Ry atody plastika : mivavaha ho anay
21. pissoa
(
18/09/2007 22:08)
za efa nahita an'le sary teo fa mananihany fotsiny :oops::oops::oops::-D
25. mbaliana
(
20/09/2007 09:19)
non ka.... ohatry ny radio sy ny televison na ny dvd na mp3 na radio k7 ecc... ohatry ny appareil rehetra pour reproduire des sons... fa forme atody
fa ny mpanaratsy moa ve tsy hanaratsy foana... asaraha mba mampiasa ireny appareil irenyizy na tsia...ohatry ny hoe o ry boite mainty2 ampijereo film aho androany na hirao le hirako tena tiako iny....
n'importe koi ity hevitra nampidirin'i tsaramaso ity ...enga anie izy mba ho tsilovin'ny Fanahy Masina mba hampiasa ny heviny sy ny fahaizany amin'ny tsara hampandroso ny fiainany fa tsy hanivaiva ny efa mba ananany...

28. mbaliana
(
20/09/2007 21:50)
fijo> mitondra hazavana ny dikan'izany ry Fijo.. tsiloviny ny saina ao anaty ny haizina...sa hanao ohatran'i Niryna koa i fijo... tsy ho azo intsony ity atao hoe fanoharana....:roll::roll::roll::-D