Fitiavana Sarobidy/(My Special LOVE)!!!!

41. niryna ( 19/09/2007 07:03)
ikaretsaka:

niverenako nojerena sy nampitoviana ny zavatra nataontsika sy niryna dia hitako fa samihafa be ka.. tsy mitovy izany mihitsy

"Ravao ity tempoly ity, fa izahako hanangana Azy ao anatin'ny 3 andro"

Ny anao mbola eo @ le "Rava ny tempoly" (dia notovananao hoe noho ny ota) ekena!

fa ny ahy efa lasa any @ ilay "tafatsangana indray" (noho i jesoa nitsangana sy nanangana ary nanorina azy sy nanova ny fototra ho teo ambony Sefasy/piera/vato,) ary mandrak'izao, ka mba mitondra ny mba anjara fotako aho hanampiana ilay rihitra hanaovana ny biriky!



Izaho anie gaga e.:roll::D
42. niryna ( 19/09/2007 07:05)
Papoose:

[quote=cutie]

ohtran'ny fitiavan-tena be ihany zany a :-D:-D:-D:-D


tena fitiavantena be mihitsy koa ohatran'ny hoe tiko b i Babangida fa ny mamany sy ny papany sy zay sisa ao @ fianakaviany tsy tiako!
dia miverina @ le tenin'ny piste hoe tia an-janany fa manopa andreniny, dia matoa mahasahy manopa an'le Ramama dia tsy tia!

Ny ezaka tsara atao zao de ny mitia an'le rehetra dia mba tokony mi unscrew le the rest:-D:D
:roll: hianao no niteny anio ka miala tsiny aho fa tsy manana hambara.





43. niryna ( 19/09/2007 07:18)
Ny fitiavana anie dia misy maro karazany e.Ny fifandraisana amin'ilay olona tsirairay no tsy mitovy.Miara mahalala an'izany isika rehetra.Na ny ray aman-dreny aza dia samy hafa ny fitondrany ny zanany,miankina ny hoe ity mila araha-maso be be kokoa na ity mila tenenina vao manao zavatra na hoe ity mahalala manao zavatra tsy mila tenenina.Na isika rehetra koa aza dia samy tia ny rar-ny avy fa ny vavy matetika mirona amin'ny ray ny lahy mirona amin'ny reny.Samy tiana daholo.
Tsy azoko ny tian'i papoose ho tenenina,ary fa maninona no tsy maitsy valiana izay eritreritry ny olona ry fijo?

Milaza ny fitiavaka manokana an'i Kristy aho,milaza ny zava-bitany tamin'ny fiainako aho,mijoro aho miteny ny rehetra fa velona sy mahery ny teniny ho an'izay mino sy manara-dia azy.
I LOVE YOU JESUS.

Natakaloko ny alaheloko,
Natakaloko ny fahoriako,
Natakaloko ny aretiko,
Natakaloko ny fanaintainako

Noho ny fitiavako an'i Kristy.

I'm trading my sadness,
I'm trading my sorrow,
I'm trading my sickness,
I'm trading my pain

For the love of my Lord.

Satria Izy irery ihany no hanafaka ahy amin'ireo.:D
44. diamondra27 ( 19/09/2007 07:31)
nyrina: merci pour masombahiny:-*:-*
45. niryna ( 20/09/2007 05:52)
Tsy misy fisaorana aky a
46. Rasiligaoma ( 20/09/2007 06:22)
sambatra be kosa i niryna ko..
ny sasany ny nuit obscur no mampiahiahy, ny an'i niryna fahazavana be!
tsy efa hiakatra any an-danika koa izany atsy ho atsy? efa declaration d'amour sy fahatsapan-tena fa tia azy no tatatataina etsy sy ery ... efa hanao toy ilay fariseo sy ilay mpamory hetra koa atsy ho atsy!
tandremo sao mibolisatra ka fdiso fanantenana fotsiny e

