll:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-danse.jpg[/IMG]
12. sakaizakely ( 19/09/2007 13:48)
Mbola mamerina fisaorana mitafotafo anareo indray.

Soanja> efa mety be io ka. Dia manaraha tsy ho ela :P

Stretch> raikitra izany fa dia miandry andry rahalina an ! Tandremo tsy tonga :-D:-D:-D
13. boubounezy ( 19/09/2007 14:01)
[URL=http://img227.imageshack.us/my.php?image=1481712875603700911yj0.jpg][IMG]http://img227.imageshack.us/img227/2694/1481712875603700911yj0.th.jpg[/IMG][/URL]
FELICITATION!!!!!
14. sakaizakely ( 19/09/2007 14:28)
boubounezy

Mciiiiiiii

taoko dia mahafinaritra ahy ery io sarin'i Anne Geddes io. Mampté e ? Sa ahoana ouz ndry ?

ity nenjy ary
15. dadie ( 19/09/2007 15:14)
arabaina zany sakaizakely d mahereza e:-*:-*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
16. lanto ( 19/09/2007 15:38)
Arahabaina izany sakaizakely, salamà tsara nareo mianaka e :-*
17. kelly13 ( 19/09/2007 18:52)
arabaina ankia sakaizakely a, d maroroa taiza d bon courage klou pdt 3 mois eo ho eo @ le mifoha alina d ento aty tsongoina kely ny takolany sy ny ranjony ary ny fefesses-ny hihihi :-*:-*
18. diamondra27 ( 19/09/2007 22:05)
dadie: ra efa manao an'io tsingolibatita io i Naly de mitady zandriny hono zay kou :-D:-D
19. UB40 ( 20/09/2007 01:39)
:arrow: [size=16]Yé! mbô manatitra ny arahaba vokatrin'ny fo kou zany ry zalà UB40 é!![/size] ^:^
20. boubounezy ( 20/09/2007 09:10)
sakaizakely mési kia fa tena mampité marina an mafaty2 ny zaza é!:-*(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2953