visa

21. xxx ( 12/09/2007 19:26)
mitovitovy ny ami'nny fijo ny sejours ko e!
fa mino aho fa mitombona io ka! satria tamin'izaho nandeha tamin'ny roa taona lasa 18 euro teo no nalohako....na 14 euro akory aza! tsy lafo rehefa tonga eny ivato no mandoha azy ka! asa koa anefa raha ataotao fotsiny ny prix amin'izay tiana hanaovana azy fa tsy fixe! any amintsika mantsy kapable manao anizany reo:?:x
22. fijo ( 12/09/2007 19:27)
hay ve XXX ity vazaha taratasy e?hi hi hi ndao isika hanao gasy ary e
23. xxx ( 12/09/2007 19:32)
fijo:-D:-D:-Djafa indray iny !
afaka manao gasy ka! fa ny ahy ny pasipaoro gasy very efa ela be dia tsy mety mahavita pasipaoro vaovao dia tsy maitsy hoe mande amin'ny karatra vahiny....
24. fijo ( 12/09/2007 20:05)
rehefa any manamoatra fa hafaka manao any.
25. xxx ( 12/09/2007 20:27)
ny voandalana re an!!!Mody hoe i anona vazaha ary i anona tsia an! HI!hi!hi!
26. xxx ( 12/09/2007 20:29)
xxx::roll:

fijo: ok! raha tratra ny fanamboarana fa toa milona be koa ange e!:?
27. Maretikely ( 12/09/2007 20:49)
Izaho nandeha trois semaines teo 10E no nalainy.
28. fijo ( 12/09/2007 20:50)
vita raha 1 volana sy tapany ka
29. ikaretsaka ( 12/09/2007 21:01)
yonikafopl:

ny nidiranay 18$ de nahazo 3 mois satria ny billet nay 3 mois , ka arakaraka ny billet nao no hanomezany ny visa fa tsy mihoatra ny 3 mois fotsiny.



ieee. 18$ fa tsy hitako ny nalehan'ilay 50 cents dia 17, 50 no nalohako, dia tsy mety nandray lery fa saika nomeko vola majinika bedebe hamenoako ilay 50 cents farany
30. fijo ( 12/09/2007 21:17)
homeo 20 letsy izy de labiera hoe ny fameriny an
31. xxx ( 12/09/2007 22:06)
xxx:

xxx::roll:

fijo: ok! raha tratra ny fanamboarana fa toa milona be koa ange e!:?



:?::?:
32. xxx ( 13/09/2007 18:14)
ary hono ho hoa, eken'ny ambassade malagasy eto frantsa koa ve ny mangataka visa pour 3 mois ohatra fa ny billet antanana aller simple fotsiny? .Ny compagnie aerienne ve manome billet aller simple fotsiny ny vahiny ho any dago ? raha tsia dia inona no fomba azon'ny vahiny atao te_ho any dago hahazoany visa avec billet aller simple fotsiny ?misaotra mialoha @valin-teny.
33. ikaretsaka ( 13/09/2007 18:22)
en principe aloha tsy misy manome visa olona ho any @ taniny ilay "Tompon-tany" raha tsy aller retour ny tapakilanao

sy rehefa hody any amin'ny "taniny" ny olona iray e!

raha tsy hoe pasipaoro maromaro angaha no apoitra!
34. nofy ( 13/09/2007 18:35)
hono hoa:azo'ny vahiny atao ve ny mividy billet aller simple fotsiny ho aty madagascar?Ary eken'ny ambassade malagasy ve ny hanome visa ilay olona (3 mois ohatra ?).Raha tsy mety ireo dia inona avy ny condition eken'ny ambassade vao manome visa vahiny avec billet aller simple izy ireo ?misaotra mialoha ho an'izay hamaly e!
35. xxx ( 13/09/2007 19:15)
Maretikely:

Izaho nandeha trois semaines teo 10E no nalainy.


ok mazava tsara izany e! plus kely ny sejours kely ny vola aloha izany....misaotra tamin'ny info e!


36. fijo ( 13/09/2007 19:47)
mahazo mividy aller fotsiny ny vahiny ka.fa raha gasy hankaty tsy mahazo.de rehefa any mbola azon'ny vahiny alavaina ny visa raha milaza fotsiny izy hoe hanao zavatra aty aho ka mila ampitomboina ny hipetrahako eto.
betsaka ny vazaha fantako izao any nefa billet aller fotsiy no any aminy.
37. tess ( 13/09/2007 20:08)
fa ny indro kely amin'ny billet aller fotsiny na retour fotsiny dia lafo koko noho ny billet aller retour izay no zvtr tsy mba azoko miitsy amin'ny agence ireny:?
38. ikaretsaka ( 13/09/2007 21:04)
nofy:

hono hoa:azo'ny vahiny atao ve ny mividy billet aller simple fotsiny ho aty madagascar?Ary eken'ny ambassade malagasy ve ny hanome visa ilay olona (3 mois ohatra ?).Raha tsy mety ireo dia inona avy ny condition eken'ny ambassade vao manome visa vahiny avec billet aller simple izy ireo ?misaotra mialoha ho an'izay hamaly e!


raha manana passeport double izy (vazaha sy gasy) dia atao hoe hoatran'ny mody "any @ taniny" dia tsy mila intervention an'ny ambassade akory

fa raha izaho aleoko manana aller retour toy izay miaka midina a gauche a droite
39. nofy ( 14/09/2007 05:23)
Misaotra indrindra re fa tena manampy be ahy ianareo .Inona no tena motif eken'ny ambassaden-tsika fa hoe hijanona elaela aty mada ilay vahiny raha toa ka olona tsy hoe hiasa na hanao investissement akory ?
Mazotoa aby e!
40. xxx ( 14/09/2007 09:35)
tsy maintsy mila billet retour na dia tsy tompo-tany aza ianao, (na mikasa ny tsy hiverina intsonay aza )

ny compangie mety mivarotra fa ilay rangahy misava ery am-pilaharana ery tsy mamela anao hi enregistrer entana raha toa ka tsy gasy ianao nefa tsy manana billet retour
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4435