bandy mpisotro toakave manao sipa??????????????????
1. eiluj
(
15/09/2007 09:49)
AIZA DAHOLO!
za sipa fa mba misy fanontaniana apetrako aminareo lehilahy ty;aminareo ve ny bandy tena tia misotro toaka tsy mba manao sipa,ny tiako tenenina d hoe manam_bady razoky an!mpisotro toaka tia mivoaka alina foana mande misotro io miaraka @ namana d tsy miaraka @ vehivevy ve izy,zany mantsy no malaza hoe ny bandy mpisotro hono tsy mba manao vehivavy d ahoana ny hevitrareo @io mety marina ve io fomba fiteny io???tsy problemeko le izy an fa mba question no apetrako!!!

novalian'i jeanlucarsene ny 27/01/2008 03:50
2. Aino
(
15/09/2007 10:03)
izaho aloha tsy mino any izany eh! mandeana anie @toherana fisotrona ireny fa misy ny sady misotro no mbola manadala vhv ihany.
3. Fiffi
(
15/09/2007 10:06)
eiluj:de anontanio aza izy koh ! ahoana moa no hamaliana anao am zany raha "hono" le izy ? :roll:
miaraka @ namana d tsy miaraka @ vehivevy ve izy,zany mantsy no malaza hoe ny bandy mpisotro hono tsy mba manao vehivavy d ahoana ny hevitrareo @io mety marina ve io fomba fiteny io???tsy problemeko le izy an fa mba question no apetrako!!!
4. salmo1
(
15/09/2007 10:46)
zah alou rehefa mande mivoaka zany @ alina, dia tsy misotro hafa tsy kôkakôla, na fanta, na cafe, na dité :lol:
5. simplex
(
15/09/2007 11:07)
misy karazany 4 ny lelahy:
* ilay mpisotro toaka, tsy mahafehy tena hany k mamo tampona foana isak'izay misotro. Mpamono vady no ahalalana azy.
* ilay mpisotro toaka, tia toaka tokoa ary misotro no tena anton-draharahany, kanefa kosa mahafehy tena matetika. Matetika tsy mahazo vevavy ra tsy hoe any @ boite na tsy haiko caveau/indra...
* ilay mpisotro refa misy ilana azy. Social drinker ozy ny anglisy. Occasionel izany e, mba hoe malala fomba. Miankina @ toetran'le bandy eto fa misy ny joko tsoriaka ary manana sipa bedabe, misy ihany koa anefa ny manaja ny azy...
* ilay tsy misotro mintsy na efa ny vadiny izao aza no miteny azy sotroy ity. Matetika izy ireny ilay sari-tahotra na koa mpiteny hoe Jesosy Jesosy matetika. Tsy haiko, mety manana sipa any ivelany ihany izy alou fa matetika na ny vadiny aza frustre aminy :roll::°)
6. fitia2006
(
15/09/2007 11:13)
rehefa tena fahazarana ny misotro toaka dia matetika miaraka @ vehivavy koa indrindra fa tia mivoaka alina
raha ny eritreritro
raha ny eritreritro
7. Aino
(
15/09/2007 11:53)
salmo cocacola anga!! ko rasty vao izao aho vao nafatatra any izany salmo :roll::roll:
8. colar
(
15/09/2007 12:11)
hamaly ny expert am io tantara io,ny ol retra samy manana ny visiny daol,ao ny loka,vevavy,toka ,vavaka,bal,hira,fa ny tsapako d ra anontaniana ny akamaron vevavy de aleoko ny ahy ny vadiko toka no visiny satria refa mamo izy d tsara fanahy b,refa mivoka izy toka no bobohany fa tsy mitady vevavy izy,refa mamo izy mody fona fa tsy we tsita 3j,fa ny fanontanina tokny atao zao de we inn no vis tinareo vevavy an vadinareo
9. Ralay
(
15/09/2007 16:04)
Misy vhv misotro toaka koa fa tsy misy olana rehefa samy mahalala ny antonony.
Ny bandy mpisotro toaka dia manao sipa tokoa refa nanao sipa hatr@zay fa misy ny mpisotro toaka tsy nanao sipa dia tsy mivaky loha @zay sipa fa toaka ihany.
Expert colar: tsara mihintsy io fanontanianlà io hoe inona ny vice tinareo vhv @ vadinareo.
