Tany ampiasana...!

21. sonwin ( 13/09/2007 09:49)
toa tsy ahitana vahaolana izy izany?

rehefa ny olana no tsy ahitana vahaolana dia tsy olana izy izany, fa izay mihitsy ilay tranga.
22. mignone ( 13/09/2007 10:13)
omeo voanjo ndray hoe ?:-D
23. rova30 ( 13/09/2007 14:06)
Fa atao inonna kay 'lay voanjo? Tsy azoko ny tianao holazaina.:roll: Ilay resaka anie akory , tsy hoe olana goavambe manototra ny loha; fa ohatr' ilay sery amin' ny andro ririnina ireny e! tsy mahafaty fa manelingelina eo foana.Misy indray milaza, hoe ny toetra ratsy azo ialana? nefa ity toa tsy misy fanantenana ka!?! Rehefa maniry nify angamba ny akoho.uhhmm
24. Veloo ( 13/09/2007 14:35)
rova30 [ Valio ] 13-09-2007 08:27:17
Lohateny : Re : Tany ampiasana...!
...a! ha! ha!lany fika sa ahoana? Mbola tsy hitanao marina ny toe- batany! Eritrereto anie!!Izy mahia no lava rajanana, izaho gasy kely: Potapota ihany, ka sarotra amiko ny hameno sakafo ny vavany,voatery tsy maintsy maka tohatra aho isaky ny hanao izany; ilay izy koa 'lay hoe manao regime efa ho roapolo taona, ka tsy misakafo any ampiasana.Dia ahoooooooooana ary!?!


rova a an3
aza sarotina ny fiinana e
angaha ianao no hanasesika azy?
omeonao azy atolotrao ka...
misy va-olana foana io e..
rehefa tsy mety dia hivavaho mangina any izy...
25. Fiffi ( 13/09/2007 14:38)
Veloo: tonga soa njay akia ndry an ! :) :-*:-*:-*
26. rova30 ( 13/09/2007 15:30)
Izaho tsy dia sarotim - piainana, fa mba hanalako azy fotsiny iny , re ry Veloo a!:D Izaho aza mba miteny aminy (rehefa toran'ny hehy izahay ) hoe : ary raha ohatra moa ka maka staton- na radio iray isika , dia mba asina webcam (anakiroa: ny iray ho an'ilay lavabe ,ny iray ho an'ilay potapota ) ataon- tsika hoe XXX ny anarany , dia izaho ho' aho no mpandrindra dia ianao no mpanantontosa!:-PDia 'lay sendra congé iny dia rediff fotsiny no atao, ho an'izay tsy naharaka.Dia hoy izy mamaly mora hoe: ianao ity dia zaza maditra, mananihany RAD.
27. rova30 ( 13/09/2007 15:38)
Veloo! Saika hadinoko ,raha jerevan'Andriamanitra mantsy ny ato antsaiko:ilay izy be resaka be iny, tonga dia mivaha ny olana.
28. Veloo ( 13/09/2007 15:51)
rova30 :-D:-D:-D
tsy ratsy ndray iny ka

Fiffi miciiiiiiiiiii aky a:-*:-*:-*
29. rova30 ( 13/09/2007 21:30)
Iny angamba raha angalana ilay mpikabary pro any amin-tsika ireny? Mety ho iza re no aharesy e!:-w
30. mignone ( 14/09/2007 10:51)
rova30> rehefa omenao voanjo izy dia mangateta be dia mitady rano foana dia mandé mipipi foana !:-P
31. rova30 ( 14/09/2007 13:47)
Ka 'lay olona ho 'aho ; nolazaiko teo fa manao regime, sady amin' izay efa zokiny be , dia ahatsako voanjo ve ny solonifiny?:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0645