visa
1. xxx
(
11/09/2007 16:18)
hoatrinona kay ny visa d'entré aloha ho an'ny tsy manana pasiaporo gasy rehefa tonga ao ivato azafady????
novalian'i Fiffi ny 14/09/2007 20:46
3. ikaretsaka
(
11/09/2007 22:43)
$17.5
ataovy majinika ny vola fa tsy mamerim-bola ny sasany @ ndry zareo.
ataovy majinika ny vola fa tsy mamerim-bola ny sasany @ ndry zareo.
7. boubounezy
(
11/09/2007 23:27)
za alou nadou + ny zany é! naka viza taty za fa miotrany zany é! nefa henoko t@ oull fa afaka alou any dago ivato kou lé izy d mora, fa @ zao alou eo @ 40 € latsaka é! misy namako mantsy andé @ octbra d zay niaraka tany @ consulat de mada.:°):°)
8. xxx
(
12/09/2007 14:18)
L’entrée et le séjour des Français à Madagascar sont réglementés par la loi n° 62-006 du 6 juin 1962
Séjour inférieur à trois mois
Droit de visa : le coût du visa est de 35 €
9. xxx
(
12/09/2007 15:05)
ny visa alaina eo Ivato 1 mois maximum a
ny ao @ ambassade lafolafo kokoa fa afaka mandeha h@ 3 mois
ny ao @ ambassade lafolafo kokoa fa afaka mandeha h@ 3 mois
10. ikaretsaka
(
12/09/2007 15:53)
raha avy aty ivelany ianao no maka dia lafo
satria kotiany @ taux de chancellerie ny sandambola fa tsy ny taux bancaire
satria kotiany @ taux de chancellerie ny sandambola fa tsy ny taux bancaire
11. ikaretsaka
(
12/09/2007 15:55)
xxx:
hay ve fijo vaza tts e 8)
"nihevitra an'i laborde...ooops.... fijo tsy ho vazaha" koa enao ity!
12. mignone
(
12/09/2007 15:57)
ary nihena be izy zany raha 13€ ry fijo , za efa tam 2004 no nandoha 30€ teo Ivato
13. xxx
(
12/09/2007 16:08)
misaotra anareo rehetra namaly e!
fijo enao no tany farany ary izay izany ny prix...
kiaretsaka merci fa tsy dollars ny devise-ko fa euro:wink:
any ivato aho no handoha ry boubounezy ah! any mora....eo ampidirana mihintsy....
fijo enao no tany farany ary izay izany ny prix...
kiaretsaka merci fa tsy dollars ny devise-ko fa euro:wink:
any ivato aho no handoha ry boubounezy ah! any mora....eo ampidirana mihintsy....
14. ikaretsaka
(
12/09/2007 16:40)
fa ny filaharana kooooo laaaaaaaaaava be ohatran'ny halavan'ny roplam an! satria eritrereto fotsiny hoe ny atsasaky ny roplam dia vazaha aby dia ataovy milahatra mifanao aloha sy aoriana! kalileo tsara
15. xxx
(
12/09/2007 17:25)
ié! fa samy miandry ny tour ny eo e! amin'izay mba lany eo ny fotoana fa ilay miandry valizy mivoaka avy any koa anie elabe e!....
fa lay polisy mody misy mila vaniny kely foana de amzay hoe omena tsolotra....:-D
fa lay polisy mody misy mila vaniny kely foana de amzay hoe omena tsolotra....:-D
17. yonikafopl
(
12/09/2007 18:05)
ny nidiranay 18$ de nahazo 3 mois satria ny billet nay 3 mois , ka arakaraka ny billet nao no hanomezany ny visa fa tsy mihoatra ny 3 mois fotsiny.
18. xxx
(
12/09/2007 19:09)
yonikafopl: ah ok! mazava izany..ny ahy un mois ihany ka! dia latsaka zany ny 18 euro raha izany...mitombina ihany ny an'i fijo raha izany...
ok! misaotra anareo namaly e! misy hiomanana izany^:^
ok! misaotra anareo namaly e! misy hiomanana izany^:^
19. Fiffi
(
12/09/2007 19:17)
ny an'i fijo kalou de tena mora be an ! niantso tany dago zah teo de hoe "35€" hono raha latsakin'3 volana....de arakarakin'hijanonana any no mampitombo hoe ohatrinona io ?
20. fijo
(
12/09/2007 19:22)
asa aloha fa za teo 1 volana sy tapany de 13€ no naloako e.fa raha aty io no alain atoa 40€