Iza no mahalala ny fisian'ny EIC ?

1. bigy ( 18/09/2007 13:02)
iza no mahalala ny fisian'ny Ecole international de Comptabilité na EIC ? mba azo antoka tokouh ve izy io ary iza no tena tompony ? Tsika gasy manko tia mampianatra zanaka sy te ho tafita ka aleo mba fakafakaina ihany aloha itony sekoly vaovao itony, de misaotra amzay manana fanampimbaovao e!
novalian'i LazaDaddy ny 28/09/2007 04:56
2. rantylahy ( 18/09/2007 20:14)
Manaona
Nanintona ahy ilay resaka saingy androany aho vao nahare an'io. Mba azonao lazaina ve hoe aiza no misy azy? dia ahoana ny fidirana ao?
3. bigy ( 20/09/2007 06:00)
Ny toerana aloha tsy de Mazaba tsara fa toa hoe mpandraharaha vahiny amin'irony zone franche irony no nanorina azy io. Niseho tamin'ny gazety indray mandeh ilay izy ka tsy azoko tsara ka izany kouh no mba hilĂ ko fanazavana ho an'izay mahalala misimisy koukou eto
4. bozyboleta ( 24/09/2007 14:11)
www.e-i-c.info ny site-ny
5. xxx ( 27/09/2007 08:01)
mba diniho ihany izay idirana ry reto a sao miantefa am hazo tsy fantatra ka loza avy eo
6. LazaDaddy ( 28/09/2007 04:56)
xxx:
mba diniho ihany izay idirana ry reto a sao miantefa am hazo tsy fantatra ka loza avy eo


- Matetika @ firenena mahantra ny fianarana tsy miankina mitondra ny anarana hoe "international" dia tsy azo antoka, sady tsy misy lanjany mihitsy raha vao mivoaka an'i Madagasikara kanefa mba hoe "international" (aleo lavitra eny @ Oniversite).

- Ilay site tsy misy fanazavana na dia kely akory aza momba ireo mpampianatra (CV, parcours professionel, publications, "achievements", etc...).

- Raha tena matotra dia inoako fa tsy ahitana tandrametaka toy izao ny momba ny mpampianatra:
"Autres: en cours"
Ny mpampianatra aza izany tsy vonona sy tsy mbola fantatra akory kanefa ny vola efa ferana sahady!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1325