ady lava

1. Kwasi ( 17/09/2007 11:26)
Dia tsy hifarana mihitsy ity ady ity fa dia i Iran indray zany zao no tandrohana, ny eo tsy voaravina.
Izaho aloha tsy miraharaha izay ifanarahan-dry zareo fa ny mampanahy dia ny fisasasan'ity fiakaran'ny vidin'ny solika. Ary @ izay fotoana izay dia ho kofona tanteraka i Madagasikara.
Mba efa mieritreritra izay fepetra tokony horaisina ve ny fanjakana sa dia zara aza hisy ialana bala?
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:26
2. menalamba ( 17/09/2007 12:08)
Enga anie mba hisy tokoa ireo solitany voalaza fa hotrandrahana ao amintsika,dia mba tsy hisy fiantraikany firy @ vahoaka izay mety ho fiakaran'ny vidin'ny solitany any,raha tsy hoe hokorontanin-dry tsy vaky atatra indray ny ao @ tsika raha vao misy @ io:-/
3. tsaramaso ( 17/09/2007 12:34)
Rrrrrrr tss k ssssssssss !!!!!!
4. sitlo ( 17/09/2007 12:44)
Venezuela mpamokatra solika bdb fa tsy mankany amin'ny vahoaka izany ny parotsa.
5. Kwasi ( 18/09/2007 09:17)
Fa any Venezuela latsaky ny 40 cents ny litatra @ lasantsy. Ka na dia tsy miditra any @ mponina aza ny saosy, mba tsy dia miakatra loatra ny fiainana. Fa ny antsika ange vao misomdrotra kely arizato fotsiny ohatra ny vidiny dia misondrotra daholo io rehetreretra io e.
6. Fiffi ( 18/09/2007 09:49)
nga tsy hoe efa ho avy ny solika ao dago ? :roll:
7. mandrindra ( 18/09/2007 10:11)
bemolanga
8. naughtyboy ( 21/09/2007 19:57)
atao ahoana e ny manana sandry tsy mitsahatra migidragidra ry tsamy a lalanampiainana iny fa tsy ifanomezantsiny:}avy :-Peo korea avaratra
9. naughtyboy ( 22/09/2007 12:56)
ny firenena madinika ihany no mandoa ankolaka ny sarany reny ady reny,misondrotra ny solika zay mbola tsy azo antsaina anolo akory ny anolo io herimpamokarana @ zv hafa..reo lebany toy ny roskov sy ny bekitana ary tandrefana mampitombo andro aman'alina ny espace vital-ny @ fifehezana ny toekarena erantany ny ambiny indrisy fa kofehy manarapanjaitra:oops:
10. sarobidy ( 03/11/2007 09:26)
:( :( :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3645