ilay tratran'ny deception ohatran'ireny voan'ny maladie d'amour ireny, ilay olona tianao kanjo ianao tsy mendrika azy akory fa ny hafa no nantsoiny, no hanahirana!
47. Papoose ( 20/09/2007 21:45)
Nyrina, dia ahoana le Virgin Mary sy le Andriamanitra?
48. fijo ( 21/09/2007 21:21)
niryna an,mba henoy wa izay lazain'ny sasany.tsy voatery hoekena fa mba henoina aloha.izany hoe mba vakina izay voalaza
49. niryna ( 22/09/2007 02:49)
Rasiligaoma:

sambatra be kosa i niryna ko..
ny sasany ny nuit obscur no mampiahiahy, ny an'i niryna fahazavana be!
tsy efa hiakatra any an-danika koa izany atsy ho atsy? efa declaration d'amour sy fahatsapan-tena fa tia azy no tatatataina etsy sy ery ... efa hanao toy ilay fariseo sy ilay mpamory hetra koa atsy ho atsy!
tandremo sao mibolisatra ka fdiso fanantenana fotsiny e

ilay tratran'ny deception ohatran'ireny voan'ny maladie d'amour ireny, ilay olona tianao kanjo ianao tsy mendrika azy akory fa ny hafa no nantsoiny, no hanahirana!
:D


50. niryna ( 22/09/2007 02:50)
Papoose:

Nyrina, dia ahoana le Virgin Mary sy le Andriamanitra?

dia tsy manana commentaire aho aky a.

51. niryna ( 22/09/2007 03:04)
Papoose:

Nyrina, dia ahoana le Virgin Mary sy le Andriamanitra?


Sady tsy mahazo mamaky izay nalefan'ireo vahoaka marobe =))=)) ,faly ery aho satria hoy ny teny hoe:

LIOKA 6:25-27

25 Lozanareo izay voky ankehitriny! fa mbola ho noana hianareo.

26 Lozanareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany sandoka.

27 Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihainy: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo;

[quote=niryna]

Fa ianao kosa raha mivavaka dia midira ao amin'ny efi-tranonao ,ka rehefa avoarindrinao ny varavaranao ,dia mivavaha amin'ny Rainao ,Izay ao amin'ny mangingina,ary ny Rainao Izay mahita ao amin'ny mangingina no hamaly anao. Mat 6:7

Ary raha mivavaka hianareo,dia aza mba manao teny mrao foana tahaka ny jentilisa ;fa ataony ho any hamaroan'ny teniny no hihainoana azy


Dia hisy hiteny indray hoe maninona no manao ny vavaka nampianarin'ny Tompo?

Satria hoy Izy hoe raha hivavaka ianareo raha nangataka Azy ny hampianatra ny hivavaka ny mpianany:Koa amin'izany mivavaha toy izao hianareo (you should pray like this)
1-Rainay Izay any an-danitraRay any an-danitra ,Atra tia antsika,mitahy antsika,izay hivavahantsika avy amin'ny Zanany Jesosy kristy.
Hohamasinina anie ny anaranao
Matio 6:9
Ny Anarany Irery,dia mbola miampy ihany koa ny hoeMiaraha mankalaza an'i Jehovah amiko;Ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika[/u] Sal 34:3

Voalaza teo :

Catholicism is as heathen as can be! I recently watched a bunch of nuns chanting the rosary on EWTN (the Eternal Word Television Network for Catholics). They just kept chanting...

Mary, Queen of Heaven...we pray to thee

Mary, Queen of all saints...we pray to thee

Mary, Queen of angels...we pray to thee

Mary, Queen of the holy rosary...we pray to thee

And so on...it lasted for several minutes.

Ironically, I frequently get e-mails from Catholics adamantly denying that they pray to Mary. What? Then what do you call the above chants? The nuns were reciting over and over...Mary, Queen of ____...we pray to thee." They are indeed praying to Mary, wickedly so!


Io izany fa mbola milaza izy satria manda foana hono fa tsy hoe mivavaka an'i Mary kanefa ny anarany foana no miverimberina rehefa mivavaka

Voalaza teo :

Folks, please do NOT be deceived by the devil, Roman Catholicism is straight out of the pits of hell. Jesus Christ is the ONLY Way to heaven, not the blessed virgin Mary.


Io izy izany fa mbola manazava ary mamporisika ny olona tsy ho voarebirebin'ny devoly,[u]Jesosy irery ihany hoy izy no lalana mankany an-danitra[/]fa tsy ny fahasoavana nomen'i Mary.

