Ny "SHOW-BIZ" eto Madagasikara: Tandindon-doza!
1. zoubelou
(
10/09/2007 17:17)
Mahatsikaritra isika fa miha-tsy mahazo olona ireo fampisehoana tato ho ato. Inona ny antony?Taloha, raha maimaimpoana ny fandefasan'ireo mpanakanto ny hirany any @ haino aman-jery , ankehitriny dia raha tsy mandoha vola tsy mmandeha ny sangan'asa...Ny nahatonga izany dia ny fahazaran-dratsy nataon'ireo mpamokatra sasany. Mandrora mintsilany izy ireo ary manapotika ny showbiz satria tsy ny kanto intsony no vohizina fa ny vola...Izay mandoha vola no mandeha fa tsy izay kanto intsony. Ka hanao ahoana ny showbiz malagasy afaka taona vitsivitsy?
novalian'i zoubelou ny 11/09/2007 09:59
2. lemenakely
(
10/09/2007 20:41)
zoubelou:
Mahatsikaritra isika fa miha-tsy mahazo olona ireo fampisehoana tato ho ato. Inona ny antony?Taloha, raha maimaimpoana ny fandefasan'ireo mpanakanto ny hirany any @ haino aman-jery , ankehitriny dia raha tsy mandoha vola tsy mmandeha ny sangan'asa...Ny nahatonga izany dia ny fahazaran-dratsy nataon'ireo mpamokatra sasany. Mandrora mintsilany izy ireo ary manapotika ny showbiz satria tsy ny kanto intsony no vohizina fa ny vola...Izay mandoha vola no mandeha fa tsy izay kanto intsony. Ka hanao ahoana ny showbiz malagasy afaka taona vitsivitsy?
il n'y a pas feu sans flamme hoy ny vazaha ....iaraha-mahalàla koa fa ny haino aman-jery tsy mandeha @ izao fa mila vola toy ny publicité sy ny fiaraha-miasa ! ...raha amiko manokana aleo hisy fandoavam-bola dia anjaran'nympihaino no mitsara raha mety aminy ilay hira sy ilay mpanakanto na tsia ....IZAY IHANY AMEN...
3. mandrak
(
11/09/2007 07:27)
mety mitsy zay @ zay tapaka ny tongony reny mpihira amateur reny, misy matsy ny sasany tena manala baraka mitry :?
4. zoubelou
(
11/09/2007 08:40)
mandrak: Ka zay indrindra: Ireny hira amateur ireny mihitsy ange izao no mihamameno ny haino aman-jery e!Sesefany saosy be fotsiny ireo station radio sy télé dia mandeha sy "mattraqué" ho azy ny hirany na dia hira "tsisy fotony "ary. Ka raha izany no mitohy dia lasa "tsisy fotony" ny mozika malagasy atsy ho atsy. Zay ange le izy eeeee. Mba saintsaino ange e
5. agoago
(
11/09/2007 09:51)
E zany izy hoe show biz, show business no niaviany zany, lasa hoe biz, bizna hoy ny gasy. Vola no mikaoty ao.
There is no business like show business!
There is no business like show business!
