mpahandro ny serasera
1. boubounezy
(
11/09/2007 10:38)
ANAOVANA ANTSO AVO NAREO MAHAY MAHADRO ETO @ SERA2 NA NY LHL NA NY VHV E! NÖNA B MINTSY ZA ZANY RY ZAREO A! AIZA I DIAMONDRA27? I SAMOINA? I FIFFI? I SOANJA? I FASALY? SWOAN? SIPAGASY? VALE? SNS... zé tsy votanisa.MAZAVA HO AZY MOU ZANY FA I BOUBOUNEZY KOU ANISANY LE TSY MPANDALO TSONY:-D AFANAO NY TRANOKALA SERASERA AIZA NY TOKO 3 NAMASANAHANDRO?:miam::miam::miam::miam:
novalian'i Rasiligaoma ny 15/09/2007 04:53
2. Aino
(
11/09/2007 11:43)
boubou naika nandefa ho andry aho efa voasoratra ny ampahan-telony ingedient dia variana t@ zavatra hafa ny masoko nefa ny tanana manindry elabe ny klave ny ord dia lasa bloke tampoka ilay izy!
:x nefa ny makamo ahy manoratra any hireny ilay mila mitady sy mandika ny anarany ilay izy @teny gasy ssss:-o aleo mijery fotsony aloha hoe iz ano ho azy

3. boubounezy
(
11/09/2007 11:48)
:o zany v lé intuition? za mantsy gaga fa itako nangatsika b ny vilany ny sera2 d zay no nanaovako io ka mba alefaso ary lé dikateny sakafony mamanjy é! tsara b ngé zany é! i kallie alou ao no itako efa nampiditra dinika ato @ sakafo FA TENA NÖNA B :miam: MINTSY V ZA ZANJIKELY!!!!:-*
4. sipagasy
(
11/09/2007 13:11)
hhih ka ô retsy ann ndana aloha injy mandeha miantsena dia teneno hoe inn avy ny voavidy tany fa ho avy aho @ angady sy ny harona hahanjo, euhhh @ sotrobe sy vilany mantsy e!!!:-*
5. Kwasi
(
11/09/2007 15:40)
Ko nga boubou tsy manao regime no dia tena manao antso avo mihitsy e:-D:-D
7. boubounezy
(
11/09/2007 18:05)
Kwasi, kallie hatramizay za ry zareo tsy nanao régime é!!!:-D:-D:-D:-D:miam::miam::miam:
8. sipagasy
(
12/09/2007 19:39)
zah koa aloha tsy mbola niady t@ sakafo e!!! mpiakama be mihintsy zahay hihihi:oops:
9. boubounezy
(
13/09/2007 12:18)
ty ny course ataonjy sipagasy a!
kabaro sy sofikoso
anamamy sy sosisy
sô 13
trondro lena....d zé fa handronjy azy eo.:-P;-)

11. sipagasy
(
13/09/2007 17:00)
mmhh manja izy izany akia ry bbnez annn, ka izao ary raisintsika miadana ann,
Ao an-trano moa mazava ho azy fa tsy tapaka tongolo oignon, ail, sy ciboulette; ary koa voatabia na io @ boîte na vongany iny, samy tsara daholo; ny ve-tsin sy ny kob'or koa tsy azo ialàna, ka ndao @ izay ary isika hahanjo.
Ny fanaoko no ataoko io ann, fa samy manana ny fahandrony ny tsirairay e!
Kabaro sy sofinkisoa:
Alonay 1 alina aloha ny kabaro,
Ny maraina dia andrahony @ ranon-tsasany iny ny kabaro ampiaraho @ kub'or 1 na 2 izay itiavana azy,
teneho tokony ho eo @ 1/2h eo ho eo, jerijereo ny ranony sao ritra ann!.
Eo ankilan'izay, teteho ny sofin-kisoa, aza adino ny sira sy dipoavatra kely ary ny ail, somary endaso kely, hakana lokony kely. Rehefa izay dia arotsahy anatin'ny kabaro efa miketrika, dia jerijereo ny fahamasahany, fa tokony hiara masaka ireo. Arosoy miaraka @ vary maina. Aza adino ny sakay, sy ny lasary karoty kely fa tsara ery annn.
Anamamy sy saosisy:
Ny ahy ny anamamy somary edasiko kely @ menaka tsy misaraka @ tongolo ail kely sy sira ary poivra kely. Avy eo ny saosisy indray dia endasina koa e! tsy maka sarotra isika! hihihi, afaka aroso miaraka @
vary koa.
Trondro lena hono no nentin'i bbnezy ann mmhhh aoka hataontsika hoe tilapia fa io no tena fividiko any @ sinoa, hihihi
Rehefa voakira sy voadio tsara ny trondro dia somary tetehina 3, izany hoe ny lohany, ny kibony ary ny rambony e! ny ao aminay moa tsy misy tia lohany dia esoriko akako ro fotsiny iny miaraka @ voatabia vaingany sy tongolo kely.
Raha tsy manana poireaux dia soloy tongolo oignons, somary teteho io dia ataovy lafika @ vilany, alaivo indray ny voatabia @ boîte iny dia somary rasarasao kely dia raraho eo ambonin'ny tongolo, ataovy lafika izany ireo e!, rehefa izay dia apetraho eo amboniny ny trondro efa voaisy tsiro isan-karazany, (sira, poivatra, sakamalaho, ail)somary raraho menaka oliva kely ambonin'ny trondro, saromy feuille d'alluminium dia alefaso anaty la fôro, tsy mila fotoana ela akory fa mora masaka io (thermostat n° 7/8 eo ny fampiasako)ary eo @ 40min raha be indrindra, raha tsy variana mikarajia aho hihihi, dia masaka! arosoy miaraka @ lasary papay, na rougaille voatabia sy ciboulettes, tsy adino ny vary fa izay ny maha malagasy e!!!
Mazotoa homana daholo ary e!!!!:-*

