Ny athée

21. ratonga ( 13/09/2007 07:06)
majesty:

Izaho manokana dia tsy resy lahatra hoe misy olona tsy mino ny fisian'Andriamanitra izany,mino ireo fa amin'ny endriny hafa ohatra hoe ilay Andriamanitra raisiny amin'ny hoe "être suprême" izay niandohan'izao rehetra izao,



mitovitovy hevitra aminao aho ry majesty eo amin'ilay wé "être suprême" izay niandohan'izao rehetra izao":lol:
22. cutie ( 13/09/2007 14:38)
mitovitovy hevitra aminao aho ry majesty eo amin'ilay wé "être suprême" izay niandohan'izao rehetra izao"

mitovy hevitra koa:lol:
23. Veloo ( 13/09/2007 15:04)
cutie [ Valio ] 13-09-2007 04:53:57
Lohateny : Re : Ny athée
manasaro-javatra ndray i Ika


:-D:-D:-D
24. cutie ( 13/09/2007 16:30)
veloo
io njay njy a
lasa manaraka an-jy ato foana njay zao za :-*
25. ikaretsaka ( 13/09/2007 16:55)
cutie> fmehezanao fotsiny foana moa ko
melody:

ny fahalalako ny athé indray dia tena tsy mino mihintsy ny fisian'Atra

Hafahafa ihany
.fa jereo tokao tsy afaka misy ny antithese raha tsy misy ny These s

koa dia tsy afaka misy ny atheism raha tsy misy ny theism.

Tsy mety kosa ny hoe "aoka tsy hisy ny tsy misy" =))
na hoe "ataonay tsy misy izany tsy misy izany" (le izy aza efa tsy misy ko)

donc "tsy maintsy misy (na nisy )" ilay zavatra aloha izay vao azo toherina
26. cutie ( 13/09/2007 16:58)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-09-2007 18:55:31
Lohateny : Re : Ny athée
cutie> fmehezanao fotsiny foana moa ko

ny fahalalako ny athé indray dia tena tsy mino mihintsy ny fisian'Atra

ka Atra no inoany fa tsy misy koa
fa afaka mino zavatra hafa :lol:
27. ikaretsaka ( 13/09/2007 17:03)
ka raha inoany fa tsisy hoa dia tena absurde..
Misy andriamatria vao inoany hoe tsisy
fa tsy hoe tsisy andriamanitra dia inoany hoe tsisy. (ko izy aza efa ts'isy ko)
28. cutie ( 13/09/2007 17:47)
le Atra n'ny kristiana nge no resahina eto e :)
29. mandrindra ( 13/09/2007 17:54)
ny fahafantarako ny athée dia tsy hoe olona tsy mino an'andriamanitra fa olona tsy mino an'i jesosy. ary tsy vitan'ny tsy mino izy ireny fa manohitra mihitsy izay rehetra mikasika an'i jesosy.

raha ny amiko indray dia tsy mino an'iza n'iza afa tsy ny tenako ihany aho.
30. cutie ( 13/09/2007 17:59)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-09-2007 19:54:04
Lohateny : Re : Ny athée
ny fahafantarako ny athée dia tsy hoe olona tsy mino an'andriamanitra fa olona tsy mino an'i jesosy. ary tsy vitan'ny tsy mino izy ireny fa manohitra mihitsy izay rehetra mikasika an'i jesosy.

anisany koa iny :lol:
31. ikaretsaka ( 13/09/2007 18:27)
dia ny sasany amintsika koa izany athee satria tsy mino ny fisian'ny andriamanitry ny silamo ohatra ?
32. cutie ( 13/09/2007 18:29)
tafiditra ao anatiny daholo zany ry Ika a
allah, atra , sy ny tariny :lol:
33. pissoa ( 13/09/2007 20:37)
ratonga:
tsy té hivadika atidoha amin'ny zavatra tsy misy dikany

ate shanana zany ! :lol:
34. rabilabila ( 13/09/2007 20:54)
Ny athée dia tsy mino andriamanitra na izay masina rehetra na avy aiza na avy aiza ;saingy kosa manàja ny finoan\'ny hafa raha io finoana io dia tsy manelingelina ny fizotran\'ny fiainana :na ny fahafàhana izay na ny fiaraha-monina sns...

