Fihinanana sakay?

21. Fiffi ( 14/09/2007 06:48)
tongasoa njay akia rapala an ! hummm...ela zany an ! :-*:-*:-*
22. rova30 ( 14/09/2007 14:15)
Aiza ny voan- dalana ry tongasoa a! nitondra sakay ve aloha sa tsia e! Toa efa lasa sahady , sa nanao escale fotsiny!
23. arialy ( 24/09/2007 10:43)
:D
za tia sakay fa tena manisa mony ny ampitso de aoka iany na de matsiro am le ouii aza ny laoka !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2856