Voalaza teo :
Furthermore, Mary did not remain a virgin (contrary to the perpetual virginity teachings of the Catholic religion). Please don't be deceived by the double-talk of Catholics.

Io ry Ika no noteneniko anao fa tsy nijanona ho virijiny intsony Mary fa nanambady an'i Josefa izy
[quote] In one breath they admit that Mary is not the way to heaven, yet as you will read in promise # 5 below, they do teach that praying the rosary to Mary guarantees heaven.


Mary koa hoy izy tsy lalana mankany an-danitra kanefa ny fanazavana dia mampianatra fa mivavaka amin'i Mary dia mahazo antoka fa mankany an-danitra


io no efa nolazaiko fa jerevo fa tonga dia mikatona indray ny fahafahako manoratra eto fa tsy ho havelan'ilay tompon'andraikitra.
52. niryna ( 22/09/2007 03:08)
fijo:

niryna an,mba henoy wa izay lazain'ny sasany.tsy voatery hoekena fa mba henoina aloha.izany hoe mba vakina izay voalaza



:D mampihomehy ahy koa hianao o.tsy mamaly ny olona lazain'ny sasany fa mihenahena,mamaly lazaina fa henoy izay lazainy ankizy.Tsy hita tokoa izay hiainana a.
Tadidio fa na inona na inona resahinao tsy maitsy misy manohitra foana. Izay ilay mahatonga ny Tompo hiteny hoe:
LIOKA 6:25-27

25 Lozanareo izay voky ankehitriny! fa mbola ho noana hianareo.

26 Lozanareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany sandoka.

27 Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihainy: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo;
53. Papoose ( 22/09/2007 23:00)
Ny tiko anontaniana dia hoe apetrapetraka eo fotsiny reo fa tsy hotiavina na?
fa tsy hoe ivavahana sa tsy ivavahana?
54. niryna ( 24/09/2007 04:14)
Papoose:

Ny tiko anontaniana dia hoe apetrapetraka eo fotsiny reo fa tsy hotiavina na?
fa tsy hoe ivavahana sa tsy ivavahana?

Ny tenin'Atra anie aky dia tena ilaina ampiharina amin'ny fiainana e.Manandrama hoy aho mantsy andry na iray fotsiny aza atao.Ohatra hoe raha misy olona manome fanafitohinana anao na mifanohitra amin'izany :tonga dia mivavaha,mangataha ny Fanahy Masina ny hampianatra anao ny tsy ho tezitra amin'iny olona iny.Antomboy ao an-trano izany na any am-piasana na ato amin'ny serasera.
Raha miavonavona ohatra hianao na mahita olona mpiray tanana na ny mpiray trano aminao,tonga dia miarahaba ireny olona mimonjy ireny fa voatery mitsiky izy:D

Tsy ho voatery hivavaka hianao raha tsy tia,tsy ho voatery hamaky baiboly raha tsy tia na tsy nampianarina namaky baiboly.Mino anefa aho fa isika rehetra dia samy mila vonjy daholo.Mitady izany fahasambarana izany daholo.Miezaka ny hanana fahafahana amin'ny fiainana be fanangejana,na fahoriana,na fitapitaka,na fankahalana,na inona izany .Satana mitady hamotraka antsika foana indrindra isika tsy an'azy intsony.Une fois mantsy isika mino ny Tompo dia mitady fomba izy hamandrihana sy hana-potehina ny fiainantsika ary hanome fitsapana maro.Tonga daholo izao karazana fakampanahy rehetra izao,tonga daholo izao zavatra manenlingelina sy mety mahatezitra antsika rehetra izao.Ny tsy hitovizany raha manana an'i Kristy isika?Mahafantatra isika fa tsy irery intsony ,mahafantatra ny tokony atao sady misy mpiambina,mpanavotra,mpitsara, mpisolovava, mpamaly ny ratsy.Manana anarana maro be i Kristy ka izay antsoinao azy dia afaka mamonjy anao Izy,mifanaraka ny olana misy ao aminao.
Mahereza,ny Tompo anie homba anao hatrany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4285