Ny \"mety\" maha-samihafa ny athée amin\'ny olona mino ,dia miezaka izy mahafantatra ny fiavian\'ny fivavahana izay milaza fa mitàna ny fahamarinana,miezaka izy hanazava amin\'ny fomba hafa izay zavatra mitranga amin\'ny alàlan\'ny siansa ,na filozofia, na sosiolojia , na izay taranja rehetra izay mitaky fandihina .

Ny hevitry ny athée ,ankoatran\'ny tsy finoany ,dia tsy \"statique \" akory fa miezaka mandàlina hatrany ,ka ny hevitra mety ho marina anio mety ho diso rahampitso ary ekeny izany .

Aza afangaro amin\'ny AT ny agnostique ,ny anti-cléricaux,ny laika ...fa samy manana ny heviny .

Misy karazany maro koa anefa ny AT :ao ny materialista , ao ny lasa tsy mino nohon\'ny fahitàna ny fihetsikireo mpino ,ao koa anefa ny AT idéolojika ( toa ireo tany URSS taloha ,izany hoe noterena ilay maha-AT fa tsy vokatry ny fanampahan-kevitra manokana),io AT idéolijika io dia asongadina kely noho io antony voalazako ambony io ,,ao ny AT filozofika sns......ka na ireo AT samihafa ireo aza dia samy manana ny fijery aby fa ny zavatra iombonany \"TSY MINO \"

Toa ny mpivavaka ihany io :ao ireo monothéistes telo izay mino andriamanitra tokana n\'iza n\'iza no anarany dia toa iray ihany izy ireo (eo amin\'i Jesosy izy no tsy mifanaraka),ao ireo polythéistes ,animistes ...sns... samy manana ny fijeriny aby fa ny zavatra iombonany dia ny \"FINOANA\"
35. ikaretsaka ( 13/09/2007 21:52)
fa ny tsy mety azoko anie dia hoe:
matoa ianao manaiky (Theism) na manda (Atheism).. dia misy ny zavatra ekenao na lavinao e!

@ fomba ahoana ny hanekena na handavana zavatra tsy misy?
36. cutie ( 14/09/2007 03:55)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-09-2007 23:52:03
Lohateny : Re : Ny athée
fa ny tsy mety azoko anie dia hoe:
matoa ianao manaiky (Theism) na manda (Atheism).. dia misy ny zavatra ekenao na lavinao e!

@ fomba ahoana ny hanekena na handavana zavatra tsy misy?

satria i Ika mpino tsinona de tsy mahazo azy:-D
37. majesty ( 14/09/2007 05:58)
hoy ika:
dia ny sasany amintsika koa izany athee satria tsy mino ny fisian'ny andriamanitry ny silamo ohatra ?


fa ny Atran'ny Silamo ve tsy i Jehovah ihany e,fa ny fanononana azy fotsiny no samihafa,fa ny nahatonga ny fizaran'dalana dia teo @ Isaka sy Isimaela,Isaka no zanaky ny teny fikasana ka nahatonga ny taranak'Isiraely,fa Isimaela ilay zanaky ny ankizivavin'i Abrahama dia nandositra tany an'efitra ary nifampifahavalo t@ taranak'Isaka dia teo no nanomboka ny fizaran-dalana ary manginy fotsiny ny fipoiran'i Mahomet teny antenantenany teny raha i Jesoa ny an'ny Kristiana,
Noho izany tsy athé isika manoloana ny silamo.
38. Veloo ( 14/09/2007 18:14)
cutie [ Valio ] 13-09-2007 18:30:35
Lohateny : Re : Ny athée
veloo
io njay njy a
lasa manaraka an-jy ato foana njay zao za


hihihih hanaraka ahy aiza njy? :-D:-*:-*:-*
39. cutie ( 14/09/2007 20:31)
veloo
ato @forum ka :-*:-*:-*
40. tywa68 ( 14/09/2007 20:58)
Izany athée zany olona tsy mivaky loha manantena an'izay fiainana hafa akoatran'ilay hiainany, zany hoe miaina tsotra sy tsy miandry famonjena avy any ivelany.
Na fantany aza ny fisian'ilay Andriamanitra inoanao dia tsy mandresy lahatra azy enao satria ny fiainany tsy mila an'izany, satria efa vonona ny sainy hiatrika sy hisedra ny mafy @ zay eo am-pelatanany. Mbola tsy naheno ilay fiantsoana izy na tsy te-hihaino koa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3264