Mampamanina grapa lesy zany resaka zany ra-colar :wink:

10. ravakamalala
(
15/09/2007 21:48)
bandy mpihinana voanjobory ve mihinana ravitoto? raha tia voanjobory be ve izy dia ho tia ravitoto koa?
:°)
:°)
11. Jeankely
(
16/09/2007 05:04)
Raha tena RADAORO be tsy mila vehivavy fa ireo mpisotrosotro tena mila vehivavy tsisy hoatr'izany. Rehefa mahazo toaka sady sahisahy no mientanentana ry zalahy.
12. lanto
(
16/09/2007 07:04)
Rehefa samy hanko-visy ihany dia aleo injay izy adalan-gilasy toy izay adalana sambosa :-p
13. dibbah
(
16/09/2007 12:22)
refa tsitanao d aza miasa saina fa refa ts miova ny versement na sperme sy ny apetti sexuel d efa ok e
14. dibbah
(
16/09/2007 12:24)
lasa polisy daholo ny olona ra io fasarotapiaro sy tsy fahatokisana io no mibahana
15. Jeankely
(
17/09/2007 03:07)
Ny fitsinjovana ny tsy fitondrana aretina antrano ary fanasoavana ny fitaizana ny zaza no hifampitenenana fa tsy dia fahasarotampiaro. Fianakaviana tsy vitan'ny hoe aleo samy manao izay tiany. Fiainana tsy izy izany.
17. mandrindra
(
18/09/2007 10:34)
lanto:
Rehefa samy hanko-visy ihany dia aleo injay izy adalan-gilasy toy izay adalana sambosa :-p
lanto, tena aleo ihany miaraka ireo fa raha tsy izany sahala ami'ny misy banga. rehefa avy homana sambosa masira dia manao desera glasy.
na koa mihinana glasy mamy hampisokatra vavony dia mazoto homana beeeee an'ilay sambosa avy eeeoooo
18. inhbrab
(
18/09/2007 15:16)
eiluj:
AIZA DAHOLO!
za sipa fa mba misy fanontaniana apetrako aminareo lehilahy ty;aminareo ve ny bandy tena tia misotro toaka tsy mba manao sipa,ny tiako tenenina d hoe manam_bady razoky an!mpisotro toaka tia mivoaka alina foana mande misotro io miaraka @ namana d tsy miaraka @ vehivevy ve izy,zany mantsy no malaza hoe ny bandy mpisotro hono tsy mba manao vehivavy d ahoana ny hevitrareo @io mety marina ve io fomba fiteny io???tsy problemeko le izy an fa mba question no apetrako!!!
tranga roa no mety hiseho: mamo toaka be lery de tsy afaka mikoty vehivavy sady ialan'ny vehivavy na eo ho eo ihany ka lasa mora taitaitra sy sahisahy ary tsy miraharaha ka tonga dia ...
19. Jeankely
(
19/09/2007 12:19)
Olona tena mamolava mandry an-tatatra tsy tia ahalala izay vehivavy na ny vadiny aza tsy hitany fa renoky ny torimaso izy. Ny mpisotro toaka miady, manendaka, matanjaka be ireny na vehivavy aza forcer-ny ao anaty bus, misafo izay tratrany eny koa inona no tsy hanaovany vehivavy? Ataony mahamay mihintsy izay azony eo. Mpisotro toaka hafa ary mpimamolava na mpidoroka bataimpotsiny hafa. Tsy ny bataimpotsiny no betsaka ataon'ny lehilahy fa misotrosotro no betsaka ary tena makafy vehivavy mihintsy.
20. xxx
(
19/09/2007 12:55)
eiluj:
miaraka @ namana d tsy miaraka @ vehivevy ve izy,zany mantsy no malaza hoe ny bandy mpisotro hono tsy mba manao vehivavy d ahoana ny hevitrareo @io mety marina ve io fomba fiteny io???tsy problemeko le izy an fa mba question no apetrako!!!
Fiffi:
de anontanio aza izy koh ! ahoana moa no hamaliana anao am zany raha "hono" le izy ? :roll:
itony no atao hoe valy boraingona !!! Maninona kay Fiffi raha tsy mamaly rehefa tsy hainao ilay zavatra ?