bandy mpisotro toakave manao sipa??????????????????
21. Jeankely
(
20/09/2007 09:20)
Efa hita fa manao vehivavy izy. Ilay masiaka mrikivy mitelina toaka iny asiny vehivavy indray. Resabe izany tsy mila ampela izany. Rehfa tsy mila ampela izy mody foana.
22. rtol
(
21/09/2007 05:52)
Hoy ny hiran'ny tarika Ny Ainga hoe : "Tsy afaka amin'io vahivavy io ialahy na ho aiza na ho aiza aaa"
23. Jeankely
(
21/09/2007 09:40)
Tena tia vehivavy ny mpisotro toaka ary ampiasany na ny vava-tavoahangy aza rehefa vizana izy.=))=))=)).Tandremo
25. Herimiafina
(
22/09/2007 17:08)
Aza dia manenjika olona saropiaro loatra ry zareo fa misy antony ao matoa saropiaro, dia ny antony attaker-na. :-D
28. jeanlucarsene
(
27/01/2008 03:50)
ny akamaro-tsika angamba tsy handa ny voasoratra ao @ baiboly mba jereo kely hoe ao @ Ohabolana toko 23 vakio hatramin'ny farany fa misy resaka momba io ao