12. mihanta
(
13/09/2007 17:14)
humm direction handeha hanao vahiny any am sipagasy aho(tsy maninona fa za hanao couvert an)
za efa mandray anjara hihinana an
za efa mandray anjara hihinana an
14. ikaretsaka
(
13/09/2007 18:48)
Fa resaka i andalana fa asa ianareo raha efa nanandrana ireto sakafo ireto fa tena azo atao mihitsy:
-vorontsiloza sy laisoa: (andrahoina ohatran'ny mampiaraka azy @ laisoa ihany)
-Tripes sy anandrano
-mananasy sy totokena (alaina ny mananasy dia trancher na majinika de atao @ totokena miaraka @ tongolo sy voatabia)
-trondro sy voatavo (thon miala taolana dia asiana voatavo ohatra)
-Riz cantonnais dia asiana paiso sy paoma ny fangarony
_tantely sy moutarde no atao solona ketchup
-Corn flakes sy jus de tomate na orange
- Manga manta sy henankisoa!
-Amalona sy akoho!

15. ftma
(
13/09/2007 18:54)
ikaretsaka: sakafo sinoa izany e? efa nihinana manga manta sy henakisoa za aloha e
ireto koa fihinana : Concombre sy henakisoa
sosisy sy ravitoto

16. ftma
(
13/09/2007 18:55)
sipagasy: za sendra moule tonga tany ko :)
ho avy za raha ireo no loaka ao :miam:
ho avy za raha ireo no loaka ao :miam:
17. sipagasy
(
13/09/2007 19:12)
zolie Ftma ka injy tonga @ braderie kouuh hhih @ manaraka ovaina ny menu e! hihihi
hena kiosa sy concontre miaraka à tantely koa tsy ratsy annn
Ny fampiasana ny paoma, paiso, mananasy figues,voaloboka maina sy ny tariny indray aloha dia efa fanaoko ihany e! indrindra miaraka @ 'salady mifangaro voraka' hoy ny zanako izay hihihihi na vary io na semoules, na paty koa dia afaka ampiarahina @ voankazo aby e! @ ilay salady voraka mifangaro.
:-* tongava nofo daholo izany rehetra izany e!!! miammmm:-*

18. ikaretsaka
(
13/09/2007 22:17)
ftma> sakafo gasy izany ka, fa any @ faritra samihafa sy fataon'ireo gasy diaspora
19. simplex
(
14/09/2007 09:07)
ok ok
merci sipagasy @ le resety alou e ^:^^:^
ika,
vorontsiloza sy laisoa zany ve ho azo hanina le? :roll: tsy haiko fa otran'ny bizarre be zany hoe akoho/vorontsiloza asiana legumes zany kle 8) aleo andrahoina mitokana izy roa :P
ary hono wa ry zalahy sy ry zavavy,
ahoana ny fika ra be sira ny loaka. Loaka tokony ho ritra fa tsy hoe tapohana rano an. :P