Tsy haiko izay atao loha-teny :)
21. ikaretsaka
(
13/09/2007 05:55)
pissoa ..poika ..diso izany: ny saotra=anarana kosa e!
jereo: ny dera sy laza ary saotra:wink:
majesty:
ie Miova tokoa ny anarana rehefa any @ tany hipetrahana..
Ohatran'ny vazaha ihany io e.. Antananarivo lasa Tananarive
Toliary=Tulear
London lasa Londres
Ny Pierrot izao lasa mihitsy hoe Peyo rehefa nipetraka tany chine
ny tena original dia io Yhwh io ka
dia andramo
fa raha jiosy liberal! ka tsy misaina intsony ilay hoe "bedy ny milaza ny anaran'Atra" anontaniana:
dia raha Galileanina izy manao Yaveh.. dia raha nipetraka tany hafa (Jodea) izy dia Jovah no iantsoany azy.
ohatra velona.. mandehana any israely any @ tany masina fa hitanao eo no ho eo ny fiovany @ fiantson'ny olona azy
Yerushalayim lasa Jjjerossssssalema
fa ny tanjona nahatonga ny "firaisam-pinoana" nanary an'io nanova azy hoe l'eternel sy Andriamanitra.. dia ny mba ialana @ izay indrindra

23. fijo
(
14/09/2007 22:38)
majesty,tena miova ny anarana arakaraky ny tany ka.
ohatra,ny lehibeana andian'olona ,dia azo antsoin ahoe chefo, eto frantsa,
lehibe ao tana,lonaky any antefasy.
gasynamana,azoko foronina le sipa na tsy misy aza ka.
jereo ED andriamalala.ataoko misy ao an tsaina fotsiny izyary mety hividianako akanjo sy kiraro sy peratra sns.

24. gasynamana
(
15/09/2007 11:26)
Tsy ho afaka ahita sipa ao an-tsaina ianao raha tsy misy vehivavy sahala amin'io olona forononao ao an-tsaina io.
Ohatra: tsy afaka ny hanofy sipa lava volo aho raha tsy misy sipa lava volo any ho any. sns...
Majesty: Ny tena anaran'Andriamanitra dia "Ilay MISY" (amin'ny teny malagasy fa misy dikany amin'ny teny rehetra io). Ny fiantso azy kosa raha ny Baiboly no jerena dia misy telo samihafa ao amin'ny boky dimin'i Moizy. Ireo anarana ireo dia nipoitra avy tamin'ny fifandraisan'ny vondron'olona maromaro tamin'Andriamanitra. Marihana fa ireo anarana ireo dia tsy misy idiran'ny teny anglisy sy teny frantsay na kely aza. Samy avy amin'ny teny hebrio aby ireo. Azo atao ny mijery ny dikan-teny voalohany.

25. gasynamana
(
15/09/2007 14:47)
Nafenin-ndry zareo Jiosy mantsy izy io mba tsy hanononana foana ny anaran'Andriamanitra araka ny voalaza ao amin'ny didy folo.Voalaza fotsiny hoe "YHVH" io anaran'Andriamanitra io ka ry zareo Romana araka ny fahafantarako azy no nanamboatra azy io ho lasa hoe "YAHVEH" ary taty aoriana hoe "JEHOVAH" izay lazain'ireo mpandinika fa dikan-teny diso ihany satria tsy mahalaza an'ilay tena anaran'Andriamanitra.
Somary diso kely koa ianao eto. Marina fa tsy mba manonona ny anaran'Andriamanitra mihitsy ny hebrio, eny fa na dia hatramin'izao aza. Voasoratra ao anatin'ny Baiboly daholo anefa ireo anarana ireo saingy rehefa mamaky azy ny hebrio dia mampiasa ny teny hoe: "Tompo" fa tsy manonona an'ireo anarana ireo mihitsy.
26. inhbrab
(
19/09/2007 07:30)
T@ voalohany iray ihany ny fiteny teto ambonin'ny tany, tamin'zany anefa ny olona efa nifanerasera tamin'Andriamanitra, midika izany fa nisy teny iombonana fiantsoan'izy ireo an'Andriamanitra tamin'zany izay ihainoan'Andriamanitra azy ireo. Rehefa te hanangana an'ilay tilikambo avo dia avo ny olombelona dia tratran'ny fahasamihafan'ny fiteny! ka tsy nisy nifankahazo resaka mihitsy. Kanefa izy ireo isa-tokom-pitenana dia mbola nahay nifandray tamin'Andriamantira ihany taty aoriana. Na dia mety tsy ilaina intsony aza ny mahalala ilay teny niantsoana an'Andriamanitra tamin'ny fiteny mbola iray monja dia mahaliana ihany!
27. majesty
(
20/09/2007 05:35)
Inhrab:ka izay indrindra mantsy wa,mba mahaliana ny mahafantatra azy.
Gasynamana:tsy hoe tsy nanonona ny anaran'Atra ry zareo hebreo fa rehefa manonona an'io izy dia ataony fotsiny hoe "YHWH" izay tsy hay hoe ahoana ny famaky azy,fa dia natao fotsiny hoe ADONAI izay nadika taty aoriana hoe Lord sns.