mpahandro ny serasera

21. ikaretsaka ( 14/09/2007 17:53)
simplex> milay be lety izany an.. andramo anie e!

simplex> raha be sira loatra ny loaka ka saosisaosy.. dia asiana yaourt nature dia afangaro tsara
.. rehefa tsy tian'ialahy asina ovy
22. xxx ( 14/09/2007 18:54)
ikaretsaka:

Fa resaka i andalana fa asa ianareo raha efa nanandrana ireto sakafo ireto fa tena azo atao mihitsy:

-vorontsiloza sy laisoa: (andrahoina ohatran'ny mampiaraka azy @ laisoa ihany)

-Tripes sy anandrano

-mananasy sy totokena (alaina ny mananasy dia trancher na majinika de atao @ totokena miaraka @ tongolo sy voatabia)

-trondro sy voatavo (thon miala taolana dia asiana voatavo ohatra)

-Riz cantonnais dia asiana paiso sy paoma ny fangarony

_tantely sy moutarde no atao solona ketchup

-Corn flakes sy jus de tomate na orange

- Manga manta sy henankisoa!

-Amalona sy akoho!


Beurrrrkkkk!
23. ftma ( 14/09/2007 20:06)
simplex: amoureux hono raha be loatra ny sira :) asiana siramamy rehefa be sira indrindra ny ravitoto.
na ampiana fangarony hafa.
24. cutie ( 14/09/2007 20:20)
Riz cantonnais dia asiana paiso sy paoma ny fangarony

Manga manta sy henankisoa!

Amalona sy akoho!

reo zao no tiako andramana :)
25. tywa68 ( 14/09/2007 20:21)
Sipagasy : hafa ihany hoa ny sakafogasy ! mampilendalenda (soa fa efa voky aloha vô nanketo !) :-D

Ikaretsaka : zay aho aloha vô naheno an'ireo resety reo e ! misaotra nizara e (ny hahandro azy angambany mbola tsy ho hay !)
26. Rasiligaoma ( 15/09/2007 04:53)
tsy zatra fotsiny i xxx fa tsara ny tripes sy anandrano
dia ilay corne flakes sy jus de carotte, na avoine koa no atao solon'ny corn flakes!
Manga manta sy henan'osy no efa hitako sy nohaniko.. fa tsy ratsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5555