miasa alahady!!!

21. fijo ( 12/09/2007 20:52)
izay mantsy anie e
22. gasynamana ( 12/09/2007 22:31)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 12-09-2007 21:57:56
Lohateny : Re : miasa alahady!!!
raha hamaky fotsiny ratsy,fa raha handinika azy dia mety kokoa

Izay no tena izy
23. ikaretsaka ( 12/09/2007 23:17)
fijo:
raha hamaky fotsiny ratsy,fa raha handinika azy dia mety kokoa
mahagaga fa lefijo tsy mpino indray no manana fahendrena:roll:
24. Veloo ( 13/09/2007 00:51)
ravakamalala [ Valio ] 12-09-2007 21:41:33
Lohateny : Re : miasa alahady!!!
dadie > fa tsaratsara ihany koa ny mamaky baiboly! mahereza!


mitadiava, dia hahita hianareo
25. majesty ( 13/09/2007 05:01)
fijo,miombon-kevitra isika amin'iny,mila mamaky dia mandinika dia mampihatra :D
26. Veloo ( 13/09/2007 13:51)
Veloo [ Valio ] 13-09-2007 02:51:41
Lohateny : Re : miasa alahady!!!
Voalaza teo :
ravakamalala [ Valio ] 12-09-2007 21:41:33
Lohateny : Re : miasa alahady!!!
dadie > fa tsaratsara ihany koa ny mamaky baiboly! mahereza!


mitadiava, dia hahita hianareo


fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2247